vaovao farany any am kartie na faritany tsirairay,lazao eto
1. xxx
(
27/01/2009 15:26)
ZE VAOVAO MISONGADINA ANY AMITSIKA REHETRA NA ANY AM FARITANY DE ALEFASO ETO HAINGANA MISY AHAFANTARAN'NY OLONA NY ZAVATRA HITRANGA
répondu par OoRakotooO le 27/01/2009 20:25
2. andrywui
(
27/01/2009 15:28)
TSA MISY FA MANGINA NY TANANA !TSA SAHY MIVOAKA ABY NY OLO! AH ZAO MBA MANAO VAKANSY DE MIHIBOKA ATO KOA FA MATAHOTSA
3. patrick2002
(
27/01/2009 15:41)
tsara izany vakansy nao izany ,tandremo fa sao dia hampanaovany ra-8 vakansy any tsiafahy ianao. :-D :-D
6. tolipy
(
27/01/2009 20:13)
vaovao marina tompoko lazaina, aina vahoaka iray tanindrazana jerena, aoka adipoko hajanona, tsy mendrika antsika intsony izany, tsy mpomba nizaniza aho. misaotra tsika jiaby, na morondava, na mahanjanga, tamatavy, na tana, na nosybe...jereo ny ho avy! :( :( :( :( :(
7. OoRakotooO
(
27/01/2009 20:25)
Toamasina: On confond les intérêt de Ra8 ave ceux des merina, donc émeute en cours mais l'armée et quelques groupes du Tamasina tonga saina essayent de s'interposer. Selon observateur : ils ne vont pas faire le poids longtemps