MITADY ASA RY RETO AAAAA!

1. amejah ( 13/01/2009 08:57)
Bonjour daholy!

Za zany mitady asa tsy mifidy na assistante de direction na commerciale na coiffeuse....
Mety daholy dia ilaiko aingana fa mihaina irery aho!Dia mba ilaiko maika ra misy afaka manampy ahy nareo fa tsy tiko lay mitoga be fa ainareo fa ny vola zao no maha olona/LOL

Dia mba manantena ny fiara miasa tsika rehetra ato @ serasera aho e!

Merci biz daholy dia mba oméo valiny aingana moa e!

répondu par fafane le 24/08/2010 13:14
2. fafane ( 24/08/2010 13:14)
amejah:

Bonjour daholy!

Za zany mitady asa tsy mifidy na assistante de direction na commerciale na coiffeuse....
Mety daholy dia ilaiko aingana fa mihaina irery aho!Dia mba ilaiko maika ra misy afaka manampy ahy nareo fa tsy tiko lay mitoga be fa ainareo fa ny vola zao no maha olona/LOL

Dia mba manantena ny fiara miasa tsika rehetra ato @ serasera aho e!

Merci biz daholy dia mba om�o valiny aingana moa e!


Bjr enao e, tena nalahelo anao kosa aho fa tsy nisy namaly anao mitsy ve ny namana, fa lay mitady asa koa aloha sarotra nge e, mirary soa ho anao aho de mahereza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3885