Tsy vaha olana ny misambotra sy mampiditra am-ponja

1. Ralaibozaka ( 29/01/2009 12:40)
Na gadraina i Andry, i Roland na i Dolin, raha mbola tsy miasakafo araky ny tokony ho izy ny vahoaka dia mandry andriran'antsy io fitondran'i Ra8 io. Ka na ho ela ny ho haingana dia mbola maneho ny hatezerany vahoaka.
Amidio any io Force One io dia mividiana tracteur hamokarana ny tany saika homena an'i DAEWOO.
Madagascar tsy cas isolé, jereo anie ireny émeutes de la faim tany Afrika ireny.
répondu par bezoky le 29/01/2009 16:50
2. TWING ( 29/01/2009 12:50)
milay zany hevitra zany ary tena hitovizako hevitra mihintsy.

l'utile avant l'agréable.


ilaina ny mi voyage ho an ny filoha fa ataoko fa tsy mila 500 milliards fmg vo afaka mandeha izy.

averiko ihany, raha sahy i ra8 dia toroy hevitra izy hividy LIMOUZINE indray dia hita eo e.lol
3. Mirananirina ( 29/01/2009 13:08)
Na ividianana bus gratuit
4. xxx ( 29/01/2009 13:30)



Ny tokony ho izy dia izao: Tsy managadra olona intsony Ravalo raha tena lehilahy, fa tokony ho izy no manolo-tena ho gadraina amin'ireo heloka be vava vitany: Fandorona ny RNM, ny TVM sns...
5. yvonKEL ( 29/01/2009 14:34)
Zay fona le mahavoa ny oul:mieritreritra zavatra ho azo kidaona foana;manin raha miezaka miasa,mamorona fidiram-bola ho an' ny tena toy izay manofy hiandry ny fanjakana fona.mety na ny mitana angady aza tsy hay sady tsis depense firy ka hoe tracteur ;mbola mila vola koa ny carburant:tsy mety @ le miandry mana latsaka
6. Ralaibozaka ( 29/01/2009 15:28)
Tsy misy développement possible raha tsy mi-intervenir ny fanjakana. Na dia ny sécurisation des hommes et des investissements fotsiny aza.
Miara miaina ny crise financière internationnal isika izao, fa mba hevero kely hoe raha tsy nisy ny fanjakana maro samy hafa mi-farimbona mitady vaha olana, (isan'izany ny fanomezana VOLA BE !! Na ny ULTRA-LIBERAL ohatran'i USA aza tsy maintsy nanao izany.
Crise ihany koa ny eto Madagasikara koa maninona no ho diso raha mangataka fandraisan'anjarany fanjakana amin'ny voalohany ?

yvonKEL:

Zay fona le mahavoa ny oul:mieritreritra zavatra ho azo kidaona foana;manin raha miezaka miasa,mamorona fidiram-bola ho an' ny tena toy izay manofy hiandry ny fanjakana fona.mety na ny mitana angady aza tsy hay sady tsis depense firy ka hoe tracteur ;mbola mila vola koa ny carburant:tsy mety @ le miandry mana latsaka



7. Veloo ( 29/01/2009 16:27)
Ralaibozaka [ Valio ] 29-01-2009 13:40:25
Lohateny : Tsy vaha olana ny misambotra sy mampiditra am-ponja
Na gadraina i Andry, i Roland na i Dolin, raha mbola tsy miasakafo araky ny tokony ho izy ny vahoaka dia mandry andriran'antsy io fitondran'i Ra8 io. Ka na ho ela ny ho haingana dia mbola maneho ny hatezerany vahoaka.
Amidio any io Force One io dia mividiana tracteur hamokarana ny tany saika homena an'i DAEWOO.
Madagascar tsy cas isolé, jereo anie ireny émeutes de la faim tany Afrika ireny.


marina ny anao ^:^ ^:^
8. bezoky ( 29/01/2009 16:50)

Vahaolana tsara mihitsy raha gadraina ireo mba hampandroso ny firenena, satria ireo foana no mpanakorotana sy tsy maty manota, ary aza miandry ny tolora-potsiny foana koa e! Mila miasa vao mihinana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1358