HO FAIZIKO MAFY ANTANANARIVO AORIANZAO

1. xxx ( 28/01/2009 09:09)
Tsy maintsy izay zao no ao an'erirtreritry Prezida rehefa ho tonitony ny rano! fa de efa miomana isika satria heveriny fa TGV daholo isika tananariviens rehetra , nefa mba tokony hosaininy ihany alohan'ny hamaizana an'Antananarivo fa misy olona mankasitraka azy ihany fa tsy atao iray garaba miara tapatenda hatramin'ny mpomba azy
répondu par nororavel le 28/01/2009 20:54
2. xxx ( 28/01/2009 09:16)
Izay indrindra no tokony hamongorana azy eo satria dia olona RENCUNER be tsy misy toa azy i Ra8.
Jereo i Fianar? i Pety no nanao ny nataony dia ny Betsileo no faizina!!!
3. andrywui ( 28/01/2009 09:20)
rehefa ho faiziny de aleo miara maty eto hatramin'ireo mpisolelaka aminy e!! firifiry reo namany nivadihany zay! ka miara bombarder eto isika ry TIM isany o! nareo ko anga tiany zao fa tsy nahavita mission afa-tsy ny fandrobana
4. xxx ( 28/01/2009 09:26)
esssy !!! hitsoaka any mozanga fotriny ah no mpetsaka defa tsy azony amzan kalé
5. sitraka1 ( 28/01/2009 09:28)
Na hanafay izy na tsia de inoana fa anatra ho azy ny zava-misy. Tsy mpomba n'iza n'iza za fa rehefa tsy mety ny ataon'ny mpitondra de ny vahoaka no manafay azy. Na hi-rebondir aza izy avy eo de hisaina alohan'ny hanaovany zavatra.
6. tsiafoi1 ( 28/01/2009 09:30)
Ny vazo wa mitovy ihany fa aza maimay hita rano, zao saiky lanin'ny mamba???

Miasà de miasà fa aza lany andro manao otri-po zany... Ny fotoana mandeha, zao mbola tratran'ny crise indray!!! Tsy aleo zay ahitana sakafo hamelomana ny papoose no atao... Avo lenta loatra ny resaka politika ka tsy natao ho an'ny olon'ny fo
7. tsikivy01 ( 28/01/2009 09:42)
Fiaizo ny zanak'elà sy ny vadin'ialahy ary ny renin'ialahy ! Famaizana ve tsy misy toy izao ko inona indray ! Dia ho hita eto zay fay e ! :evil: :evil: :evil:
8. andrywui ( 28/01/2009 09:42)
anga mbol mis kriz zao ?? vao eo i tsyafoi no nibata vary be iray gony sy macaroni sy byba sy menaka sy ronono ,jambon ,mortadel -ka zao sahady ve defa lany ? sa nanaovana fety be nanasana olona ? tsy mba afaka 3 na 4 bolana any ahay itsiafoi vao mitaraina krizy
9. tsikivy01 ( 28/01/2009 09:43)
Nahazo menaka tany amin'i Tiko angaha i XXX ka tsy aleo mivarotra ny azo e !
10. andrywui ( 28/01/2009 10:09)
tsy niafina amin xxx zany tsyafoi fa mibaribary be io ny anarako oe andrywui a!! efa tena mipanik ve enao sa nihinana voanemba
11. xxx ( 28/01/2009 10:46)
alefaso ny famaizana fa zahay ko mahatanty matoa manohitra e! ze iray ndray mirefotra fanindroany eto ! na tananarivo na ny mpitondra ! hifamaly faty eto zany ko!
12. ndenn ( 28/01/2009 10:46)
Mba jereo tsara ihany aloha ny antokon'olona tena nikotrika izao zavatra nitranga izao rey olona ô , @ko dia manenika hatrany ampita izy io, ary tena tsoriko aza fa na ny amerikana sy ny sinoa ary ny karana ,ny eropeanina ,dia nandray anjara t@ izao korotana izao ankolaka .Dia isika samy gasy no afa-baraka .
13. xxx ( 28/01/2009 10:48)
alahelon'ny malagasy efa nikotrika ela tsy levona fotsiny io ry ngah fa tsisy Amerikana sy sinoa zany a!! alahelom-pahoriana tsy zaka intsony io!
14. andrywui ( 28/01/2009 10:50)
F'HITA KO MAFY LOATRA ZAY NENTINA TEO IZAY FA ANKOATRA NY FAHORIANA NIFANINDRANDALANA TAMINY TEO KOU NY DIDY JADONA! NDEHA MAHAZO ERY OZY NY MALAGASY
15. andrywui ( 28/01/2009 11:19)
Tsy nandeha mihitsy ny Firenena tao anton'ny 7taona ndarangidiny !vao maika nahantra total ny vahoaka! zara ra nihinana sy nitafy ! de tsy hita intsony ze fika fa maloto eo imason'ny olona sy izao ttlo zao ny fitondrana de navela mihitsy ho potika any ny tanana (MANINN ARY HOY IANAO NO NOMENA BAIKO TSY HIARO MIHITSY NY MIARAMILA SY ZANDARY EFA ZATRA MOLAMOLA AMIN LAKRIMOZENA SY TIFITRA ISAKY NY MISY ZAVATRA KELY RENY) de amzao afka amin'ny ampahany kely aloha ny fitondrana oe avy amin le korontana teo no mampahantra anareo an?? fa tsy zaho an??
16. AFLN ( 28/01/2009 11:38)
Elà irery angamba no nihanahantra eo fa zay mahazaka na 100000 Ar aza ny litre ny menaka.
Sady mahantra tsy manakohanina ve nareo tgv de maharoba olona sy mahataona vary @ gony sa mifoka rongony daolo de very saina.
17. andrywui ( 28/01/2009 11:43)
tena otrizany lohanareo zany mihitsy ny lohan'ny mpitarika anareo!!de mbola sahinao ihany no miteny fa mahasahy mividy menak 100000fmg ny litatra ?? tena mandatsa ny malagasy 80% ianao ary maneso ny fahantrany ! mampalahelo ianao ! mbola hanody izany indray andro any ! fa ny malagasy 80% tsisy hohanina hatramzay ko nareo mahavidy menaka 100000fmg tsy olana aminareo ! ary sao de mba ny volambahoaka ko aza zany ahodinareo tsimoramora ao zany fa na directeur be aza tsy vita zany
18. xxx ( 28/01/2009 11:48)
100000ar fa tsy fmg izy teo tena demony elah kalé!! omeo ny mahantra ry lety refa tsy lany fa de menaka fotsiny ve nefa any misy tsy mahita mitsy na mangazo aza a
19. ndenn ( 28/01/2009 11:50)
Ka tsy maintsy misy hifandraisany foana @ ny any ivelany anie ny toekarena sy ny politikan\\\' ny firenena é ,raha tsy ho vitanareo ny mandahatra izany satria ianareo ao antoerana dia mba raiso ho fanampiana ho anareo @ nay aty ivelany izay anjara andraikitray manoloana ny fifandirana ekonomika sy politika misy eran\\\'izao tontolo izao , inoako fa ny asa vadi-drano tsy vita tsy ifanakonana araka ny tenin-drazana ,raha ny malagasy ao Mada irery tsy hahatohitra ny fisamboaravoaran\\\'ny lojikim-pifandraisan\\\'ny tsena iraisam-pirenena misy @ izao fotoana izao ,fijerena tsy miangatra mihintsy no hitenenako an\\\'izany , 7 000 000 000 ~d\\\'habitant no eto an-tany , dia mba diniho hoe ahoana no fomba hialana @ fahatrana mianjady @ vahoaka malagasy @ izao fotoana zao .Ny tanindrazana no kitro hifaharantsika mianakavy na aiza na aiza toerana misy antsika ,ary amiko dia tena tsy mety ny fanimbana sy fandrobana ny kely misy ao an-toerana na dia tsy an\\\'ny firenentsika aza izany.
20. AFLN ( 28/01/2009 11:52)
Anatero mangazo androany ny mahantranla de tsy hiada intsony izy radem fa hiandry mangazo avy any amla ndray.
De Mazotoa manatitra fôna e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2963