Inona ary no anarany

1. ni81 ( 07/12/2008 18:48)
Ny fototra voankazo iray matetika dia mitovitovy fanonona @ voankazo mivoaka eo aminy.
Ireto misy ohatra vitsivitsy:
goyave >>>>> goyavier
banane >>>>> bananier
anacarde >>>>> anacardier
cerise >>>>> cerisier sns...

Fa misy fototra voankazo sasany kosa, tsy mba toy izany fa hafa mihitsy no filazana azy. Inona ary re ireo voankazo ireo e?

répondu par mahell le 10/12/2008 09:57
2. soafara15 ( 08/12/2008 13:40)
aubépine ny hazo fa petite mandarine ny voakazo, ilay ohanina ta@ mbola kely irony, ilay sisimboly, hi hi hi
andraso fa mbola hitady fa tsy mahita mihintsy
3. Lejoba ( 08/12/2008 13:45)
inona ny anaran'ny ampalibe?
4. ni81 ( 08/12/2008 14:13)
inona ny anaran'ny ampalibe?
artocarpus integer hono
5. Mirananirina ( 08/12/2008 16:08)
litchi :inona no anarany hazo?
6. Samoana ( 08/12/2008 16:35)
kaki~~~~~~~~~~plaqueminier
7. fahamarinana ( 08/12/2008 17:10)
ni:
anacarde >>>>> anacardier

:arrow:ni :voankazo inona akia io aloha fa tsa haiko sa mety ho haiko teny gasy...?
samoana : serieux ve io anarana io ?..(l)
8. ni81 ( 08/12/2008 17:13)
kaki~~~~~~~~~~plaqueminier

tena io voalazan'i Samoana io mihitsy! hihi
Fa mbola misy hafa koa e! :lol:
9. fahamarinana ( 08/12/2008 17:17)
:arrow: zany tokoa an! mba sambany mba reko...mihinanana foana no mba hay. :-D (l)
10. ni81 ( 08/12/2008 18:09)
mihinanana foana no mba hay
:-D :-D
11. mahell ( 10/12/2008 09:57)
raisin .................... vigne
Kely fotsiny aloa io fa mbola hitady ao anaty diksionera e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2206