Lasa nandositra any Durban i Ra8
1. xxx
(
23/01/2009 11:53)
Manao ny fanaon'i Deba koa i ra8. Lasa nandositra any Durban i lery fa mikasa ny hanao zavatra ratsy no sady entin'ny fatahorana. Mitandrema fa miatady ho t.. i lery
répondu par naughtyboy le 24/01/2009 03:43
2. andrywui
(
23/01/2009 12:37)
Asa na mbola sahy hiverina amity Malagasy maimborà aminy izy na hanao beloha hakao Faravohitra sy Iavoloha ihany !! honn de ao izy no alevina kale !! efa miandry azy daoul ny pokna sady efa vonona daolo ny Tananariviens rehetra
4. xxx
(
23/01/2009 12:45)
an an an kosa klé! de iny ve zany no ho mpanafaka amin'ny fahotana! jeso irery ihany no voahombo, fa ra ho tombohana izy de ahongana
5. xxx
(
23/01/2009 12:51)
Iaho koa tsa mahita an-dra8 mareidrein' igny ka ndaso @ -naka ma rô fagnanako zegny ;tahian'ny avo jiaby jiaby ,misaotra.
8. xxx
(
23/01/2009 15:46)
aleo tsy mahafoy aina fa aleo Jehovah no hamaly azy ! fa ny anjarany fotsiny de mba tokony hiala mora2 izy amzao malagasy rehetra efa maimbo rà zao fa manjary tateraka eo ndray sanatria le oe homboana amin poto zay
9. naughtyboy
(
23/01/2009 15:54)
izao less iharany loza voajanahary indray ny tanàna any atsimo andrefana Morondava 15 000 no tra boina sy tsy manakialofana,8 ireo aina nafoy aiza no misy ilay mpitaribato vilambava any antanin'olona .Ny eto atoerana avela hangahiahy tsy anakiantorahana, ny fepetra noraisiny fitondrana hatr@ izao tsy misy mazava na fampaherezana avy aminy manokana @ ireo niharandoza fa ny croix rouge sy ny aty ivelany no mitototo lery ,migalabona @ roplana vao2 any antanin'olona, voaisa ny andronla ry le8 fa miomana ....
10. molota
(
23/01/2009 16:08)
Aona daoly ry MAIMBO VAVA rehetra, ataovy zay atao OA fa aza B bla bla bla eo daholo ataony R8 miteny rery miitsy ko tsy Lazaina ko hoé LASA NANKANY @WC IZY :twisted: NAREO OA AZA MANATENA OMENA VOLA ANY AMPOSINAREO ANDANA MIVAROTRA REFA TSY MANANA . ANDANA ALOHA MANAO BIZINA RONGONY SY TAOKA GASY. RA MAFY DE MANDEHANA SY MANAOVA FA AZA B STYLE EO EEEEEEE :twisted:
11. andrywui
(
23/01/2009 16:16)
ha ! ary taitra amin'ny torimaso tao anga le molotra no mitady ho tapaka lalandra klé!! f'ary toa nitsoaka ny anla ry lety a! innn n atahorany ?? tsy naleo ve niaritra famaizan'ny malagasy teto iany e!! sa nitsaoka tsy te hanampy amin'ny sikilaonina?? sao de darohan'ny pokna any ampidelirana any?
miandry azy daoul mantsy ny lafivalo ka naleony niala aloha!! de i molotra be sisa mbola manao tsipaky ny miala aina eto!! kambo alefaso letsy a!! aina farany io!!
miandry azy daoul mantsy ny lafivalo ka naleony niala aloha!! de i molotra be sisa mbola manao tsipaky ny miala aina eto!! kambo alefaso letsy a!! aina farany io!!
12. molota
(
23/01/2009 16:24)
Iza ry letia no mivaky loha @lah ry DINOSOR B tia ko RA TSY ALIKA DAOLY ny GASY REHETRA ka HIVERINA AMINY NALOHANY MB AMPIASAO NY MOLOTRA FA TSY WUI OUI FÖNA OTRANY VOALAVO FOTSY MANOMPO FRANTSAY. ZA KOb MOLTRA DE AONA?
13. andrywui
(
23/01/2009 16:50)
aza tezitra zany oe ise fa kalma fotsiny fa tsy manana molotra hampihinanaina eto tsony zahay ra tapaka lalandra eo tu ! nakaia oa ny patron anlah lety ry lety toa tsa hita ze nalehany de elah rery ve no hivovoh mankarenitsofina eto ? sady elah kou ane anisan'nle voky de maneso sy mandatsa ny malagasy maitady ze arapaka e!!! ozoninareo sy ry le penguin aza moa ny malagasy kou :!!! tena boto botretra mitsy ra elaisany
14. molota
(
23/01/2009 17:01)
ELA OUAH aza B Bla bla eo fa ra MALAELO DE ANDANA ALOHA VONJEO NY TRABOINA ANY ATSIMO. ASAIVO ZARAINY TGVENDRANA DAOLY NY KARAMA TSY NORAISINY, OMEO VARY NY MAHATRA FA HOE I GREVY FONA KO RA TSY HOE TSY MISY HATAO IZY TY KOH!!! ARY TSY AN LAH KO NATAPAKA NA MITOHY LALANDRA EEEE :twisted: :twisted:
15. andrywui
(
23/01/2009 17:07)
tena hivika elah ry lety ra mbola mitohy romotra eo !! efa oe kalma amzay fa tsy ampihinaniko tsony ty !! zao an!! ny fanjakana no natao hanampy sy hamonjy ny vahoaka tratry ny cas de force majeur toy izao fatsy ny civil akory!!! ny antoy: efa any amin'ny fanjakana daolo ny vola rehetra avy amin'ny vahoaka hanaovana anzany sy vola fanapiana , avy any ivelany sy ny vola .... ka izy no miandraikitra anzany fa tsy tsy an'ny civil ! mazava ????
16. molota
(
23/01/2009 17:21)
ZAO NO IZY NY FANJAKANA MANAO NY :LALANA AHAFAHANY VOKATRA MIAKATRA. NY FRANTSAY ARY MBOLA MITADY FIARAHAMIASA AMNY CHINE OHATRA. MAIKA FA ISIKA ARY JEREO ALOA NY ZAVATRA VITA REHETRA SA VE NJAMBA NAREO. NY GASY RY LETIA REHEFA TSY MIHINANA HENAKISOA DE HOE MAHATRA VE :?: . REO MPIVAROTRA EO AMORONDALANA IREO AZA EO AMBANY ARCADE EO MIHINANA VARY OTRANY IN RENY KO IN! ASAINA MAMBOLY MIVERINA ETO AMINY VILLE FONA KAMO NY MALAGASY SASANY FA TSY MAHANTRA MIANDRY TOLORANA AVY ANY ANDANITRA NY AKAMAROANY :evil: TSY MANARADALANA KOH ARY MBOLA VORETRA NY AKAMAROANY. NY FAHADIOVANA TSY MISY HIDIRANY MAHATRA SY MANAKARENA :twisted: .
17. naughtyboy
(
23/01/2009 20:18)
=)) style zanety/zankely ty,ELA NGA EFA NANOME VOAMBARY 1 AZY RENY HOVOLENA SA EFA AVY ANY ANDANITRA NANOLOTRA ZV HOA AZY?? NY SAINLA MINTSINY NO POAKATY MAHANTRA FA TSY NY TAIMBAVANLA na VAVANLA FENO T** VORETRA AKORY NO HAMPANAKARENA NA APAHANTRA NY RAHALAHY SY ANABAVY MPIRAY TANINDRAZANA ANLA IREO
18. xxx
(
23/01/2009 23:49)
Hoan-dr naugthboy sy andrywui ,raha misy ra latsaka eorahampitso dia raisiko ho mpandray andraikitra @ izany ianareo ,ary aza gaga raha hihantra ny lalàna manankery eo @ firenena.
19. naughtyboy
(
24/01/2009 03:43)
fisainana avy aiza re tony e ???? mihevitra ny malagasy ho donendrina tanteraka .Fahafahana sy zo ary famerenana ireo sata no tanjona ary amimpahendrena sy ampilaminana no fitakiana izany ,taniny fanjakana sy demokrasia i M.kara araka ny fahalalanay azy ka nahoana no hisy rà latsaka ary iza no handatsaka izany i notty ve sa i andrywui sa ireo tsy mahatanty ny
vahoaka maneho ny heviny efa mihamatotra ny malagasy sy ireo tafika fa tsy azo lotoina intsony ny sainy toy ny niseho t@ 2001,toy ny rano vaky ny fahafahambahoaka tsy voatàna intsony ny fitakiany ny marina afenina aminy
vahoaka maneho ny heviny efa mihamatotra ny malagasy sy ireo tafika fa tsy azo lotoina intsony ny sainy toy ny niseho t@ 2001,toy ny rano vaky ny fahafahambahoaka tsy voatàna intsony ny fitakiany ny marina afenina aminy