dia ho lasa fanao tokoa ve izao e ? fandrobana tsisy farany

1. ragaldybe ( 29/01/2009 08:05)
efa mandeha izao ny viva
miodikodina letsy (mahaleo) ny hira mandeha ao izao
tena miodina tokoa satria ho lasa fandrobana fananan'olona tsy manatsiny indray izao no fandehan'ny fiainanan eto Madagasikara.Dimamolo mahery tany ho any ny magazay lehibe vaky afatsy ireo majinijinika tsy ho voatanisa,raha vaonmisy irika kely defa mitangorona dia mandroba.
Ny an'i Mox moa dia nadio tanteraka fa taratasy sisa niparitaka tao antrano nohon'ny heviny ihany io.
Ka raha sanatria ka i andry Rajoelina sy ny ekipany no mitondra eo ka tsy hahavita izay nifaneneky tamin'ny vahoaka dia ho robaina koa ve izy :?: :?: :?: sa efa hevitra sy tetika fanao indray izao :idea:
tany antsirabe dia nandray fitenenana tamin'ny radio-paritra sy tv paritra ny deputé taloha izay vao avy nivoaka ny Fonja R.M. nanafatra ny vahoaka mba hitony.Marihiko fa ny fanana'drangahy io dia nopotehina sy nodorana avokoa ary mino aho fa faly ingahiraniny amin 'ny fahapotehan'ny magros sy ny magazay karana sy lehibe tao Bira izao !
tsizy rery
fa izay ho aho e ! hatao fanao eto amin'ny firenena ve izao !
koa dia efa mila mailo izany izay hitondra eo fa tsy ho menatra intsony ny vahoka handroba azy ireo raha ho toy izao foana kou !
répondu par xxx le 29/01/2009 14:07
2. Noue ( 29/01/2009 08:18)
Ny « LOJIKAN'NY FIFANDONANA » tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka
amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin'ny Oniversite iray antsoina hoe "
3. mion ( 29/01/2009 08:35)
Bon , tafiditra le resaka de mba hizara ze fantatro koa aho,
Tonga ao anatin'ny tontonlon'ny "FRANC MACONS" isika ry vahoaka ka ho sarotra ny hialana ao raha tsy miray hina sy mandinika tsara.
i andry RAJOELINA dia manipulern-ny franc-maçons (jereo @ internet ny dikany) , ary ireo tetika voatanisa tetsy ambony iretsy dia exactement ny stratégie an-dri zareo. jerevo @ Internet ny mombamomban'ny ILLUMINATI fa ireo no atidoha mikotrika ao anatin'ny lohan'i TGV.

Frantsay no tena atidoha franc-maàon
4. xxx ( 29/01/2009 14:07)
Ireo nampiditra an-Dravalo teo ireo ihany no nampianatra ny fandrobana, tsy vao izao no nisy an'io, eran'ny madagasikara efa nandroba ny mpomba an'i Deba tamy 2002, fa izao fandrobana noho ny fahantrana.

Izay indray ilay resak afranc maçon, fa io Ravalo nareo io angaha anjely ? anontanio izy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0557