certificat d'hebergement

1. xxx ( 02/01/2009 16:31)
Miarahaba antsika rehetra tratriny taona 2009 , ary de mirary soa sy fahombiazana .
Ty mba misy fanontaniana apetrako aminareo namana , refa manao certificat d'hebergement ve ka misy zazakely tsy ampy iray taona de mitokana mitsy ve ny azy sa atambatra aminy an'i reniny ?????
Tsy zany mantsy fa ny demande de visa ko toa mitokana koa ny anilay zazakely sa tsy marina zany ????

De misaotra ho anareo ze mamaly !
répondu par xxx le 03/01/2009 12:10
2. xxx ( 02/01/2009 18:13)
marina fa mitokana ny demande visa -ny zaza fa ny certificat d'hebergement misy toerana misy hoe "accompagné (e) de >>>>>> dia azonao ampiana eo we accompagné de son mari ou de sa femme ou de son enfant io. Fa fenohina .
3. xxx ( 03/01/2009 11:15)
misaotra betsaka fa de mitambatra ao zany fa ny demande no misaraka ??
4. xxx ( 03/01/2009 11:28)
xxx:

misaotra betsaka fa de mitambatra ao zany fa ny demande no misaraka ??
tsia! tsy misaraka ireo.
ao @ io taratasy certificat io dia misy toerana izay fenohinao hoe iza ilay olona hebergénao.
etsy ambany dia misy toerana misy hoe accompagné de:
ohatra: de son mari, sa femme, son enfant
dia eo no fenohinao hoe accompagné de son enfant


5. xxx ( 03/01/2009 11:35)

hitanao io?
ny 1ère partie natokana ny momba anao (hebergeant)
ny 2ème partie natokana ho an'olona ho hebergéna
dia alohan'ny ligne farany dia misy hoe accompagné de
dia eo no soratana hoe son mari , sa femme , son enfant
dia soratana eo ny anarany sns
6. xxx ( 03/01/2009 12:10)
misaotra fa tena mazava tsara ny fanazavanao , fa de hikarakara azy amizay !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3222