dikan'ny voanjobory
1. arialy
(
23/01/2009 12:01)
ho anareo namana
inona hoa ny mbo dikan'ny voanjobory am teny frantsay e!! sendra nisy nanotany manko za de tsa nahay fa nolazaiko oe genre na haricot!!
mbo lazao lazao ary ze hainao e :)
inona hoa ny mbo dikan'ny voanjobory am teny frantsay e!! sendra nisy nanotany manko za de tsa nahay fa nolazaiko oe genre na haricot!!
mbo lazao lazao ary ze hainao e :)
répondu par rchrystos le 24/01/2009 18:11
2. veromahefa
(
23/01/2009 13:13)
pois de bambara, efa nandeha teto vao haingana io dinika io fa tara kely ianao.
3. ainaheri
(
23/01/2009 13:23)
io lazain'ny veromahefa io ry arialy fa toa tsy misy anarana hafa angamba,tsy fantatra kou ny anarana siantifika
5. hery
(
23/01/2009 14:26)
Mijery an'ilay http://fr.wikipedia.org/wiki/Pois_bambara aho dia gaga fa hay Voandzeia subterranea koa ny anarany siantifika... Voandzeia zany ilay teny nalaina avy amin'ny hoe Voanjo :-)
Otran'ilay hoe Ravinala = Ravenala madagascariensis :-)
Otran'ilay hoe Ravinala = Ravenala madagascariensis :-)
6. kotobekibo
(
23/01/2009 16:50)
izany koa v d tsy hainareo : cacahuète-ronde na cacahuète-coupée
=))
=))
8. vale
(
23/01/2009 18:43)
kotobekibo:
izany koa v d tsy hainareo : cacahuète-ronde na cacahuète-coupée
=))
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. ainaheri
(
24/01/2009 06:07)
kotobekibo:
izany koa v d tsy hainareo : cacahuète-ronde =))
Ny azy ny zvtr ronde otran'ny kibony iany no teneniny an =))=))=))=))=))
11. rchrystos
(
24/01/2009 18:11)
Agronome aho mamaly anao fa "voandzou" no nandikanay azy tany am-pianarana. Taty amin'ny sehatry ny asa indray dia hoe "ny pois de terre" no fampiasa matetika rehefa manao tatitra @ tenty frantsay.