RADIO ANTSIVA MIVANTANA MADA MANOME NY VAOVAO
1. beza
(
27/01/2009 12:52)
Ity alefako eto ity ny radio antsiva e
skype no handefasana azy ,
mba misy vaovao azontsika raisina ihany
tsy mpiandraikitra ilay radio za
fa mba tahaka antsika mila vaovao
ka ity ny lien
http://www.beza.info/mada
skype no handefasana azy ,
mba misy vaovao azontsika raisina ihany
tsy mpiandraikitra ilay radio za
fa mba tahaka antsika mila vaovao
ka ity ny lien
http://www.beza.info/mada
répondu par xxx le 22/02/2009 14:16
3. ajnah
(
27/01/2009 16:25)
misaotra anareo noh ireo lien ahafahana manaraka vaovao any dago ireo, fa saingy asa noho ny tranga any an-toerana @ zao fotoana zao ngamba dia tsy mandeh izy reo fa misy fahatapahana
