tarehy madio b

1. anidi ( 20/12/2008 04:02)
bjr daholo
Misy afaka manoro ve inona no ahazoana tarehy madio be , efa nampiasa crème maromaro ihany a fa tsy tena efficace . Nanana composition menaka t@ dermato a efa ela fa tsy hitako intsony ilay formule pommade jaune acide tsy tadidiko avy e magio ny tarehiko fa somary misy petites taches brunes d merci @ izay conseils-nareo
répondu par tiris8786 le 13/04/2015 17:00
2. heidi ( 20/12/2008 07:00)
ka samy mananana ny produits mety sy zakany daholo fa miverena any am lay doc nahitanao ilay produit taloha mampadio tarehy izany e!
3. rova30 ( 20/12/2008 13:38)
Ny pomady aloha dia tsy haiko, fa ny kely fantaoko ho an'ny tarehy dia ireto:

*/ karaoty sy selery raviny andrahoana ampiarahana amin'ny sakafo matetika(ohatran'ny lasa rozirozy kely izay ilay hoditra avy eo)

*/fadio ny sigara: ilay setroky ny nikotina mandrakotra tarehy dia lasa maloka tsy fidiny!

*/indray isakerin' andro mihevoka amin'ny ranona "thym" dia coton no hanamainana azy avy eo!
ny ravina Romarin koa tanehana, dia iny rano iny no hidiovana!

*/aza adino :diovy tsara isan-kariva izay vao mandeha matory!

:P izayaloha!
4. anidi ( 21/12/2008 06:07)
Ka eo ilay pbl b fa any @ 700 km ilay dermato nanome an'io ilay dermarto roa nandehanako tsy manome afa-tsy crème efa teny @ pharmacie nefa tsyefficace d ny eritreretiko hoe sao misy manana composition-na crème pommade jaune + acide salicylique sy hafa nety tamin'ny tarehiny ny goavana be koa dia rehefa misy manana anie tsy mety manoro asa izay antonyfa merci quand mm amin'ny toro-hevitra e

5. soafara15 ( 22/12/2008 08:00)
anidi a,
tadiddiko hoy i dadanay izay hoe " aza tia hosotsosoa fa pandaina" tenin'ny ntaolo io,
Tsy hoe izay rehetra mety @ olona akory dia mety ho anao, ohatran'ny fanafody ihany io.
manatona mihintsy spécialiste fa tsy hoe andramana daholo izao rehetra izao,
fa raha zavatra naturelle toy ny voalaza etsy ambony dia tena tsara mihintsy, fa ilay hoe composition -na izao sy izao tsy dia mahatoky aho,
Tsy misy tsara ohatran'ny zavatra naturelle akia â! be dia be anie ny zavatra azo atao ê!
6. pharmac ( 22/12/2008 10:36)
anidi, ny sakay alou fadio voalohan ndrindra, n menaka be, d mahereza misotro rano tsotra fa tandremo kosa anef sao en eccès fa ts mety indray, ts midoka tena ah fa ny oul rehtr mitsiriritr n tarehiko daolo oe madio be, fa za ts tia rah ts bio naturelle, marina mits n an soafara fa ra mbol ao antin le sokaj tanora enao ka ra mbol azo atao d ts mis tsara otran naturelle.
7. tazia ( 22/12/2008 10:53)
Zaho hoy aho @ nareo manao menaka tarehy niahy aloha naturelle fa araka ny anisianareo menaka azy io vao maika haloto ny tarehinareo avieo,zaho manana namana manao anio taloha @zao izy hita tsy hay njerena mitsy fa feno tasy ny tarehiny
8. hana ( 22/12/2008 12:32)
Miarahaba anao anidi
Ny hitako tena efficace indrindra aloha hatr@ izao dia ny gommage eh. Ny zavatra ahosotra toy ny menaka, crème sns mantsy, raha tsy afakao tsara avy eo dia mamela tasy na points noirs. Na dia mampiasa démaquillant isan-kariva aza ianao.
Misy gommage atao in-1 isan-kerinandro fotsiny nefa tena tsara. Ataovy mitovy gamme @ izay efa produits ampiasainao ihany.
Mahereza eh
hana
9. diamondra27 ( 28/12/2008 09:16)
ity misy hevitra naturel ilay produit , mazotoa
http://agape-tv.com/agape_feminin/index.php/bika-sy-endrika/masque-tarehy-190
10. Samoana ( 28/12/2008 18:50)
Tsy mampiasa ranomafana fa sasàna amin'ny rano mangitsy isa-maraina!
11. kelly13 ( 28/12/2008 19:48)
ka tsy ho lasa glaçon v ry samoana? hahaha
12. ari.malala ( 30/12/2008 07:13)
na koa ato http://www.embellys.com mazotoa mikarakara
13. arialy ( 10/01/2009 10:05)
za aza nisy nanoro oe tifirina am atomiseur d'eau isamaraina ony de iny no anasana azy fa tsy eau de robinet.
de vao natomboko fa tsy mbola aiko oe hanao aona :lol: :lol:
14. volazara ( 03/02/2009 14:20)
Ny mba hevitro dia aza asiana creme creme zany fa aleo produit naterelle ihany.Za nanana namana tia manositrositra creme reny fa zao ny tarehiny tsy hay jerena tsony.ity misy toro-hevitra kely.sasao @ rano matimaty isa-maraina dia hamaino tsara ; avy eo hosory ranona karoty manta avy norapena .Hitako nahomby tamiko loha le izy e .bonne chance
15. tiris8786 ( 13/04/2015 17:00)
tonga dia feheziko izay voalaza eo ambony miaraka amin'ny hevitro fa samy manana ny hodi-tavany ary misy koa héréditaire ny zava-miseho na miankina amin'ny fahasalamanao.
- misotro rano ampy isan'andro (hydratation interne);
- manasa tarehy isankariva tsy tapaka manala ny loto (pas de savon agressif);
- rano mangatsiaka no ampiasaina satria ny rano mafàna mampiroraka tarehy vetivety ;
- gommage isankerinandro (siramamy sy ronono na rano dia efa mety na tainkafe koa) ;
- raha mahavita an'ilay mievoka araka ny voalaza eo ambony dia tena vao maika tsara ;
- masque isankerinandro (io miankina amin'ny hoditavanao). Ny ahy tantely sy voasary makirana dia indraindray argile rose dia indraindray farine sy curcuma ary ronono ;
- ny crème hydratante kosa tsy maintsy mividy raha tsy hoe angamba mahay manamboatra mélange na menaka sy huiles essentielles kely ianao. Ny ahy rehefa hydratante dia izay, tsy mora loatra nefa koa tsy lafo loatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4744