alefaso eto ndray ary blagy (malalaka)

1. andrywui ( 22/01/2009 14:42)
za tsy mahita fa alefao ny anlaisany
répondu par mpisotrtoaka le 15/07/2015 11:03
2. ainaheri ( 22/01/2009 15:40)
za kou tsy mahita fa miandry ny laisany lol
3. Zozoro ( 22/01/2009 19:20)
Ireto ary misy blagues vitsivitsy nofantenako tao amin'ny télémag ê ! amin'ny teny frantsay moa ilay izy ka dia alefako harak'izany :

Rémy.

1) Retour de vacances pour Rémy: La maîtresse demande à Rémy: Qu'as-tu fait pendant les vacances ?
Rémy : Bof, pas grand chose . En tout cas, pas de quoi en faire une rédaction.

2)- La maîtresse donne un cours de maths. Combien font 2 et 2 ? Rémy lève le doigt : Match nul !

3) - La maman de Rémy lui fait une leçon de morale. Ecoute-moi bien : si tu es sage, tu iras au Paradis. En revanche , si tu es vilain, tu iras en Enfer.
- Ah, s'exclama le gamin, qu'est-ce que je dois faire pour aller au cirque ?

4) - La maîtresse demande à Rémy de faire une phrase avec le mot sucre. Il répond : Ce matin, j'ai pris un bol de lait. - Oui, mais où est "sucre" ? - Ben, Madame, il a fondu dans le lait.


:lol:
4. kotobekibo ( 23/01/2009 18:16)
ka raha masirasira koa v d azo atao ato ? :-P :-D
5. orona ( 23/01/2009 18:41)
Nisy sipa zay zany materialista be kanefa ataon'ny bandy fanalana azy fotsiny. :-D
6. Lejoba ( 24/01/2009 00:08)
orona : blague ve izany?
Ary nankaiza ny oronao?
7. Simpona ( 25/01/2009 14:36)
Msaotra an'i Zozoro :lol: :lol: :lol:
Orona ve pinocchio? de aiz i balnche neige ??? 8)
8. xxx ( 28/01/2009 09:51)
jereo nge io ambany io e !

=)) mapme mitsy !!!


tsy hitanao ve ?

aok'zao ary e !
9. sitlo ( 28/01/2009 21:35)
Eo amin'ny lanezy izany dia nisy dian-tongotr'alika nanantona ny pne-an'ilay tomobil.
10. gidrokely ( 29/01/2009 13:08)
ity misy raiky
jalahy 3 lahy nangalatsy kajaha (mangahazo) jao any hoy ty!
niavy @'jay gny topom-boly hoy!
-akory gny hataotsika??????
-ndao hagnaniky (hianaka) ambony hazo ery ! da samy manao feombiby lafa mandalo iz !!!!
-ndao araky hoy gny namany!!!!!
nandalo @'jay any gny topom-boly!!!!
mien ou hoy gny raiky (piso=saka)!
da ny raiky nanao feom-boro(na)!
ha!!! hoy @jay gny raiky farany MMMaannnnnnnnnn!
11. Simpona ( 02/02/2009 13:20)
:lol: :lol: :lol: :lol:
12. xxx ( 03/02/2009 13:29)
tao amin'ny mariazy anakiray efa voky be daholo ny olona rehetra efa tsy mahetsika firy daholo fa tsara koa le laoka , de nilaza tamin namany Razerve fa mba hitady sigara kely alou !! rehefa niverina avy any anefa izy mofo dipaina sy lasary sy akondro no mbola nohanilery miadana niditra ny salle de mariaz ,nefa efa tena voky be daholo! nisy ny sosotra ,nisy ny nitehaka , nisy ny nijery sompirana anlery!! rehefa nahazo toerana ndray anefa nedala de ozy ndray ngama oe:
--- mbola tsy voazara anga ny gato ry zalahy???
---ary ny kafé ve mbola tsy vita ?
:-D
13. Lejoba ( 03/02/2009 14:23)
fa tsy nandeha nanontany tany an-dakozia sao mba afaka manao revansa? :wink:
14. mpisotrtoaka ( 15/07/2015 11:03)
Tonga tany an-danitra hono ity mpanao pôlitika iray nony maty. Nahita elisy be dia be izy teo anoloan'ny Md Piera. Hoy izy nanontany :
- Inona daholo ireto elisy ireto ?
- Ireo dia elisy isaky ny firenena tsirairay avy ! Elisy maneho ny toetran'ny mpanao pôlitika amin'ny firenena tsirairay ireo ! Arakaraka ny fihodiny ny zavatra tsara na ratsy ataon'ny mpanao pôlitika ! Ohatra hoe manao ny tsara sy marina ny mpanao pôlitika ao amina firenena iray dia mihodina moramora izy ! Fa raha mpangoron-karena sy mpamadika palitao sy ny sisa kosa dia mihodina mafimafy izy dia arakarak'izay hatrany !
- Ary aiza amin'ireo izao ny elisy misy ny firenena malagasy ?
- Mbola tsy eto iny izao fa nataon-dry zalahy anjely solona vantilatera fa maty ilay tao !
- An !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2164