tanin'ny TARANAK'i tompokolahy RAZANADRANTO(IMERINA)

1. nelina ( 16/01/2009 08:18)
miarahaba antsika Taranak'itompokolahy RAZANADRANTO SY i Tompokovavy RAZAFINDRATAVY tratry ny taona 2009!!!
Mpitondra teny ihany aho eto fa tsy tomponkevitra ka izany no hanokafako ity blogy ity hakana ny hevitry ny mpiraitampo rehetra satria dia manankevitra toy izao ny VI.M.I (VIta- Malagasy-International) izay mpiraintampo amintsika ihany ny gérant propriétaire an'io société io fa: Hindrana ny tany navelan'ireo razana izay eny Mahatanando, Imerina, Tsiafahy , izay tany mipetraka fotsiny lava volo @zao fotoana ary ireo zay nisy hazo kininina moa dia tapitra nokapain'ny olona tsy fantatra avokoa ka lasa tany ngazana; koa ankehitriny dia manampikasàna ny hampiasa ny tany ny VI.M.I anefa mangataka ny hevitra avy amintsika mpiraitampo (mpandova) rehetra! dia miandry ny valinteny avy amin'ny tsirairay avy eto àry ny momba an'izany ary misaotra antsika sahady ny VI.M.I!!!
répondu par Noue le 16/01/2009 18:57
2. Noue ( 16/01/2009 08:26)
nelina:

koa ankehitriny dia manampikasàna ny hampiasa ny tany ny VI.M.I anefa mangataka ny hevitra avy amintsika mpiraitampo (mpandova) rehetra! dia miandry ny valinteny avy amin'ny tsirairay avy eto àry ny momba an'izany ary misaotra antsika sahady ny VI.M.I!!!
fanontaniana kely fotsiny eee! mpikambana ato daholo zany ianareo mpiraitampo mpandova?


3. Andribe ( 16/01/2009 11:01)
Mbola ho ezaka be zany fikasanareo zany! araka ny nahitako azy farany teo dia toa kelikely ihany sisa ny tany tsy ampiasaina indrindra ny eny tsiafahy, tanimbary midadasika be sy fambolena legume goavana be no hitako tany,ary ny @ ala-kininina indray dia efa hazo maty ny ankabeazany ka naleon'ny olona notapahina ,mbola manakevitra ny hanao fambolena voankazo ry zareo @ity lohataona ity.Fa hono hoa ,inona no mba eritreretinareo hampiasana ireny tany ireny ?
4. dadasy ( 16/01/2009 18:20)
fa angah moa tsy efa nananganana fonja efa hatry ny ela be le tany eny Tsiafahy? :°)
5. fahamarinana ( 16/01/2009 18:34)
noue:
fanontaniana kely fotsiny eee! mpikambana ato daholo zany ianareo mpiraitampo mpandova?

:arrow: :-D ,izy oah dia mahatapatsinay foana amin'ilay fanontaniana tsy ampoizina iny !(l)
6. Noue ( 16/01/2009 18:57)
fahamarinana aaa ! kle'tia eee :-D :-D :-D :-D ka ozy oe
mangataka ny hevitra avy amintsika mpiraitampo
ka ozy aho oe ireo mpiraitampony ve mahita ity dinika ity daholo mba ahafahany mamaly kooo :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1466