na de zao aza no miseh!mino mbol lay gasikaratsik
1. andrywui
(
22/01/2009 12:11)
Indray andro any raha mbola tsy miangatra amin'ny olon-drehetra Andriamanitra ,de mino aho fa mbola omeny mpitondra mahay isika,hitantana ny firenena,omeny minisitra mahay mampiakatra haingana ny harin-karena malagasy haingana ary mbola omeny hanina mahafono kibo ny malagasy, mbola hihiratra ny anjara masoandron'ny isambatan'olona ,satria tsy izao hiainana izao akory no ZO farany ambany indrindra amin'ny filana tokony hiainan'ny olombelona de ny sakafo mahafeno kibo ny tsirairay zany sy ny trano mendrika kokoa hisitrihana,
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0418