bonaniverisera Boga
1. bobone
(
12/01/2009 13:07)
bonaniversera laholo!
:D :D :D
dia miaharahaba tratry ny tsingeri-taona aloha e! firy moa???
dia mirary ny fitahian'ny Tompo ho aminao sy ny ankohonanao , na fahasalamana na fahendren'ny ankizy , fahasoavana rehetra homban'ny hery sy ny tanjaka! hambinina @ izay hatao hifanatitra @ vady amanjanaka e!
ho tratry taona mitsingerina e!
bà mamy be :-* :* :-* :* :-* :D :D :D

répondu par dadie le 24/01/2009 15:35
2. tsiafoi1
(
12/01/2009 14:39)
Bon annif ndy Boga a
De ho tratran'ny tsingerin-taona manaraka indray, ary mirary ny soa rehetra hotanteraka amin-dry
ba mamy
Nivo

3. rakaroka
(
14/01/2009 19:07)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/sm252.gif[/IMG]
Dia bon annif laholo! somary tara fa tsy hadino e! Kiss Be d b! :-* :-* :-*