miarahaba antsika rehetra e! mba saika hanontany aho aiza kay no misy trano na hotely mora ao paris na manodidina raha mba mikasa ny ho any? aty @ province zahay no mipetraka dia tena tsy mahay ny ao paris mihitsy nefa mba te ho any , misy ankizy ka mety misy ve ny hoe azo hanaovana sakafo ohatra hoe foyer etudiant na ny toy izany tsy haiko . 2 ora fotsiny no mba nandalovako t@ zany fotoana e!
misaotra mialoha e! :wink: