fa inona loatra ny ratsy vitany mpiandry
1. laalah
(
19/12/2008 17:28)
de sambany za mamaky ny forum nareo eto fa tena tsy misy afa tsy ny manaratsy mpiandry tena mahamenatra de zany ka fanenjehana ra mba ianareo no eo am toeran'ilay mpiandry ngamba de tsy aiko tsony, eto tsy misy afatsy fanimbazimbana ny maha olona ve ry fijo sy ry ikaretsaka sns ho anareo ze fatra panenjika mpiandry , ny olona pangalatra sy ny manao ratsy enjehinareo ny olona mivavaka enjehanareo ny mpiandry enjehinareo ARY RAHA NY ZVT ATAONAREO ANY ATRANONAREO NDRAY NO ANENJEHANA ANAREO ; ilay ratsy ataonareo tsy tianareo ho fantatry ny olona no anenjehana anareo , ZAY TSY NANOTA TAMINAREO NO AOKA ITORABATO AZY
répondu par Noue le 23/12/2008 18:20
2. rabingogilabanga
(
19/12/2008 19:22)
zavatra telo no azo lazaina:
1)Ny hoe fanenjehana mpiandry,
na pasitera, na mompera, na mpino tsotra, tsy dia olana loatra, manana ny fahalemeny izy ireo, ary tsara aza izany , manampy azy ireo hiova, ary dia tadidio fa na izahay mpino aza manao zany voalohany, fa tsy niandry ny tsy mpino (tadidio ilay afera na masera tany antsirabe, na ny histoire ny critique de luther contre la papauté, separation du calvinisme tsy niaraka intsony t@ lutherien..., temoin de jehovah etc...)
2) ny olana fotsiny ilay izy tsy objectif:
-ny chretiens t@ andron'ny moyen-age, croisade contre ny albigeois, na ny croisade pour la terre sainte, sy ny saint-barthelemy,bucher de calvin contre Michel Servet, médecin, philosophe, théologien et géographe , c'est du passé, Tsy misy chretien hamono anao intsony eo, na hi-crtique, na sanatria hi-blasphémer an'i jesosy aza ianao("raha misy mamely ny takolakao ankavia, omeo azy ny ankavanana.Nororana izy teo @ hazo fijaliana, nefa hoy izy mamela ny helony fa tsy fantany izay hataony
-Fa mba sahy ve ireo mpi-critique mi-critique fivavahana sasany mbola manao fiainana henjampihetsika toa ny t@ moyen-age?.Lachête intellectuelle no betsaka eto
3)ary farany, ny civilisation chretien
dia nitondra zavatra betsaka tsara, ny question dia raha atheisme no eto Madagasikara, na islamisme, ho nihena be toy izao ve ny paganisme sy ny tany fady ary ny fampiasana ody gasy, ny teraka alakaosy, ny sakafo fady tany rehetra tany? asa, ary CEG, Lycee publique ve ho nahavoaka olo-manga toa an'i ESCA, ny st michel, ny paul Minault, etc...
Ny christianisme mety nisy zavatra sarotra aminareo ny manainky azy, fa kosa mbola tsy misy tsara kokoa noho izy ny civilistion hatrami'izao (indrindra ny cas Malagasy
Fa surtout, sahia mi-critique ny finoana sasany mbola betsaka ho kianina nohon'ny christianisme, fa aza lâche.

3. fijo
(
19/12/2008 20:14)
ahoana moa no tsy hilazanay ny tsy mety ataon'ny silamo???tsy olana aminay mihintsy ary efa nisy ny filazana ny nataondry ben teto.ry zarkawi sns.izahay tsy mijery hoe mpiandry ity sa damopra ity,fa izay vavao heno dia avoaka.
laalah,fitsikerana no fahitanao azy,fa aminay kosa dia filazana ny hita sy re.
laalah,fitsikerana no fahitanao azy,fa aminay kosa dia filazana ny hita sy re.
4. ikaretsaka
(
19/12/2008 22:17)
fijo:
ahoana moa no tsy hilazanay ny tsy mety ataon'ny silamo???tsy olana aminay mihintsy ary efa nisy ny filazana ny nataondry ben teto.ry zarkawi sns.izahay tsy mijery hoe mpiandry ity sa damopra ity,fa izay vavao heno dia avoaka.
laalah,fitsikerana no fahitanao azy,fa aminay kosa dia filazana ny hita sy re.
Marina letsy izany... na mpiandry io na mompera io na athee io na x tiana io na silamo na finoana hafa rehefa misy zavatra tsy mety de tsy hoe satria finoanay na olon'ny finoanay de arovana.
Efa nandeha teto ny resaka masera nisandoka . Ny pretra nanao pedophile tany USA... ny athee toy ny temple du soleil. Ny silamo terroriste... arakaraka izay zava misy sy vaovao farany.
Ny niatombohan'ny resaka mpiandry dia io emission t@ tele vazaha iray, izay ni relever hoe misy olona epileptique sy zaza tsy afaka miteny...izay tsy voaprofo hoe misy demony fa lazain'ireo hoe misy, de nofatorany sy nataony t@ condition tsy azo noeritreretina toy ny hoe nihosona niaraka tam t.... sy ny ama....
De ny hevitra de hoe raha nisy tokoa naninona no tsy sitrana sy tsy afaka.. de ho'zy aho hoe ka ohatran'ny banga alaina nify io hoa hoe efa tsisy mbola tadiavina alaina ihany
5. laalah
(
19/12/2008 22:34)
ikaretsaka = msotra namaly eeeee le tsy mety ataoany olona hany ange no itanareo sy fijo fa le ataonareo tsy hainareo oe mety ve , soa hany nareo fa tsy Atra fa ra nareo no Atra tsy nisy indrafo fa ze manota tonga d afobe doli :lol: :lol: :lol: (l) (l) (l) milay ka
6. ikaretsaka
(
19/12/2008 22:46)
Ny anay ny vaovao sy ny hita aloha no hitarafana ny tsy hita ko... io lo ny vaovao de io no iaraha mahalala
De hoe na @ fomba inona na @ fomba inona de tsy mety kosa ny mampiosona kaka sy pipi sy mamatotra rojovy olombelona mitovy @ tena tsy manantsiny e...fidiny ho azy nga ny epileptique sy ny tsy hafaka miteny a 7 ans e... tsy olako loatra io na mpiandry na inona fa tsy mety kosa e ary rehefa tsy mety de tenenina. Za katolika fa raha mompera no nanao olona ohatran io de nokihaniko tato koa

7. rabilabila
(
19/12/2008 23:51)
Il y en a qui lâche........des formules par ici!! :oops: :) :D :-D :twisted:
Lalaah>>
Ity no efa nosoratako tary ambadika tary , mety mahavaly ny ahiahinao:
Ka asa aloha na hoe misy silamo na damopra, na relijiozy , na mpiandry na mpiandry omby , na raiamandreny , na pasitera , na mpitondra fanjakana , na miaramila , na polisy ..........................ilay NA IZA NA IZA nolazaiko.
Lalaah>>
Ity no efa nosoratako tary ambadika tary , mety mahavaly ny ahiahinao:
Izaho aloha ,amin'ny maha-olona ahy ,tsy possible amiko ny mi-comprendre ny "traitement inhumain" na iza na iza no manao ilay traitement .
Tsy mora ny manao zavatra hoy ianao ; tsy mora tokoa fa misy ny zavatra atao amin'ny tokony ho izy ,ary misy ny manaonao foana .Dia tsy tsongolohina sy iadivana ve raha toa ka tsy mety ilay izy ?sous pretexte hoe nanao zavatra izy ?
"Torture,traitements cruels, inhumains ou dégradants " no fiantsona an'ireny raha mampiasa ny voambolan'ny "droit de l'homme" Que ça vient d'un AT ,d'un croyant ou n'importe qui d'autres ,c'est condamnable .Que ça vient d'un dogme ,d'une idéologie ou n'importe quoi d'autre , c'est condamnable et on doit le condamner.
Ka asa aloha na hoe misy silamo na damopra, na relijiozy , na mpiandry na mpiandry omby , na raiamandreny , na pasitera , na mpitondra fanjakana , na miaramila , na polisy ..........................ilay NA IZA NA IZA nolazaiko.
8. rabingogilabanga
(
21/12/2008 08:21)
ika sy fijo:
Marina letsy izany... na mpiandry io na mompera io na athee io na x tiana io na silamo na finoana hafa rehefa misy zavatra tsy mety de tsy hoe satria finoanay na olon'ny finoanay de arovana.
Aza atao formule le izy ry havana fijo sy ika, ireto ny zavatra tsy mety tsy mba nolazainareo:
-Ny massacre ny hindou ao inde contre ny chretien (août 2008), sy contre ny chretien et musulmans (octobre 2008)
-ny Interdiction atao @ chretien ao sarajevo, sy ny bosnie herzegovine rehetra , tsy mahazo mampiasa pere noel, sy ny islamisation ny societe sy ny etat bosniaque.
-Ny attentat contre les hindous et l'Inde nataon'ny fondamentaliste musulman (decembre 2008)
Fa ny anareo raha vao chretiens izay, na protestant (ika no tena spesialista eto) dia tonga dia lasa izao, ny attentat ny bombay nisy faty olona, ny nataon'ny mpiandry, discutable, fa tsy tsy mbola nisy mort d'homme.
Izay no lazaina hoe: manao fixation, sy obsedé @ protestanta en particulier, ary ny chretien en general ianareo
rabila:
Izaho aloha ,amin'ny maha-olona ahy ,tsy possible amiko ny mi-comprendre ny "traitement inhumain" na iza na iza no manao ilay traitement .
" Que ça vient d'un AT ,d'un croyant ou n'importe qui d'autres ,c'est condamnable .Que ça vient d'un dogme ,d'une idéologie ou n'importe quoi d'autre , c'est condamnable et on doit le condamner.
principe io lazainao io rabila, ny olona rehetra tsy d'accord @ traitement inhumain daholo, na ireo manao izany any antakona aza, toa ireo polisy sasantsany, any @ tany maromaro manao torture mba hahazahoana aveu.
Ny olana dia tsy izay faritako, na faritanao fa traitement inhumain akory, dia izay marinano izy , ary izay lazaianao, na ho lazaiko fa traitement digne na humain akory dia marina koa.
9. rabilabila
(
21/12/2008 10:02)
1) Adinonao ny famonoana sy ny percecution: ny homosexuels tany Egypte ,ny kristiana any Chine , ny bouddhistes any Tibet , ny AT tany Alexandrie , ny Hutus tany Rwanda , ny fotsy tany zimbabwe , ny mainty tany Afique du sud ,ny mahantra any Bresil , ny makorelina any Albanie , ny Tchetchène any aminy ,..........................................................................
Tsy ho ary voatanisa eto daholo akory ,fa efa nanao \"...........\" i Ika dia izay ve no tsongolohina? Ny \"mort d\'homme\" ihany angaha no atao hoe \" traitement inhumain \" fa raha tsy misy fahafatesana izany dia mbola \"discutable \" ?
2) Niteny tamin\'ny anarako manokana aho tamin\'io quotation-ko io , tsy mandà mihitsy aho , na iray minitra aza , ny fisian\'ny torture d\'Etat ataon\'ireo Amerikana any Gwantanamo , na ny surpopulation any amin\'ny prison frantsay , na eoropeana amin\'ny ankapobeny , ny viol anyamin\'ny prison , ....Tsy ny fisian\'ireny tranga ireny any amin\'ny tany mandroso akory no tokony hampijanona azy ho principe fotsiny , na hi-qualifier-na azy tsy ho \"traitement inhumain \" ka tsy iadivana .Adidy no miady ho an\'izany ,na iza na iza no manao ilay \"traitement inhumain\" ,ary mirotsaka ny tenako rehefa misy ny tranga toa izany ,na amin\'ny filaharana , na amin\'ny hetsika hafa azo atao rehetra mba tsy hampisy izany intsony sy mba hampisokatra ny masom-bahoaka . Rehefa \"traitement inhumain \" dia efa izay fa tsy misy latsaka fahefany akory izy io , na misy \"echelle\" .Donky , tsy tokony hijanona ho \"principe\" fa tokony arahina \"acte\" .Mety ho individuellement ,mety miaraka amin\'ny association , na ireo organisme toa ny Amnesty international , mety ho fampisehoana ny zavamisy amin\'ny alàlan\'ny expositions .....................Izay amiko no atao hoe \" tsy lâcheté\" .
3) Efa nisy silamo niresaka angaha teto ka hitanao hoe :\"tsy nanao fanakianana\" ny momba azy? Na koa lazaina hoe :\"tsy sahy \" ? Na koa manana \"lâcheté intallectuelle\" ? Sao dia izao aza ilay atao hoe :\"procès d\'intention\"!!!!

11. andrywui
(
22/12/2008 09:41)
kay mafana izy ato zany!!! ny niatombohn ity resaka ty de le zaza nofatorana fa oe misy devoly de sady kapohina sns......zao kosa alou le izy isika tsy miady amin nofo amandra fa amin'ny satana!! zany oe fanahy no iadivana!! ka marina iany ny anizy roalahy namatsapatsaka anle Mpiandry satria raha ohatra ka sitra teo le zaza de ny nofony amin'ny maha zaza azy no tortirena ndray no mety ahafaty azy !! ka tokony ho fantarin'ny mpanala devoly oe fanahy no esorina fa tsy ny nofo no ampijaliana de innn no valiny nitroatra ra karetsaka sy ry fijo sy ry....za kou angamb .de azafady ra laaalla
12. Noue
(
23/12/2008 06:46)
laalah:fanenjehana hoy ianao ??? adihevitra aloha no atao eee ! fa raha izaho manokana kosa aloha dia tsotra ny hamaliako azy aaaa ! tsy dakoro @ zavatra ataon'ireny olona oe mpiandry ireny aho noho ny zavatra maro efa hitako sy natrehako sy ny henoko eee ! moa miampy an'io koa ilay reportage farany iny !
de sambany za mamaky ny forum nareo eto fa tena tsy misy afa tsy ny manaratsy mpiandry tena mahamenatra de zany ka fanenjehana ra mba ianareo no eo am toeran'ilay mpiandry ngamba de tsy aiko tsony, eto tsy misy afatsy fanimbazimbana ny maha olona ve ry fijo sy ry ikaretsaka sns ho anareo ze fatra panenjika mpiandry , ny olona pangalatra sy ny manao ratsy enjehinareo ny olona mivavaka enjehanareo ny mpiandry enjehinareo ARY RAHA NY ZVT ATAONAREO ANY ATRANONAREO NDRAY NO ANENJEHANA ANAREO ; ilay ratsy ataonareo tsy tianareo ho fantatry ny olona no anenjehana anareo , ZAY TSY NANOTA TAMINAREO NO AOKA ITORABATO AZY
13. tywa68
(
23/12/2008 08:30)
Laalah : tsy ny mpiandry rehetra no olana ! fa enao moa zany tsy nahita an'ilay reportage d mazotoa mamerina mamaky ny efa voasoratra, d mazava aminao ny antony nisian'ny blabla eto :wink:
Noue : aoka akia zay a :D
Noue : aoka akia zay a :D
14. coopsal
(
23/12/2008 09:19)
rabilabila:
Adidy no miady ho an\'izany ,na iza na iza no manao ilay \"traitement inhumain\" ,ary mirotsaka ny tenako rehefa misy ny tranga toa izany ,na amin\'ny filaharana , na amin\'ny hetsika hafa azo atao rehetra mba tsy hampisy izany intsony sy mba hampisokatra ny masom-bahoaka . Rehefa \"traitement inhumain \" dia efa izay fa tsy misy latsaka fahefany akory izy io , na misy \"echelle\" .Donky , tsy tokony hijanona ho \"principe\" fa tokony arahina \"acte\" .Mety ho individuellement ,mety miaraka amin\'ny association , na ireo organisme toa ny Amnesty international
==> Manam-pitiavana ianao rabila, izany no manaporofo fa ny olombelona dia noforonin\' Andriamanita hitovy endrika aminy, ary Izy Fitiavana ka hita ao aminao izay sombin\'endrik\' Andriamanitra izay.
Fa tsy fitiavana ihany no anananao fa olana ihany koa : tsy fahafantarana ny marina. Raha mba fantatrao fa ireny zavatra tianao iadiana ireny ka vokatr\'ilay tsy fankatoavana an\' Andriamanitra hatrany am-boalohany, vokatry ny fahatapahan\'ny fifandraisan\'ny olona tamin\' Andriamanitra (OTA = Olona Tafasaraka tamin\'Andriamanitra), dia ho fantatrao fa ny fomba tokana mahafoana an\'izany dia ny fiverenan\'io fifandraisana amin\' Andriamanitra io.
Izany no nahatongavan\'i Kristy teto ambonin\'ny tany. Tsy fantatrao Izy na dia henonao ihany aza ny tantarany, fa ho an\'izay mifandray amiNy dia mahafantatra tsara fa Izy irery no vahaolana, satria Izy no mampiverina ny fifandraisan\'ny olona amin\' Andriamanitra. Omeko ohatra vitsivitsy ianao.
1. Ady amin\'ny fijangajangana : Rehefa nahita ny maro fa ny fijangajangana dia miteraka fikorontanan\'ny tokan-trano izay mety hiafara amin\'ny fifamonoan\'olona mihitsy sy karazana gafy, ny zavatra vitan\'ny olona dia nanomboka tamin\'ny anatranatra sy ny publicité isan-karazany (izay tena manaitra ny filàna ao anaty aza no effet-ny). Niezaka nanamboatra moyen mba hahafahana manafina ny porofo fa nijangajanga ny olona iray (ohatra préservatif, ... sns). Mijanona ny problema fa tsy miova.
Fa raha hitan\'ny olona ny vahaolana mba tsy hampijangajanga intsony mihitsy, dia ho foana daholo miaraka amin\'izay ny voka-dratsy izay sombiny ihany ireo notanisaiko teo.
2. Ady amin\'ny halatra : Ny halatra dia efa ratsy fa miteraka ratsy hafa koa toy ny vono olona ... sns! Ny hany vitan\'ny olona dia ny manafina ny porofon\'ny nangalarana, ary à la limite, ny resaka sécurité na dia @ teknolojia faran\'izay sofistiquée aza dia tsy mahafoana velively ny fanirian-dratsy hangalarta sy hametsifetsy ao anatin\'ny olona. Fa rehefa motivé hangalatra ny olona dia tsy maintsy mahita fika anatanterahana izany!
Fa raha hitan\'ny olona ny vahaolana mba hahatonga ny olona tsy hanana faniriana hangalatra mihitsy intsony, dia afaka ny voka-dratsin\'ny halatra rehetra.
3. Ady amin\'ny pratique inhumain @ anaran\'i Jesosy : Tsy hipasoka ny efa malama aho akory. Fa hoy aho hoe, rehefa fantatry ny mpanara-dia an\'i Jesosy hoe Iza marina i Jesosy ary inona no ambaran\'i Jesosy, ka manaiky Azy tokoa ireo, dia ho foana ny fitaka rehetra ary ho tahaka ny mahita an\'i Jesosy tenaNy ianao na dia tsy niaina tamin\'ny vanim-potoana niainaNy aza.
4. Fahatezerana : Iretsy ambony iretsy angamba mety maro ihany no tsy tafiditra ao anatiny, fa ity iray ity kosa ataoko fa tsy misy olona tsy tratrany. Amin\'ny voalohany dia toa zavatra innocent ny fahatezerana, saingy ny olona tezitra mandrakariva tsy hamoaka teny mahafaly mihitsy! Fa mitarika fahatezerana ho an\'ny hafa, mitondra aretim-po izay mitarika fahafatesana, ankoatra izay entana mety ho simba sns.
La colère est aussi criminelle que les autres mauvais comportements du coeur!
Izaho dia mba olona tena tezitra ary maro ihany no efa nitaty ny vokatry ny fahatezerako.
Mety ho lafatra raha toa ka misy fomba atao tsy hahatezitra mihitsy (@izay tsy misy voka-dratsin\'ny fahatezerana satria izy aza tsy misy intsony).
Fahiny aho rabila nanao tahaka anao mihitsy! Objectivement, tsy mifidy asiana hoy aho izay fa izay tsy marina dia tonga dia \"pan\" (miaraka @ le tanana manao pozina basy). Fa izao, ny marina ny tenako tsy mba voatifitra loatra, nazoto nitifitra ny rehetra aho fa izaho kosa tena mahalana be vao mba nitifitra ny tenako ka niaiky hoe \"tena tsy mety ny ahy rangahy ah!\".
Nanomboka tamin\'ny nihaonako tamin\'i Kristy kosa :
- NY filàn\'ny nofo hijangajanga izay taitra tato anatiko arakaraka ny vanim-potoana sy ny zava-mitranga miseho amiko dia sakanan\'i Kristy tsy hahatanterahako izany (donc, voasakana ny voka-dratsiny).
- Na dia tsy mpangalatra aza aho, rehefa misy fanirian\'ny foko ka manosika mafy ahy hanatanteraka izany par tous les moyens (y compris ny fametsifetsena sy ny piratage), Kristy no mampahatsiaro ahy fa efa manana ny zavatra rehetra izay ilaiko aho ao amiNy, koa tsy mila angalariko akory ny zavatra (na fotoana na sary, na fitaovana, na vola, na inona na inona), fa izay ilaiko rehetra omeNy ahy amin\'ny fotoana ilàko izany.
- Ny fahatezerana ato anatiko mirehitra rehefa misy ny mahatezitra, saingy @iny, miresaka amin\'i Kristy aho ary asehony ahy foana fa izaho manao zavatra tahaka ny nataon\'io nahatezitra ahy io. Tsy avelaNy manao na inona na inona aho amin\'izany. Voatana ilay voka-dratsy no sady miroso tsikelikely @ compréhension ny hafa aho mba tsy ho tezitra.
Tsy objectifn\'ny nahatongavan\'i Kristy akory ny hoe foana ny faharatsiana rehetra, saingy anisan\'ny vokatra izany. Saingy raha tsy mahafantatra an\'i Kristy tsy afaka hahafantatra sy hiaina izany. Tiako mba ho tsapanao sy iainanao izany fifandraisako ami\'ni Kristy izany mba hiainanao sy hifandraisanao amiNy koa, dia ho afaka tanteraka ianao! Ho afaka koa amin\'ny routine ny \"combattre le feu par le feu\".
La vraie paix réside en Christ uniquement!
Ce n\'est pas dans les mesures prises par le monde
Ce n\'est pas dans les paroles philosophiques ou proverbes ou autres trucs de sagesses et de pureté!
Ca ne se trouve qu\'en Christ.
15. Noue
(
23/12/2008 12:31)
tywa68:ok akia aaaa ! dia manaova fety sambatra ee
Noue : aoka akia zay a :D
:-* :-* :-* :-* :-* :-*
16. tywa68
(
23/12/2008 13:14)
Noue : misaotra akia d torak'izany koa e ! ho fety feno fifaliana anie no atrehatsika rehetra eto e (tsy misy ankanavaka an) :-*
17. Noue
(
23/12/2008 14:48)
tywa68:tsy misy ankanavaka akia aaa !
Noue : misaotra akia d torak'izany koa e ! ho fety feno fifaliana anie no atrehatsika rehetra eto e (tsy misy ankanavaka an) :-*
:) :-* :-* :-* :-*
18. ikaretsaka
(
23/12/2008 17:01)
avelao mba hifety ireo epileptique sy ireo moana nofatorana rojo vy ary e