Porofo fa tsy hosopotaka na fanaratsiana fitondrana bobongol
1. naughtyboy
(
25/01/2009 04:42)
tsy eo ambaravarana intsony fa ao anatiny fiarahamonina sy ny fiainana mianjady @ ireo malagasy voageja ny tsy rariny ary fahoriana nateraky ity fitondrana ity,ka anjarantsika no mitsara fa tsy hiaritra ny rihitra ary asa maloto vitany ireo olombitsy 7 taona izay (million de Dollars ireo sandambola eto/donné financière/économique),manazava ireo vola izay notadiaviny MAP hanatanterahana ireo drafitra nokasainy
-9,2 milliards de$ no nilainy ary 4,2 no efa hitany(3,7 milliards dia avy aminy
mpamatsy vola isankarazany)ary 5 milliars no mbola tadiaviny
Engagement Cout Acquis A rechercher
Gouvernance 806,5 218,94(27%) 587,56
Infrastructure reliée 3276,64 2027,10(62%) 1249,54
Transformation de l\'éducation 1340,10 769,21(57%) 570,90
Développement rural 1578,17 626,5(40%) 960,68
Santé 982,62 531,57(54%) 451,06
Economie à forte croissante 653,36 39,3(6%) 614,06
Environnement 347,74 22,51(6%) 305,23
Solidarité nationale 208,72 15,77(8%) 192,95
TOTAL GENERAL 9182,84 4250,89 4931,96
Nangatahina sy nosoloina anarana t@ vahoaka izy ireny fa inona kosa ary ireto tahambokatra niaretana sy azo hatr@ izay ho fanatanterahana ny asa nipaka t@ valala be mandry ,andeha haka oh. 1 isika ankapobeny @ tsenany asa izay fototra sy fivelomany ts1.1
TAUX DE CHOMAGE et NIVEAU D\'INSTRUCTION
Niveau 6 ans et + 15 à 64 ans
Sans instruction 2,3 % 2,0 %
Primaire 2,2 % 1,9 %
Secondaire 4,9 % 4,9 %
Supérieur 8,4 % 8,4 %
TOTAL 2,8 % 2,6 %
TAUX DE CHOMAGE SELON LES LIEUX
Milieu 6 ans et + 15 à 64 ans masculin féminin
Urbain 7,1 % 7,2 %
Grand centre urbain 10,4 24,6
Centre urbain sécondaire 3,7 3,4
Rural 1,7 % 1,4 % 0,8 1,0
TOTAL 2,8 % 2,6 % 17,4 3,4
Ao anaty zone urbaine no tena mampatahotra satria tafiakatra 10% ny salan\'isa ireo vhv izay tanora sy erotrerony , ireny no mahatonga ny vay ankandrina eo @ fiarahamonina dia ny asa fivarotantena ho entimiady hivemolana noho tsy ny fanatanterahana ireo lokaloka sy fampanantenany fitondrana ,andraikitry fitondrana no mandray fepetra hiadiana @ izany noho ireo volabe isankarazany indramina lava hatr@ nitondrany ny MAP ,aiza izany @ izao fotoana raha ireo tahambokatra no jerena ,inona @ ireo vola rehetra ireo no efa nipaka tany @ fiainany valala be mandry IANAO IZAHO ARY ISIKA NO MITSARA SY VAVOLOMBELONA fa tsy misy marina azo afenina @ tany amamonina,mibaribary daholo izy ireny ,any @ maro an\'isa ny herintsandry sy saina ary tsy azo avela eny ampelatanany olombitsy fahavalompirenena intsony na volana vitsy aza mila averina @ vahoaka ny safidy sy ny fahefany
Izaho dia mbola mamerina fa anatra izao miseho izao hahazo an\'i le8 sy ny TIM ho an\'ireo manampikasana hanao tohatra fiakarana ny tolombahoaka
indrindra ireo mpanararaotra rehetra teo aloha na iza izy na iza,hivadika ny rasa ary mitony ny tolona...