inona no vahaolana?
1. sitlo
(
26/01/2009 18:13)
Hita taratra izao fa mitarika herisetra ny mpanaraka an'i TGV (sy ny ao ambadiny). Ao ny tsy mahalala, ny voakarama, ny gadra, ao ny leo ny fitondrana sns
Ny atahorako izao dia ny hamatsian'ny frantsay fitaovam-piadiana ireo olona ireo, tahaka ny nitranga tao Republique Democratique de Congo.
Izany hoe rehefa mety hivadika ho antoko mitam-piadiana ireto olona ireto.
Dia ho avy ny nations unies sy ny tafika frantsay hampandry tany avy eo. Hanelanelana ny fitondrana sy ny mpitarika korotana. Ohatra ny mahazatra eh, ampiadiana dia avy elanelanina. (zarazarao hanjakana)
Ka ho anareo izay tsy tia herisetra sy faty olona. Ianareo izay tsy tia hamery maina ireo ràn'ny havatsika hatrizay. Inona no vahaolana hitanareo hamahana ity "invasion" ity?
"Ny fahaleovantena ry zandriko izany
Dia lova niverina ka sarobidy..."

répondu par OoRakotooO le 27/01/2009 04:00
2. naughtyboy
(
26/01/2009 18:37)
sitlo > tsy azoko tsara le lojika fa mbo azavao azafady,ony oa avohay oe zany porofo fa ny mpanaraka n'i TGV no nitarika ny herisetra sy ny korontana ary ny gadra sns otrany mora be tsy ialambola le tondro molotra,na i le8 aza tsy manana porofo mivaingana @ io fa i sitlo izany no mahalala bebe koko raha tsy diso aho izany gadra izany dia ny miaramilampanjakana no miambina ny fonja fa tsy an'ny TGV ,tsy efa voarohirohy v izy avy hatrany ra izany no marina ??? :roll: :roll: farany manana ny sovereignty i M.kara @ maha mampahaleo tena azy ,tsy mbola misy ny atao oe ady antrano na gera sivily sa lasa lavitra loatra sarisary antsaina??
3. naughtyboy
(
26/01/2009 18:38)
sitlo > tsy azoko tsara le lojika fa mbo azavao azafady,ony oa avohay oe zany porofo fa ny mpanaraka n'i TGV no nitarika ny herisetra sy ny korontana ary ny gadra sns otrany mora be tsy ialambola le tondro molotra,na i le8 aza tsy manana porofo mivaingana @ io fa i sitlo izany no mahalala bebe koko raha tsy diso aho izany gadra izany dia ny miaramilampanjakana no miambina ny fonja fa tsy an'ny TGV ,tsy efa voarohirohiny le8 v izy avy hatrany ra izany no marina ??? :roll: :roll: farany manana ny sovereignty i M.kara @ maha mampahaleo tena azy ,tsy mbola misy ny atao oe ady antrano na gera sivily sa lasa lavitra loatra sarisary antsaina??
4. hery
(
26/01/2009 19:14)
naughtyboy> Dia lazaivo fa i Monja Jaona indray no nanafika sy nandoro ny RNM, ny MBS, sns...
Tandremo fa mbola ho main'ny "AFO NATSANGANY" daholo ihany.

5. patrick2002
(
26/01/2009 19:45)
loza ho an'izay nihaviany fanafintohinana ,i Ravalomanana Marc no naharomotra ny olona nanakatona ny Radio VIVA
6. mia
(
26/01/2009 19:45)
avohay oe zany porofo fa ny mpanaraka n'i TGV no nitarika ny herisetra sy ny korontana ary ny gadra sns otrany hoy i naughtyboy
Ka na zazakely aza ve dia tsy ahatakatra hoe olona mitady toerana no manao korontana fa tsy olona efa eo amin'ny fitondrana????

7. patrick2002
(
26/01/2009 19:50)
mia: Fomba fiady izany mba hamotehana ny tolona atao ,ngaha tsy fantatrao fa mpanao an'izany Ratsiraka t@ fotoan'androny mba hisamborana an'i MOnja jaona raha vao migrevy izy .
Hadinonao ve herinandro lasa izay fa manarama olona eny nosy-be ny TIM mba hanakorontana ny fitakiana teo Ambohijatovo.

8. ikaretsaka
(
26/01/2009 19:55)
hery:
naughtyboy> Dia lazaivo fa i Monja Jaona indray no nanafika sy nandoro ny RNM, ny MBS, sns...
Tandremo fa mbola ho main'ny "AFO NATSANGANY" daholo ihany.
Fa iza kay no tena rang..... fototry ny afo?
9. mia
(
26/01/2009 22:05)
Ka raha izany rehetra izany no jerena, ça n'excuse pas tout!! fitakiana ara-pomba democratique ve ny fandrombana? Fandorana? déplacé koa ilay teny hoe tolona? Tolona ve ny fanapotehana tanàna nefa akaiky ny fivoriam-ben'ny afrikanina???? Tolona ahazaona seza angamba.
Miandry fifidianana ny TENA fomba democratique ohatran'ny fanajana an'i TGV hoe lany maire!!
Ilay fitakiana sy antonn'y fitakiana dia satria hoe misy jadona nanidina an'lay tv viva nefa ny fomba anehoana hevitra fomba jiolahim-boto!!!ou va le monde??? Izany ve no olona hitondra firenena sy mihevitra ny tenany manaraka procédure démocratique?

10. tolipy
(
26/01/2009 22:42)
marina hevitrao. inona no azo hataontsika actrices @ izao. nanome hevitra be ahy, remettre en question, inona no anjara asako, raha tsy vitako izao dia hatao rahampitso, et même atsy ho atsy, idées be dia be, jereo segolène , jereo ireo vehivavy mitondra, adin-dehilahy daholo, asa mety mba misy vehivavy sahy en attendant any dago mba hiseho fa mafy ny mahazo ny havana any. :( :(
11. sitlo
(
26/01/2009 23:00)
tolipy> vehivavy ny filohan'ny filipine fa maty izay miseobe loha eo.
ny frantsay fa iza moa eh [size=10px]dia ny alokalofana amin'ny katolika[/size]
sao dia ny TGV no mitokana ny kianjan'Ambohijatovo efa teo hatrizay hitaritana olona, ohatra an-dRatsiraka eh.
ikaretsaka:
Fa iza kay no tena rang..... fototry ny afo?
ny frantsay fa iza moa eh [size=10px]dia ny alokalofana amin'ny katolika[/size]
patrick2002:
Hadinonao ve herinandro lasa izay fa manarama olona eny nosy-be ny TIM mba hanakorontana ny fitakiana teo Ambohijatovo
sao dia ny TGV no mitokana ny kianjan'Ambohijatovo efa teo hatrizay hitaritana olona, ohatra an-dRatsiraka eh.
12. naughtyboy
(
27/01/2009 03:01)
voalaza
naughtyboy> Dia lazaivo fa i Monja Jaona indray no nanafika sy nandoro ny RNM, ny MBS, sns...
Hery >tsy aleo ve lazaina koa fa i Andry TGV ko no nitondra mpikarama an'ady avy atsy afrika atsimo hanao inona ??? hizaha tany....
ary koa voalaza fa
Ka na zazakely aza ve dia tsy ahatakatra hoe olona mitady toerana no manao korontana fa tsy olona efa eo amin'ny fitondrana????
ary mahatakatra ko na izy ireny aza fa ny ho very seza dia manao tsipaky ny miala aina ka mahavanonadoza ,tadidio fotsiny ny t@ androny deba ,mpianany nge ity le8 ity fa tsarovy

13. OoRakotooO
(
27/01/2009 04:00)
Na iza na iza no nitaritra sy naniraka fandrobana, tsy maintsy misy izany eto @ tanana raha vao mankany an-dalambe ny olona satria mahatra loatra, ka na karamaina na tsy tsia dia tsy maintsy misy manararaotra.
Ny vaha olana dia tsy yokony ho eny an-dalambe ny olona va henoina. Noho izany diso tanteraka Ra8. Ny vahaolana, poste nataoko omaly