MANOMBOKA NY KRIZY TSY VARY TSISY MENAKA sns aiza TGV ?
1. nyavo2000
(
27/01/2009 06:31)
Efa manomboka ary izao ny krizy satria izay no tena fanirian'ireo TGV na dia efa nampahahalalàna mialoha izy ireo ny vokatry ny fihetsika tafahoatra:
* Mila vahaolona izahay ry TGV isany o! varoty amin'ny vahoaka ny vary sy menaka
fa tsy misy intsony eny an-tsena amin'izao miteny izao,
ataovy 300 ar ny Kg dia 1000 ny menaka fa izay no mba zakanay amin'izao fotoanan'ny krizy izao......
Mino izahay fa tsy haka tombony be amin'ireo zavatra norobaina teny @ MAGRO sy ny fivarotana samihafa ireny ianareo fa hitsinjo anay madinika nampilaharinareo !

répondu par aikon le 31/01/2009 07:34
2. heidi
(
27/01/2009 06:38)
izany foana koa anie e! raha vao misy rotaka kely dia any am am vahoaka MADINIKA no miantraika ny krizy rehetra....
tsy ho tafavoaka mitsy e!
tsy ho tafavoaka mitsy e!
3. tsiafoi1
(
27/01/2009 06:42)
Kenda ny vomanga nasesika ka ho aiza eo intsony e, ny mandoa azy hivoaka sisa no azo atao
5. nyavo2000
(
27/01/2009 06:53)
f'angaha tsy efa ny TGV izao no eken-teny e sy mitondra!
Avoay nama ny vary sy menaka a! dia lany sahady ve ny nalaina teny amin'ny MAGRO le ?
Noana ny vahoaka a! ampiasao ny fahaizanareo miasa ry TGV ! aza miala bala!
Avoahay aloha ny vola ao amin'ny commune ao dia hividiana vary hoan'Antananarivo f'efa ramaka daholo ny pokna nandeha nilahatra sy nanao mission e!
Tsy ho vita eo idnray ange ny famakiana ny tobin-dasantsy sy ny banque centrale ! io izao no tena bizna azo antoka sy mora hahazoana vola ho an'ny vahoaka madinika mitolona !
Miandry izahay ry TGV o!
6. rixes
(
27/01/2009 06:55)
ka zao n vokany rehefa te homena an'i MACRO irery ny fitatanana ny vary-menaka... :-D
7. xxx
(
27/01/2009 07:00)
K'hita koa nareo ihany no te hanaiky ny hitantana ny vary sy menaka ho an'i MAGRO eo koa, tsssssssssss
8. nyavo2000
(
27/01/2009 07:02)
K'efa lasanareo ange ny menaka sy vary dia ataovy ze mety !
F'ianareo ve vendrana daholo e! toa tena tsisy hilàna azy ireto TGV ireto,
f'angaha tsy mba noheritreretina ny après grève sy après androbana le!
Aza mba mifamitaka moa nama a! izao ve no lokaloka teny ambohijatovo e?

9. diamondra27
(
27/01/2009 07:13)
ka tokony alefa am zay ny bizna glasy a lait le mpanao bizna serasera am zao
le yaourt retra zany tsy mba nisy nibata fa le vary tam gony ihany no hita tam video
le yaourt retra zany tsy mba nisy nibata fa le vary tam gony ihany no hita tam video
10. DMX
(
27/01/2009 07:13)
mety efa nafaran'le Andry TGV-ndoza iny koa angamba le menaka 2000Ar ko , sady zany no efa nireharehavany teny Ambohijatovo
11. lemenakely
(
27/01/2009 07:14)
Ahitsiko kely , tsy vao izao no nisy toe- tsaina manitrika sy fanaovana varo- maizina fa efa t@ 2e république , na vary na savony na menaka...
Ny fahorian ny sasany ifalian ny sasany!
Efa misy karazan olona niandry izao korontana izao hanararaotana!
Hisy ahatsangana villa indray izao @ ity varo- maizina ity
Ny fahorian ny sasany ifalian ny sasany!
Efa misy karazan olona niandry izao korontana izao hanararaotana!
Hisy ahatsangana villa indray izao @ ity varo- maizina ity
12. ngoiha
(
27/01/2009 07:48)
Rehefa tsy tonga saina am'reny zavatra reny ingahy TGVendrana dia tena tsy izy intsony,kay ve ty ol manaraka azy ty ka tsy tena manoana azy fa manala baraka azy amin'ny fandrobana sy fangalarana zavat'ol fotsiny,ANTSO AVO NO ATAO AM'AREO TOMPO-NJAVATRA SIMBA SY NOROBAINA ,AZA MANAIKY FA IZAY NAMORY OL KA NAHATONGA NY KORONTANA NO TAZOMY ARY ALEFASO ANY AMIN'NY SAHAZA AZY,Ataovy tsapany fa misy ny LALANA VELONA ary mbola misy ny fanjakana mahefa.AZA MBA ...............IHANY OA
13. ranitse
(
27/01/2009 07:57)
Efa avela mitaona izay zakany ny olona koa inona fa hiadana araka ny tenin'i TGV ireo mahantra ireo ????
14. Naou
(
27/01/2009 08:40)
Tsy ao an-tsain'ny vahoaka mitsy ange fa raha vao misy ny grève de tsy maintsy miafara @ zao krizy zao sika. Fa sika koa aloha re olona de faly mifanararaotra foana a! Vao omaly no betsaka ny vary sy ny menaka de naninona no afenina e! Fa itondra antsika ho aiza zany e ?
Efa an-tomotra reto ny farany fa samia manao ny marina sy ny mahitsy a!
Efa an-tomotra reto ny farany fa samia manao ny marina sy ny mahitsy a!
15. nyavo2000
(
27/01/2009 10:05)
Dia aleo samy ho faty amin'ny krizy any e!
Andry RAJOELINA angamba hanome vary azy ireo, ....rehefa tsy hahazo vary tsy hataony sary any @ publicitény ve ny sarin'ireo nandroba rehetra, amin'izay mba malaza na mahantra aza ' malaza amin'ny fahantrana e!
Tsy mety tonga saina daholo ve ny mpanaraka ny TGV fa resaka jiolahim-boto no ao e! mokondohan'alika fotsiny

16. vahiny2004
(
27/01/2009 10:42)
Izay tokoa, dia miANDRY an'i ANDRY hanatitra VARY ho antsika izao ka inona moa ...
@ izao koa hono mbola miziriziry tsy hiresaka raha tsy tateza-mita ... pour moi c'est un ASSASSIN !!!! Jereo sahady indray ity fahoriana miandry
@ izao koa hono mbola miziriziry tsy hiresaka raha tsy tateza-mita ... pour moi c'est un ASSASSIN !!!! Jereo sahady indray ity fahoriana miandry
17. xxx
(
27/01/2009 14:26)
io wa lé lazaiko hoe ny gasy tsy mahay maka lesona t@ zay zavatra efa nisy hatr@ zay,fa d misy faly ny hampahantra ny vahoaka foana, tsy hahavita taona an'ireo zay nandroba akory ny zavatra nalaina,tsy maintsy hizaka zay norobainy ny vahoaka é! tsy hisy ny vary,ny menaka zao d ahoana!
Tsy rarahany TGV hono zany é! nareo hono te handroba! mbola hivadika aminy rasa é!!
Tsy rarahany TGV hono zany é! nareo hono te handroba! mbola hivadika aminy rasa é!!
18. xxx
(
27/01/2009 15:31)
Vo eo elah no nahazo vary bobaka be amin gony sy entana bedebe tany am magazay reetra tany kou tsisy vary aona? krizy aona? ny ato atrano aza tsy lany na 5 volana aza !! misaotra ny tgv alou fa nahazo e!! maromaroa hakanay malagasy ny anjaranay naodikodina tany e!
19. aikon
(
31/01/2009 07:34)
manana maso fa tsy mahita manana saina fa tsy mba mihevitra mahagaga ny olona toy izany .
iazaho eto dia mampatsiahy ny kirizy nisy t@ fotoana nanaovana tolona nanalana an'iRatsiraka teo anga moa tsy nahafantatra metmy tsy nahalala angamba tsy haiko ka nefa dia efa nampafantarina ihiany koa ny tarikan-Dravalo t
2izany fotoana izany fa hoe raha migrevy nareo dia hisy kirizy eto @ tanana nefa dia mmbola natao de iny izy vita iny ka maha gaga ahy ity fanontaniana apetrakao ity hoe aiza ry T G V ny vary sy ny menaka izaho no amaly de hoe : rehefa marary ny olona iray ka mila fandidiana de tsy maintsy toranina na dia mafy aza izany tsy mmbola fantatra koa io nahoe mbola ho tafa verina ny ainy na koa tonga de mamantana nefa dia tsy maintsy maka fepetra satria efa leon'ilay aretina de misafidy ny iray @ fandidiana sy ny fahafatresana .De hoy aho hoe rehefa mila manova fitondrana de tsy mmaintsny misy kirizy na tiana na tsy tiana ary aleo aza miaritra kirizy toy izay tsindrihazolena nahazo ny vahoaka malagasy izay efa miatra ama-naina mihintsy . merci
:-$