Mila fanazavana sy fanampiana
1. xxx
(
08/01/2009 16:24)
nisy olona lehilahy izay niteny tamiko hoe te hanambady hono izy fa nahita olontiana tiany alaina ho vady
Ny olana anefa dia izao: natao mariazy tany dago izy 2 ( ilay lhl sy ny ex) ary nanao transcription dia vita mariazy ary nahazo livret de famille vazaha.
Taty aoriana anefa dia nisaraka ry zareo vita fisarahana amin'ny fomba vazaha hono ry zareo dia efa misaraka tanteraka izany aminy.
Ny fanontaniako dia eo anatrehan'ny lalana gasy mbola mpivady ihany ry zareo sa efa nisaraka
Ity lhl niresaka tamiko ity manko milaza fa hoe efa nisaraka taty france ry zareo dia mazava ho azy hono fa misaraka koa izany any dago nefa tsy nisy demarche akory nataondry zareo 2 tany dago

répondu par malala1 le 09/01/2009 16:56
2. badboy
(
08/01/2009 16:32)
Diso biriky dinika ianao ranamana satria momban'ny fampiasana ny "Droit international" no fanontaniana apetrakao fa tsy dia fitiavana loatra!! 8) 8) 8)
3. xxx
(
08/01/2009 17:11)
Raha olona mbola manam-bady (vita soratra), fa mbola tsy nisaraka tamin'izay vadiny, dia tsy afaka manam-bady olon-kafa na aiza na aiza.
Ataoko fa sahala amin'izany koa ny hoe: Rehefa nisaraka mazava (ara-panjakana izy) na taiza na taiza dia afaka maka vady hafa na aiza na aiza.
4. malala1
(
08/01/2009 17:26)
badboy:
Diso biriky dinika ianao ranamana satria momban'ny fampiasana ny "Droit international" no fanontaniana apetrakao fa tsy dia fitiavana loatra!! 8) 8) 8)
marina ny anao fa misy resaka fitiavana ao dia nataoko tato
mba valio re ry badboy fa miasa mafy ny lohako a
5. xxx
(
08/01/2009 17:32)
ny tiako fantarina ry xxx dia hoe mariazy gasy no natao , nadika dia nahazoana lalana hifanambady aty frantsa.
Ka raha hisaraka ve dia tsy misy rafitra tokony arahina mba ahazoana misaraka amin'ny mahagasy ilay olona
Marihina fa izy mivady ireo dia samy gasy
Ny fijeriko azy manko dia toy ny pasiporo misy gasy sy vazaha, ka ny livret de famille koa raha misaraka ianao dia tokony hanana livret de famille gasy sy vazaha ary misoratra ao hoe misaraka
Izany no antony anontaniana anareo satria ilay ranamana dia mihizingizina fa hoe efa misaraka amin'ny vadiny fa mila vaniny fotsiny ity vhv hitany dia tsy mety hanambady azy

6. Koditra
(
08/01/2009 19:14)
Marina ny vôlazan\'ny badboy oe \"droit international\" io, saingy tsy misy na misy fa tsy appliqué lé rafitra lazain\'ny XXX io.
Ny fanontaniana dé ny oe, tena compétent ve lé tribunal tao france nanao ny fampisarahana satri mariazy gasy io ary lalàna gasy no mifehy an\'io. Tokony hisy zany farafaratsiny fiarahamiasa entre ny tribonaly nanao lé fampisarahana sy ny Fitsarana malagasy. Mino a fa tsy nisy nefa zay matoa mbola tsy vôfafa ny aty Dago.
Fa zava-misy ko ty cas 1 ty, teraka tao @ Firaisampoktn X lé vhv, natao mariage izy tao @ FIR iray hafa, afaka 1 taona naka copie intégrale d\'acte de naissance io vhv fa mbola tsy misoratra eo @ Emargement @copie-ny oe efa nanambady izy (tokony efa misy soratra oe nanambadin\' XXX t@ zao daty ...), zany oé ôtran\'ny mbola célibat iany izy zany. (t@ taona 2000 io fa elako tsiny ra tsy zay intsony @zao fotôna zao)
Resaka samy eto Tàna ary io maika fa ...

8. xxx
(
08/01/2009 21:36)
misaotra an'i Koditra nanazava.
Izay manko no mahagaga ahy fa tsy nasian'ilay ranamana resaka mihintsy hoe efa vita ny divorce any dago ary tamin'ny nilazana azy izany aza vao tonga saina izy hoe mety ho izany tokoa.
Raha heverina aza hoe hanaiky ihany ilay vhv io hanambady ilay bandy , efa niara-nanao zavatra ry zareo, tonga amin'izay ilay vady 1 mila vaniny na koa hoe milaza fa tompombady, aiza no alehan'ilay vady vao? Sady raha tsy voatory any amin'ny tribonaly koa hoe nangalatra ny vadiny dia misaora ilay vady1. Ilay lhl amin'izay fotoana izay inona no hataony?
Fa ilay lhl aloha dia tezitra be amin'ilay vhv tiany halaina vady io izao satria tena nanantena mafy izy sady nieritreritra ny hiaraka tamin'ny fety ihany koa angamba nefa tsy nisy.

9. badboy
(
08/01/2009 22:09)
Tsy dia sarotra ny mamaha ilay olana!! Ny fanontaniana mipetraka dia hoe "Droit personnel" ve no miasa, sa "Droit du for"!!
Dia tsotra ny valiny : raha ohatra ka résident eto frantsa izy mivady, dia azony atao ny mangataka divorce eto frantsa na dia hoe mariazy vita gasy aza!! Ny lalàna miasa avy eo no tena ipetrahan'ny olana, fa raha ny "jurisprudence" @ izao no jerevana dia rehefa tsy mifanohitra @ "ordre publique de la loi du for" dia ny lalàna misy azireo no mihatra! Ary eto frantsa ny lalàna momba ny mariage sy divorce "d'ordre public" noho izany ny lalàna frantsay no miasa!
Fehiny : afaka misaraka izireo ary lalàna frantsay no miasa saingy rehefa tian'ny 1 @ izy mivady hiantra any dago ilay lalàna dia mangataka " reconnaissance" ny didimpitsarana any @ fitsarana any Dago izy! :twisted: :twisted:

10. sakaizakely
(
09/01/2009 13:21)
malala1:
marina ny anao fa misy resaka fitiavana ao dia nataoko tato
mba valio re ry badboy fa miasa mafy ny lohako a
hay ve i malala1 ihany no xxx e :-D :-D :-D :-D
parantezy fotsiny iny an
tohizo ny resaka :-P
11. Mirananirina
(
09/01/2009 13:28)
Fehiny : afaka misaraka izireo ary lalàna frantsay no miasa saingy rehefa tian'ny 1 @ izy mivady hiantra any dago ilay lalàna dia mangataka " reconnaissance" ny didimpitsarana any @ fitsarana any Dago izy!
Marina mihitsy io.Fomba ahoana moa ny ahalalany ny any Dago hoe nanao divorce aty raha tsy misy io.
tamin'izao niteraka ny zanako izao,dia nandefasany taratasy hoe:ataovy ny reconnaissance ;any aminy pays nareo.Midika izany fa tsy manao ry zareo
12. Lejoba
(
09/01/2009 16:54)
misy risque ho taraiky be ny sora-piankohonana any Dago nefa tena manana valeur juridique tsara mihitsy io na any Dago na aty ivelany.
Ny mety indrindra dia ny mi-validé ilay fisarahana eo anatrehan'ny fanjakàna gasy. Tsy haiko io na vita ao @ ambassade fotsiny na mila entina any @ tribonaly any Dago ilay jugement de divorce taty dia mamoaka jugement indray koa izy. Fa asaivo vitainy tsara io sao sanatria migadragadra foana pour polygamie, na afa-baraka hoe mitonona ho tompom-bady ilay taloha raha lazainy fa tsy notifié taminy ilay jugement.
Mahereza eh