NY ANTONY MATONGA NY BANDY HAMPIRAFY HONO E!!!!!!

1. bounany ( 28/01/2009 12:05)
Salut!
Philosophie ihany ty an!
Nisy rangahy prof philo nay zay oa t@zay t@ terminale:
D hoz lery t@ zay: "Fantatrareo ve ny antony mahatonga ny bandy hampirafy!
Eny hoz ny mpianatra.
Teneno ary!
"Mampirafy ny bandy 1 satri tsy ampy azy ny sipa 1 na ny vady 1 de lasa mampirafy izy, mila sipa hafa izy nefa tsy mety zany!"hoz ny mpianatra an!
D hoz le prof: "Diso be zany! Zao no antony matonga ny bandy hampirafy! Tiny be lôtra ny vadiny na ny sipany d mapirafy izy!"
D gaga ny mpianatra! Zan ve ramose! Tsy tokony hifanohitra @ zay ve no tokony hataony raha tiny be ny vadiny na ny sipany! Mba hazavao oe ramose!
Tiny lôtra ny vadiny de lasa tsy omby ny tratrany ny fitiavany azy , may be ny tratrany zany e de tsy zakany tsony ka mila zaraina @ hafa le fitiavana sôde mipôka ny tratrany !

ZANY HONO! RESABE ALOHA E! NY PHILOSOPIHE DE HO PHILOSOPHIE IHANY! TSY TSARA NY MAMPIRAFY, FOTOTENY RAFY! TSY FAHENDRENA FA FAHOTANA!
répondu par pssid02 le 06/02/2009 20:03
2. Mirananirina ( 28/01/2009 13:08)
Danz dray zany an :lol: :lol: :lol:
Aleo fidèle ihany e,
3. ikaretsaka ( 28/01/2009 14:32)
resaka filana io e.. na be loatra le filana de mila ariana any ivelany.. na tsy ampy dia mila ampiana any ivelany
4. ralthe ( 28/01/2009 17:25)
Ny mahatonga an bandy mampirafy de betsaka ny mizara maimaimpoana na @ vidiny mora :lol:
5. sitlo ( 28/01/2009 21:19)
Ny mahatonga ny olona hampirafy?
Tia hisaraka izy nefa tsy tia hisaraka.
6. zoukimi ( 28/01/2009 22:58)
Mandrezatra ravitoto sy hena-kisoa izy dia mba mitady loaka hafa indray e! Fa tsy hoe tsy tia ravitoto akory izy raha mba mihinana tsaramaso na hena-baolina sns ... :lol:
Ary aza anontaniana ny anton' izany fa ny hetsi-pitiavana tsy fanontany!Italic text
:*
7. gidrokely ( 29/01/2009 12:39)
:( misy kao io le sipa no mamoa-tsampona @ ankapobeny :twisted: :twisted: :twisted: de mba aleo koa za hamaly e! samy dadany io, hay iano moa mamany
8. ikaretsaka ( 29/01/2009 19:38)
ka efa ho resaka filana io..
mila manary ny be loatra na mila mitady ny tsy ampy
9. Papoose ( 29/01/2009 22:06)
raha mila miresaka koa v de mampirafy leee!!! ^^
10. Koditra ( 30/01/2009 12:10)
Papoose : zà te-hampirafy fa ndao iresaka :-D :-D
11. ainaheri ( 31/01/2009 08:01)
Mirananirina:

Danz dray zany an :lol: :lol: :lol:
Aleo fidèle ihany e,


D tena fidèle marina ve?? Aleoko Castro ka;-)


12. Mirananirina ( 31/01/2009 14:55)
D tena fidèle marina ve?? Aleoko Castro ka

ie izay indrindra,namana lhl ange tsy midika inona e.
mila manary ny be loatra

o ry iKaretsaka:inona indray izany hariana izany fa be loatra
13. pssid02 ( 06/02/2009 20:03)
:-D :-D :-D de aona ko zany ny vehivavy tia be ny vadiny? :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.078