Teny ambony taxi-brousse alina

1. xxx ( 23/01/2009 03:49)
Nisy olona nanontany: "Fa inona no tena mampiady an'i TGV sy Ra-8 eh?"
Dia nisy namaly tany aoriana hoe: "Anontanio i Mialy eh"
Dia tezitra be ilay Rangahy hoe: "Iza koa ity Mialy?"
Samy dangin'ny hehy aloha ny olona teo
répondu par Fanjaibe le 25/01/2009 21:15
2. ravatorano ( 23/01/2009 06:19)
marina tokoa hoe iza no hahalala an'i Mialy izany tao amin 'ilay taxi brousse nefa mino aho fa mety nisy zama akiray nahafantatra tao !
Nefa inona no idiran'ny vadin i Pety sy ny vadin 'i TGV amin izany satria samy Mialy ry zareo ireo !
=)) =)) =))
3. xxx ( 23/01/2009 09:22)
mety misy hidirany ireo Mialy roa ireo ka!! mety hifankafita eny Antanimora hanatibary ireo afaka fotoana fohy raha tsy voahongan'ny TGV haingana ra8!
ka na i Mialy sy Lalao no hifankahita tsy ho ela na iMialy sy Mialy! sa okory moa tsa marina ary ve zay
4. kelimasika ( 23/01/2009 11:13)
ny maresaka dia hoe angaha moa ny ben'ny tanan'antananarivo indray izao no mibaiko an'i M/scar nefa ny Cua aza tsy zakany ?
5. xxx ( 23/01/2009 11:45)
Aleo baikony rehefa songana i ra8
6. xxx ( 23/01/2009 17:29)
Sao dia nokotin-dRa8 koa ary i Mialy, ka izay no tena maharomotra an'i TGV?
7. Fanjaibe ( 25/01/2009 21:15)
I Mialy koa(TGV) anisan'irony tovovavy ankafizin'i Ra8 an ! Tsy henonareo angaha ny nanaovany an'i Bergana...! Aoka fotsiny indrindra rehefa somary mamomamo iny izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.616