tao @ genicologue (dokoteram-behivavy)

1. Bita ( 21/01/2009 16:23)
tao trano fiandrasan'ny marary any @ dokoteram-behivavy nisy lehilahy iray miandry eo koa. Nefa tsy niaraka t@ vadiny.
Dia hoy ilay Receptioniste hoe tsy mandray lehilahy izahay f'angamba diso ianao ramose....
Tsy namaly ilay rangahy fa mbola niandry teo ihany sady nanontany hoe iza no dokotera ato. Mbola be olona be ny ho ao ka tsy afaka handray anao mihitsy izy.
Mbola niandry teo ihany ilay rangahy farany nandefa hafatra tany ilay dokotera ny teo reception fa misy lehilahy ato. Ary nivoaka ilay dokotera sady niteny hoe tsy diso ve ianao rangahy ity mankaty @ dokoteram-behivavy no mitonatonana?
Dia hoy ilay rangahy. Ianao ve no dokoteram-badiko?
Doko: Iza no vadinao?
Rang: i Ranona
Doko: fa maninona?
Rang: Ianao izany no nanao spirale t@ vadiko?
Doko: Eny
Rang: ataovinao ary Doko izay hanalana an'io.........

Aiza ary ilay spirale ho alana.....? :-D :-D :-D
répondu par xxx le 06/02/2009 13:28
2. Lejoba ( 22/01/2009 12:50)
Izany koa ve dia sarotra, eo @ balitan'i papa
=)) =)) =))
3. Simpona ( 25/01/2009 14:31)
:-D :-D :-D :lol:
Vitaa ndray radoko
4. xxx ( 06/02/2009 13:28)
gynécologue fa tsy génicologue , ity farany mantsy mpanamboatra génie :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2541