Ts mbola nis otr'ity re olon 'a!

1. TGround ( 27/01/2009 06:43)
Eto am tanana nis kil nahazo ordi complet sy table mixage miarak'amin bafle maromaro, m'style ry zalah fa adobony mafy ny matos, tena tsy nofy ty iainan'ty fa tena marina, otran'ny mbola manonofy ny sasany manko.
Soyez prudent dans toutes les situations.
répondu par Papoose le 04/02/2009 22:16
2. falyfenosoa ( 27/01/2009 07:16)
Araka ny fantatra dia ireo orinasa manana fifandraisana @ ravalomanana na nahazo tombotsoa manokana tamin'izao fitondrana izao no novakian'ny olona.
3. lemenakely ( 27/01/2009 07:20)
TGround:

Eto am tanana nis kil nahazo ordi complet sy table mixage miarak'amin bafle maromaro, m'style ry zalah fa adobony mafy ny matos, tena tsy nofy ty iainan'ty fa tena marina, otran'ny mbola manonofy ny sasany manko.
Soyez prudent dans toutes les situations.



Azo @ makarakara ireny dia hivoaka @ kiloadoaka e
4. Naou ( 27/01/2009 08:46)
Na de zany aza de tsy rariny kosa lay manararaotra ny fananan'ny olona e! De migeste ve lay olona fa oe nahazo? Tsarovy fa misy farany daholo ny zava-drehetra e! Tsy ainareo ange raha nisy mpitsikilo teny @ manodidina teny ka ho raisim-potsiny atsy ho atsy e!
Samia mivavaka mba hilamina ny firenena re olona a!
5. fahamarinana ( 27/01/2009 08:58)
:arrow: mba misy rohy azo apetraka ve eto ry zareo fa tsy haiko ilay tranga ,misaotra miloha izay mahavita izay. (l)
6. Lejoba ( 27/01/2009 12:39)
http://tvgasy.blogspot.com
ohatry ny TVplus no manao azy io
7. Papoose ( 27/01/2009 13:39)
idiran'ny rivotra!!!!
8. hana ( 27/01/2009 15:15)
http://fobfib.ifrance.com/
9. Mirananirina ( 27/01/2009 16:13)
Andray tena tsy rariny kosa e.Misaotra ireo nanome vaovao.
Ary misy simba ve ny fafanandra8 sa tsy nisy, no dia nizaka ny vokany ny vahoaka.
10. mala ( 28/01/2009 01:41)
lé tsy nahazo ny anjarany ané no tena b menmenona eto zany é...
Aleo mba hidobodoboka fa efa ela no naniriny an zany
11. xxx ( 30/01/2009 11:57)
tena marina zany
12. Papoose ( 30/01/2009 17:30)
tsy betsaka koa v ny nahazo machine a laver sy salon complet eee :^)
13. Noue ( 30/01/2009 18:30)
efa nanomboka ny fisavana trano eee!
14. xxx ( 30/01/2009 19:41)
Leo kosa ny vahoaka ko!Ela loatra zay nijaliny zay !Tokony mba hisaina @ zay reo lohandohany reo fa tsy faly ny hanangona foana.
15. Papoose ( 02/02/2009 18:24)
ie de lasa ny vahoaka ndray no mba nanangona teo
16. roccoo ( 03/02/2009 07:22)
Noue:

efa nanomboka ny fisavana trano eee!



tô oe mis pôlis fôsk ndray on nge tratra oe nisava trano e!
17. Papoose ( 04/02/2009 22:16)
:-D klown koa zanyyy, mbola saika handroaka ny efa any an-tranon'ol koa!! ah zalah!tsss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6323