ireo mpampita vaovao!!
1. xxx
(
24/01/2009 12:40)
mijery dia mamaky ireo manana blaogy eto ka tia mamita vaovao avy any an-tanindrazana aho! izaho moa dia mba manaraka ny vaovao politika eny ihany na dia tsy dia miditra lalina laotra aza!
fa ny tiako tenenina eto dia ny blaogin'ny sasany (jentilisa ohatra) milaza fa mampita vaovao mikasika ny fiainana any antanindrazan indrindra resaka politika!
milaza izy reo fa "neutre" nefa refa tena vakiana tsara ny zavatra soratan-drizareo dia hita be oe manohana be ny fitondrana amizao fotoana izao na koa ny hafa manohana be ny mpanohitra amizao fotoana zao (andry tgv ohatra)
inona ny tena marina? maninona milaza oe mampita vaovao nefa ny tena marina dia manao tsikera ny mpanohitra na koa misy ny mitsikera ny mpitondra!!
inona ny tanjonareo? vaovao fotsiny alefa dia mijanona "neutre" fa tsy hanaovana tsikery miankolaka!! raha ohatra ka te hanohana dia tsory fotsiny oe manohana an'i ranona izaho, fa tsy mody oe mba mamita vaovao !
misaotra betsaka!

répondu par xxx le 25/01/2009 15:23
2. xxx
(
24/01/2009 12:52)
Ka izay le toe-tasina gasy mila fanovana e!!! tsy mety mahitsy fa miholakolaka foana ka na ny fiainana ao an-tokatrano aza dia feno fiholanana.!!! handeha hisotro toaka ny dia aleha dia mody hoe handeha hamangy ny zanak'anabaviko no lazaina!!! :-D :-D :-D
3. Koditra
(
24/01/2009 13:39)
xxx:Ka manjary tsisy (vitsy) mpitsidika kosa nge lé blog ra vô tenenina oe blog mpitoraka vonikazo mpitondra eh, na ny TIM aza mety tsy itsidika an'lé izy akory fa ny tsikeran'ny mpanohitra aza no mety hahaliana azy koukou, ny blog fantara oe manohitra aza ngamba no mety be mpitsidika koukou :lol:
mijery dia mamaky ireo manana blaogy eto ka tia mamita vaovao avy any an-tanindrazana aho! izaho moa dia mba manaraka ny vaovao politika eny ihany na dia tsy dia miditra lalina laotra aza!
fa ny tiako tenenina eto dia ny blaogin'ny sasany (jentilisa ohatra) milaza fa mampita vaovao mikasika ny fiainana any antanindrazan indrindra resaka politika!
milaza izy reo fa "neutre" nefa refa tena vakiana tsara ny zavatra soratan-drizareo dia hita be oe manohana be ny fitondrana amizao fotoana izao na koa ny hafa manohana be ny mpanohitra amizao fotoana zao (andry tgv ohatra)
inona ny tena marina? maninona milaza oe mampita vaovao nefa ny tena marina dia manao tsikera ny mpanohitra na koa misy ny mitsikera ny mpitondra!!
inona ny tanjonareo? vaovao fotsiny alefa dia mijanona "neutre" fa tsy hanaovana tsikery miankolaka!! raha ohatra ka te hanohana dia tsory fotsiny oe manohana an'i ranona izaho, fa tsy mody oe mba mamita vaovao !
misaotra betsaka!
4. jentilisa
(
24/01/2009 16:19)
Miala tsiny amin'izay mitsikera fa tsy nilaza ny tenako ho neutre na oviana na oviana aho. Niteny aho hoe afaka milaza ny heviny eto ny mpanohana TGV satria censuré ny an-dry zareo any amin'ny moov. Vakio hatramin'ny fifidianana tamin'ny 2007 fa tsy nankasitraka izany TGV izany mihitsy aho. Fa raha marina kosa ny voalaza moa mbola "neutre" ihany ve izany? Afaka mamaky ny bolongan'i tebokaefatra koa ianao fa izy indray tena TGV mihitsy koa. Dia mba samy mamoaka ny vaovao e!
5. ds
(
24/01/2009 18:52)
Io ambany io nosoratako tamin'ny 18-05-2002 toa mbola mitombina hatramin'izao, sa ahoana ?
"(...) Ny fomba fampitana vaovao dia METY (fa tsy voatery)
azo itarafana ny fomba fijerin'ny mpampita an'ilay vaovao.
Izany hoe misy ny sivantena (autocensure) izay miankina
amin'ny zavatra maro toy ny fomba fijery, ny hetsi-po amam-panahy,
ny tombotsoan'ny tena manokana, sns.
Tsy toy ny solosaina akory ny olombelona (soa ihany)
ka rehefa misy fanaitra (stimulus) A, dia tsy maintsy arahana
valiny (rEponse) B. Eo anelanelan'ny A sy B izany no miseo
ilay sivantena.
Noho izany, dia tsy tokony gaga isika raha ny feon-dakolosin'
ny tenany no alefan'ny mpampita vaovao MATETIKA.
Tokony hiezaka ny tsirairay hamaky/handinika ny zavatra
avohitry ny feon-dakolosin'ny hafa fa tsy faly mandray izay
mahafaly sy mahafinaritra ny maso fotsiny. Raha mitovy daholo
ny zavatra lazaina eto, izany hoe izay tian'ny maso hita sy tian'ny
sofina renesina ihany, dia tsy hilaina akory ny fisian'ny serasera
satria azo vinavinaina mialoha izay hovakiana ka tsy hitondra
zava-baovao akory."

6. xxx
(
24/01/2009 19:20)
tsy aiko aloha fa ny amiko zany tia mampita vaovao zany tokony ho " le plus neutre possible " fa raha vao manomboka mitongilana @ antoko ray ilay fampilazana vaovao dia efa manao prôpagandy zany fa tsy mampita vaovao!
raha ohatra indray ka tsy mitondra ilay anarana oe "tia manoratra sy tia mampita vaovao" dia mazava ilay resaka!!
i jentilisa no ohatra nomeko fa tsy midika izany fa izy rery fa araka ny lazaiko tetsy ambony dia maro izy ireo no milaza fa tia mampita nefa refa tena vaikana ny vontoanton'ny zavatra nosoratany dia propagandy ankolaka no tena ataony!
marina koa ny an'i ds oe afaka mamoaka ny heviny ny tsirairay fa dia hotran'ny lazaiko io ihany oe revy izay dia tsy fampitana vaovao no atao fa propagandy politika

7. jentilisa
(
24/01/2009 20:39)
Dia Milaza ihany koa aho. Tsy misy olona tena neutre izany ary tsy misy mpanao gazety tena neutre izany. Ny famoahanao sary dia efa misy hafatra tianao ampitaina izany. Teto Madagasikara tamin'iny faraparan'ny taona iny dia nisy fifaninanana sary mitondra ny lohateny hoe 'clic 2008' lazaina fa mifototra amin'ny fiainana andavanandro. Raha nahita ny sary rehetra, miaraka, nahazo loka aho dia variana fa toa manambara ny mahatratra aoriana tanteraka ny Malagasy avokoa no asehony ao, tsy misy endri-pandrosoana na dia kely monja aza naseho. Zavatra hafa avy hatrany no tao an-tsaiko, misy politika tian'ireo vahiny maro nikarakara ny fifaninanana sary avoitra dia ny hoe 'olondia' ny Malagasy. Voasivana avy hatrany ny sary rehetra nanao fampitaha ny fandrosoana sy ny fahatrarana aoriana ohatra.
Toy izany ihany koa ny fanaovan-gazety, tsy misy neutre izany mihitsy eo fa raha vao ny tombotsoanao na ny an'ny patiraonao no voakitikitika tsy hiresaka ny momba iny mihitsy ianao fa avelanao ny hafa no hanambara azy. Ny olona samy manana ny safidiny sy ny fomba fijeriny. Handray lafiny hafa aho: Ny tantara tsy ilay zavatra nitranga fa ny fomba fijery sy fitantara ny zavatra nitranga. Tsy misy na oviana na oviana hahantatara manontolo izay nitranga tao anatin'ny fotoana iray fa izay hitanao sy nanintona anao nanatrika ihany no hotantarainao.
Ny fomba fanoratra ihany koa dia mifandraika amin'izany ihany. Haka ohatra iray aho, Iza amin'ireto fehezanteny ireto no tokony hosoratan'ny mpanao gazety na ny mpitati-baovao ary: Voatoraka Kiraro i George Bush? sa notorahan'i Ahmed (tsy tadidy ny anaran'ilay olona fa andeha mody atao hoe Ahmed) kiraro i George Bush? sa Kiraro no nitorahan'i Ahmed an'i George Bush? sa nihomehy aho nahita an'i George Bush voatoraka kiraro? Sa nisy nitoraka kiraro i George Bush? Fa io dia ao anatin'ny fahatsapan'ny tisrairay mandrakariva. Tsy maintsy miainga avy amin'izay safidinao no hanintonanao ny olona hamaky izay soratanao fa raha tsy izany, angaha olona tsy misy sentimaka mihitsy ity resahinao ity?
Mba ilazao ihany aho raha misy olona tena nahay nanao neutre tanteraka, mba hitsarako izany 'neutralité'-ny izany. Idealy izany fa sarotra tanteraka ny manatontosa azy koa aleo milaza tsotra araka izay fomba fijerinao izay mba ho 'honnête' amin'ny tenanao ianao farafaharatsiny.

8. xxx
(
25/01/2009 09:36)
nisy fihovana ny fampitam_baovao nalefan'i jentilisa androany(alahady)!mba tena oe fampitam-boavao ilay izy fa tsy nitongilana tany @ ravalomanana!
zay ahay mba tena vaovao!
zay ahay mba tena vaovao!
9. xxx
(
25/01/2009 09:50)
Tsotra ny @ ilay izy .Notorahina kiraro ny tampo-kandrin'ny filohan'ny be kintana .Tsy manonona ny anaran'i ahmed na i alibaba na i moustapha na i paoly na i zefa .Ny zavatra nitranga no tantaraina . :-D :-D
10. xxx
(
25/01/2009 15:23)
Ny zava-misy ange de zao e, le asa fanaovan-gazety mitsy ny atsika no misy mila azavaina kely. Ny antsika ny mpanambola no manangana gazety. Jereo fotsiny reo gazety eto antoerana. Iza avy no tompony. Ianareo ve mihevitra fa ra hitsekera izy de nde hitsekera tena? De oh ny bolongany. hanangana izy ve aloha tsy ho ataony amin kaontiny. Mbola tsy ao le oe, reveko io asa io, na ho faty za na ho velona de io no ataoko ary noho izany de lazaiko zay heveriko zay heveriko fa mitombina sy marina, ra vaovao ary ra fandinihina kosa de iezaka a mba tsy hitongilana amny atsy na ny aroa. Ary raha nisy ary zay mpanao gazety zay, ny mpamaky koa ve mba nahay nakasitraka izay olona izay ka hiezaka, eny fa na de hividy gazety fotsiny aza? Tsia no valiny. Tsarovy nefa fa tsy manao hapande ny orinasany ko ny mpampiasa, in ary no hamidy oy ianao tsy zay vao2 mba manaitaitra ny mpamaky. Dia oh zay. Ny zavatra ita alou de izay vao2 farany zay masosotra ny ol na mapalaelo no be mpividy : oh oe mpisipa ono rajoelina sy sarah de zao no vokany. Na ko oe, ilay zanaky ra8 farany ono zaza natsangana, na kou oenisy trano may, na oe naholan sinoa ny mpiasa 4.000 de efa nanapaka ny fitsarana fa akatona ny orinasa de ny filoha mitsy no tonga nanome fanomezandalana ny fanokafana azy sns e!
De oh zay zay le izy ka aza de atao magaga fa ny kolotsaina mitsy no efa oh zay, fa zara aza mba misy antony sy ny bolongany mba aitana aloha oe manao ahoana ny toe-tsaina malagasy ra mana fampitam-baovao.
Antenaina fa mbola iova tsika ndray andro any!