hira mariage!!mba ampio ohh

1. dana2 ( 08/12/2008 05:57)
bjr daholo ohh!!mba mila fanapina ry reto ann!!mitady hira mariage za so nareo mba malala (hira mariage evangelika slow na zay itanareo tsy maninona fa hira mariage raha mba malala nareo).mba valio aingana fa efa kely sisa dia tonga ilay mariage;misaotra betsaka antsika.dana2
répondu par Noue le 12/12/2008 09:23
2. ni81 ( 08/12/2008 06:05)
Efa somary nomena torohevitra ihany ianao tany alohaloha tany fa toa tsy dia azoazonao ilay hira angamba na dia slow aza, satria somary mavotribitrika. Ka maninona raha ilay fo mitambatra ho iray ao @ fihirana fanampiny iny no hirainao e? Iny izao dia milantolanto kokoa rha ny fijeriko azy!
3. Noue ( 09/12/2008 06:19)
Oui devant Dieu devant les hommes
Oui pour l'amour que tu me donnes
Et pour qu'un jour je te pardonne
Si malgré toi tu m'abandonnes

Oui pour les joies et pour les peines
Et pour les lois qui nous enchaînent
Oui je promets quoi qu'il advienne
De rester près de toi

Dans tes yeux je vois des larmes de joie
Et j'entends en moi monter une voix
Mon Dieu qui veillez sur ma vie
Protégez mon amour je vous en prie

Oui devant dieu devant les hommes
Oui prends mes jours je te les donne
Et plus que tout mieux que personne
Je t'aimerai toujours
Et je prierai toujours
Ave Maria Ave Maria

io atao ee ! sady ao daholo zay ilaina rehetra !!
4. ikaretsaka ( 09/12/2008 06:28)
noue> evanjelika toa tsy manao ave maria ko...
nefa le tononkira misy ave maria :-D :wink:
asa anefa fa rehefa mahafinaritra de ataovy koa
5. Noue ( 09/12/2008 07:01)
ikaretsaka kooo ! :-D :-D :-D :-D ka efa betsaka anie zay nomen'ny namana zay fa toa tsisy mahafampo anazy eee ! :-D :-D :-D :-D
6. dana2 ( 11/12/2008 08:46)
merci bcp an olo jiaby ary ehhhh!!merciiii ny fanapina !!
dana2
7. Noue ( 12/12/2008 09:23)
dia nety ve io sa tsia ee ???? dia efa nahita hafa ve ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4423