Asa re rey ol fa dia politikan-donilony izay no fahitako ny politika nifandimby hatrizay teto Mada nanomboka tamin'ny fanjanahan-tany.
Izao lonilonin'olon-droa mpandraharaha mpanao politika no hamaritra indray ny fiainan'ny firenena ho avy.
Resaka adin-tombotosoa no ampisarahana ny vahoaka ho mpanaradia na mpikomy.
Ka maninona raha drafitra politika sy ny fanatanterahana azy no ifampiderana dia hita eo izay favy?
Raha toa izao ny demokrasia dia aleo indray fitondrana silamo, na ny an'i Kominista. Dia ahoana raha omena fahalalahana tanteraka toy ny any amin'ilay tany be iry? Ngamba dia tsy misy varany ny zava-misy