60 M de DOLLARS tsy mahazo afatsy vary 4 KG/olona tratra ny

1. nyavo2000 ( 23/01/2009 11:01)
Mpandainga, mpampandotso vahoaka, mpamafy lainga, izany no azo hanambarana ny Laingaben’I Andry RAJOELINA mamendrofendro vahoaka nilaza fa afaka mihinam-bary mandritra ny 5 taona ny malagasy amin’ny vidin’ny Force one 60M de USD.

Rehefa tsy manamarina izay zavatra heno dia toa marina sy mampivarahontsana ilay izy, ka tena fitaka be vava sy lainga marivo tototra. Manao ny vahoakan’Antananarivo ho vendrana ve Andry RAJOELINA ka tsy mahay mikajy e !

Ataovy ny kajy :

60 M USD x 1800 ar ( cours 1USD= 1800 ar)= 108 milliards d’Ariary.
vary 1kg = 1300 ar , noho izany vary 83 millions de Kg no azo amin’io dia zarao amin’ny mponina eto M/car 18 millions ( aleo tsy ampitomboina ny chiffre mba tsy hahakely ny valin’ny fizarana) dia MANOME VARY 4,6KG /olona….

O LEIHERETSY sahala amin’ny ahoana ny vary mandritra ny 5 taona isan’olona sy ny vary 4,6KG……manontany tena ihany hoe mahay manao kajy ve ny ben’ny tanana sa ahoana sa manao ny vahoaka ho kely saina ( mety misy tokoa ny kely saina ka manaiky avy hatrany izay habobo rehetra lazainy) ! eny e mety ny communication tokoa no tena hainy ( blabla izany = kobaka am-bava sy kabary ambony vavahady, antony mety nagalany ny zanak’i Ndrema hiara-miasa aminy koa angamba izany) fa raha hoe kajy , mety ilay zéro foana ireny tamin’ny taranja scientifiques……. na izany aza anefa ve dia tsy mba hanitsy azy ireo manodidina azy, manana comptable na expert en finance ange izy miara-miasa aminy fa de nahoana loatra no avela mitsoatsoana toy ireny e ! tena mahamenatra be.

Mampametra-panontaniana hoe ben’ny tànana tsy mahay manao kajy mora toy izany ve hahatantana ny vahoaka eto Antananarivo , koa raha manao prévision izany ranamana dia diso daholo ny kajy rehetra….., ka sao de heverina ho vahoaka 18 tapitrisa kosa ary ny olona mitapimaso sy voan’ny fandrekirekena tonga mitonatonana eny Ambohijatovo e !, na heverina fa vahoaka iray manontolo ny olona 20% mahery kelin’ny mpifidy voasoratra anarana teto Antananarivo nifidy azy ?


TENA TSOTRA NO LAZAIKO, tombotsoa manokana no arovana amin’ny famendrofendroana vahoaka io, tsy mahamenatra azy ny milaza LAINGA sy LONGOA MITOTO BOZAKA, tsy ny fandehanako eny Ambohijatovo mihintsy no hahazoako ny karamako na hiantoka ny sakafoko isan’andro na écolagen’ny zanako sns…Very andro ziay mandeha eny fa ny fotoana lany, ny aina lany, ny vola lany, ,ny tena marary fo mientanentana tsy aminapà mihaino sy voky ny lainga sy famendrofendroana.

IZAY e ! saintsaino, mbola tara afaka miova hevitra.
répondu par rasmuchacho le 26/01/2009 11:58
2. xxx ( 23/01/2009 11:38)
HOMBOY @ HAZO FIJALIANA I RA 8 FA LASA NADOSITRA ANY DURBAN
TOMBOHY,TOMBOHY ZALAH!!!
3. dalie ( 23/01/2009 11:56)
Tsy mpandainga izany i Andry. Aoka ho tohanantsika vahoaka rehatra ny heviny fa izy no afaka hanohitra an'io 8 io, izay mpanao didy jadona.
4. naritsimba ( 23/01/2009 12:03)
1-Ataovy tsara aloha ny kajy, mamokatra vary ange Madagasikara eh, ary firy tonne no vary hafarana? izany hoe raha hamenoana ny tsy ampy ary amidy @ vidiny mora dia ataovy ny kajy.
2-Mahavita fiary taona ny malagasy aloha ny vary vokatra dia firy sisa fenoina, dia raha izay no hafarana @ io vola io dia inoako fa tsy hisondrotra lafo be ny vidin'ny vary.

Tsy dia mahay kajy loatra aho nefa kosa mahalala fa eo @ 30000tonne eo ny vary tsy ampy isan-taona raha tsy diso ny fitadidiko, moyenne io an.
Raha 30000X5ans=150000tonne zany hoe 150000000 kg ahavitana mitazona ny vidim-piainana izany. Izany hoe eo @ 1000ar eo ny vidin'ny vary hafarana fa amidy 1300ar.
KAjy tsotsotra io fa dia hitako fa mitombina.
5. ndenn ( 23/01/2009 12:29)
Ary ny vary vokarin'ny tantsaha @ izao fotoana izao sao mba manana chiffre approximatif ianareo ? mety ilaina ny hahafantarana izany . :?:
6. andrywui ( 23/01/2009 12:32)
fa mijery nyavo sa mijery nyiva ty ry kala !! tsy ny vidimbary eny amin'nt epicerie na grossiste eto antoerana no anaovana ny kajy fa izy mbola vao alaina any amptony satri tafidina any amin'ny 1000fmg any ny kilao na latsaka aza raha somary le kalité somary ambanimbany fa tsy ratsy raha any ampotony fa mbola angalandra8 bobaka be anr vao tonga eny anaty harona sy eny ambilaninao le vary ry nyiva e!!! de ataovy ndray ny kaonty baoritra ryiva de mazotoa manao kajy
7. ainaheri ( 23/01/2009 13:34)
nyavo2000:
60 M USD x 1800 ar ( cours 1USD= 1800 ar)= 108 milliards d’Ariary.
vary 1kg = 1300 ar , noho izany vary 83 millions de Kg no azo amin’io dia zarao amin’ny mponina eto M/car 18 millions ( aleo tsy ampitomboina ny chiffre mba tsy hahakely ny valin’ny fizarana) dia MANOME VARY 4,6KG /olona


Raha raisiko tsotra ndray io kajinao io,tsy hiresaka vary aho fa raha zaraina @ gasy tsi11 ndray io vola io d aona?? 60M$/18M== hanana eo @ 3M300$ ny tsi11,tsy tokony ahaavotra ny sasany kosa ve zay??
8. xxx ( 23/01/2009 13:55)
zay mintsy ra aina hery a!Fa naleon'i lery nividianana ropilam hisambadaran'i lery sy vady aman-janany ary ireo akama!
Fitiava-teny no manjaka

ATSIPAZO ANY @ RANON' IKOPA I LE 8 EEE!!!!
9. sosona ( 23/01/2009 15:09)
tnz marina daholo zany !ny panltsaina an'iAndry no tena fopla mampiteniteny foana az ao , tsy mbola matotra lery e! :twisted:
10. ndenn ( 23/01/2009 15:10)
3M300§ isan\'olona :D :) :? :?: :°) :/ (l) :arrow: =)) :miam: (l) :P 8-) :^) ^^ :{ :( :) 8) :o :D 8O :wink: :twisted: :!: :-* :* :-w :-@ :-$ =(( ^:^ o^o :snif: :miam: :@ :{ :} :!: :twisted: :P 8) 8O :) :°) :idea: :idea: ;-) ^^ :^) :-* 8-) :°) :idea: :wink: :cry: 8) :o :D :) :( :-w =D> =(( =)) =)) :-$ :-@ ^:^ :snif: ^:^ ^:^ :@ :@ :/ :-D
11. TWING ( 23/01/2009 15:18)
averiko ny tenin ity namana tato @ sera ity

"Susciter l'espoir du peuple à la brillance de l'or du Roi, pour lui faire croire que l'or lui appartient aussi. L'essentiel pour le roi est le fait de dire que l'or qu'il porte brille pour tout le monde, même pour les pauvres qui croupissent par terre devant sa porte dorée, quémandant chaque jour des miettes tombées des tables".

raha dinihiko io kajy io dia misy marina ihany FA:

tsy ny malagasy rehetra no sahirana fa misy afaka mi style mihinana pizza isan andro.midika zany fa misy ny tsy mihinana vary.

ny kajy hitako eo 60M de dollars fa ilay izy aloha 72M de dollars.ary tsy maitsy misy fikojakojana (entret1) isaky ny avy mandeha iny "Avion" iny.mba tombany kely oe zay?

Ka maninona moa raha mamoaka fiara LIMOUZINE 4 x 4 koa ho aingana e?


8O
12. kidoropamba ( 23/01/2009 15:24)
4 miliara de dolara hono efa azon'ny MAP ka iza indray no mitabataba @ izay vola kely 60 miliona de dolara? Hoy ravalo. hin!hin!hin!hin tena kirevety e.

Kirevety ity ravalo ity sana-bavy. hin!hin!hin!hin! Tokony hidina ny sekoly nivoahan-dravalo fa namoa sampona.
13. xxx ( 23/01/2009 15:39)
kayyy lee! tena misy kirevety roa (2 ) voatonotonona ato kleaza !! ny iray zany ra8 , da ny iray le bandy ato be mokondoha be zay ! ny anarany anarana biby lava vava be mpandeha amin'ny ranomandry zay (ankamatatra)
14. ainaheri ( 23/01/2009 20:34)
nyavo2000:
60 M USD x 1800 ar ( cours 1USD= 1800 ar)= 108 milliards d’Ariary.
vary 1kg = 1300 ar , noho izany vary 83 millions de Kg no azo amin’io dia zarao amin’ny mponina eto M/car 18 millions ( aleo tsy ampitomboina ny chiffre mba tsy hahakely ny valin’ny fizarana) dia MANOME VARY 4,6KG /olona….


Avereno ny calculenao fa misy zvtr tsy mety ao,jereo fotsiny kajikajy nataoko io,d ho 1M de $ ve ny 1kg ny vary? raha io kaontinao io:wink:
15. xxx ( 25/01/2009 22:22)
nyavo2000:
60 M USD x 1800 ar .........



ainaheri:

Raha raisiko tsotra ndray io kajinao io,tsy hiresaka vary aho fa raha zaraina @ gasy tsi11 ndray io vola io d aona?? 60M$/18M== hanana eo @ 3M300$ ny tsi11,tsy tokony ahaavotra ny sasany kosa ve zay??



[size=16px]Ny an'i ainaheri no diso :
60millions / 18 millions = 3,3 dollars fa tsy 3,3millions de[/size] dollars akory.
16. tsiafoi1 ( 26/01/2009 10:08)
Resaka kajy moa izy ty de mba jereo ihany ny chiffres d'affaires ny TIKO fa aza ORY HAVA-MANANA OTRAN'IO, FA RAHA MAHAY MBA MANAO KOA :

Production d'yaourt Tiko Dago - Afrique du sud : 13000000pots /min
13000000 X 500Ar = 6.500.000.000Ar/ mn; Mbola vô resaka yaourt fa raiso ts11 ny produits rehetra, de aseseho eo.... Ny an-dRa-8 ny bizna milliard par mn, fa ny anao mba otrinona???

Ampitombohy ny anao fa aza ilaozana mialona ny an'ny hafa. Fa rehefa tsy ampitomboina ny talenta, de ze kely anananao aza mbola hesorina aminao.
17. rasmuchacho ( 26/01/2009 11:58)
Fa enao ngah miheritreritra hoe dans le besoin daholo le "18 millions" noteneninao (Analana an ra8 aloh de efa 17 999 999 LOL), io nge tsy raisina betement be fotsiny hoe "Zao no noteneniny" de we "Zao hono e!", rah tsy we ngah hampidera ny fahaizanao "Calcul" enao

Au moins io mba mahavita ze tokony ho avotra, fa tsy lany ho rendrarendran le ol vitsvits te handende @ Luxe.

Sady io nge tsy mijanona eo @ nividianana azy fotsny fa mbola tsy maintsy mi-se deplacer ko io e!

De vary firy Kilao/pers ndray no hatao Carburant?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1093