Dia saiky nandefasany hafatra avokoa izany isika rehetra ?
1. niryna
(
23/12/2008 16:43)
Nisy olona taloha mantsy mitovy an'io ihany milaza fa maty ny rainy ,manambola be izy ka afaka avadika amin'ny kaontiko ilay vola :roll: dia hitsoaka any Senegal izy fa mipetraka ao amin'ny camp militaire.
Dia io teny io ihany no nampiasainy voalohany dia niditra ny tena ,fa ny mampihomehy dia mody tsy miteny gasy mihitsy izy a,Tandremo ary sao dia voa koa hianareo fa rehefa nalefako spam ilay izy dia tsy nandefa intsony izy ka asa lahy sao dia hivadika biby indray ity olona ity
Tetika maro no isarihany ny olona ary efa maro no efa voafitaka ka manaraka hatramin'izay vola kely ao amin'ny tahirinaoa raha tsy mitandrina hianao
Iza marina io Christian io e christianc71@yahoo.com
(l) niryna
répondu par Mimhie le 08/01/2009 11:43
4. AndoRAL
(
24/12/2008 06:34)
amin'ny teny anglisy sy teny frantsay no fanoratany, dia andefasany sarina vehivavy tsara tarehy, ary mitovy daholo ireo hafatra rehetra alefany fa rehefa elalela dia mangataka vola amin'izay izy. Ato amin'ny serasera dia Chris2 no solon'anarana ampiasainy. ity misy rohy hitako milaza momba azy io
http://www.vampires.nu/pages/Forums.cfm/action/viewmessages/PageID/10/Forum/4/Topic/20909 :evil:

5. AndoRAL
(
24/12/2008 06:35)

6. AndoRAL
(
24/12/2008 06:36)

www.vampires.nu/pages/Forums.cfm/action/viewmessages/PageID/10/Forum/4/Topic/20909

7. diamondra27
(
24/12/2008 14:26)
ay ay ay efa niva ndray zany le ataony , tsara ihany ry zareo ny mifampilaza a
8. rurik
(
26/12/2008 17:15)
za vao nahazo an'io afatra io anio de nofafana le izy de tsy itako izy ao anatiny
9. karandoha
(
26/12/2008 20:47)
tandremo fa arnaque io fa bedebe mihintsy no naharay an io na tsy eto @ serasera aza. izaho koa naharay io hafatra io e novaliako de lasa spam le izy misaotra an i hery hanakana an iny tsy ho eto.tandremo sao manome vola any fa manjavona lol :D :D :D
10. niryna
(
27/12/2008 01:54)
Papoose:
dia niditra ny tenananome bank account ve??
ie hatramin'ny banky account no tadiaviny alaina fa andefasany vola hono ,hi,hi..... vola adala tompo
:D
fa tsy tonga dia izay no resahiny fa mody manao mampalahelo be izy ,milaza fa dokotera ny dadany dia teneniny eo ilay rangahy ,dia io fa manomboka mandefa sarin'ankizivavy mahia kely avy any dakar izany izy dia eo no manomboka .Tsy miteny gasy ity an :roll:
11. niryna
(
27/12/2008 02:04)
AndoRAL:
amin'ny teny anglisy sy teny frantsay no fanoratany, dia andefasany sarina vehivavy tsara tarehy, ary mitovy daholo ireo hafatra rehetra alefany fa rehefa elalela dia mangataka vola amin'izay izy. Ato amin'ny serasera dia Chris2 no solon'anarana ampiasainy. ity misy rohy hitako milaza momba azy io
www.vampires.nu/pages/Forums.cfm/action/viewmessages/PageID/10/Forum/4/Topic/20909
hay va re e
12. niryna
(
27/12/2008 02:05)
karandoha:
tandremo fa arnaque io fa bedebe mihintsy no naharay an io na tsy eto @ serasera aza. izaho koa naharay io hafatra io e novaliako de lasa spam le izy misaotra an i hery hanakana an iny tsy ho eto.tandremo sao manome vola any fa manjavona lol :D :D :D
ny iray anie ka nilaza anome vola izy ary dia ny kaonty no angatahiny dia manaraka hatramin'ny kely anananao
13. mmmhh
(
27/12/2008 05:51)
vao nahazo hafatra t@ io koa aho teo soa fa tsy nofafan'ny serasera zany.
Misaotra nizara e.
Misaotra nizara e.
14. Koditra
(
27/12/2008 19:19)
Mety ho tezitra be ve razoky ra N° compte tsy mi-existe no omena azy?
Mety mahay manompa @ teny frantsay sy angilsy koa izy ah! :-D :-D

15. Lejoba
(
30/12/2008 11:22)
Fa ny nataony aloha dia nahatonga ireo namana tsy fahita mihitsy nandray anjara eto @ forum eh. Izany tena misy PS mbola tsy hitako mihitsy raha tsy t@ ity resaka ity. Unis devant un ennemi commun an!
Izay marina ny atao hoe "namana" :-*
Izay marina ny atao hoe "namana" :-*
16. niryna
(
02/01/2009 18:37)
Koditra:
Mety ho tezitra be ve razoky ra N° compte tsy mi-existe no omena azy?
Mety mahay manompa @ teny frantsay sy angilsy koa izy ah! :-D :-D
efa marobe no efa voajono ka tsy ny gasy ihany fa ny vahiny koa .Manaraka hatramin'ny enta-kely tokoa a
17. Mimhie
(
08/01/2009 11:43)
izay za vao namaky ty forum ty f'efa ela be za no nanoratan'io olona io koa, christybaby ny pseudo any teto @ sera², noheveriko fa namana tsotra ohatry ny rehetra de niresaka tsara, rehefa avy eo de nalefany ny mail lavabe miaraka @ lay sarina zazavavy tsara tarehy, de zay za vao kôpy hoe tena tsy aradalàna ilay resaka de nalefako tany @ namako izay fantatro rehetra sao tratrany , de nampilazaiko koa i Hery, fa ny looza hoy nareo? tsy haiko na fifandrifianjavatra fa ny ampitson'iny a! tsy namaly intsony za sady nosakanako izy tato de nikatsony machine ko, nisy virus ary niditra hopitaly mihintsy, tsy tafavoaka raha tsy andro maro² taty aoriana!
fehiny: de aleo mitandrina ihany , za zao tsy manokatraintsony raha tsy mail avy any @ olona fantatro ihany fa gravy be! tazako misy pseudo maro² ato mampiahiahy fa raha vao manoratra aty amiko de tsy vohaiko akory fa tonga de esoriko avy hatrany.