Pretra manao "voodoo" manasitrana aretina toy ny sida ?
1. niryna
(
06/12/2008 03:34)
Sao dia mba nisy nahita ilay tantara niseho tany Haiti hianareo ? Voodo Priest in Haiti na Pretra dia karazana olona misy fanahy hafa ka manasitrana aretina toy ny sida .
Tsy ny mpitondra fivavahana ihany no antsoina hoe Pretra fa na ireny olona manao fanafody manasitrana avy amin'ny alalan'ny fanahy hafa ireny koa aza dia antsoina hoe pretra .
Ilay pretra Davida no anarany dia nilaza fa ny sida dia tsy vao izao akory no nisy fa efa an-taona marobe mihitsy saingy tsy nisy nahalala izany ny olona izay toy ny cancer ihany koa .Nilaza koa izy fa tonga ao aminy avokoa ny olona rehetra izay manana aretina ka anisan'izany ireo olona marobe voan'ny sida .
Dia tonga tao amin'ilay toerana ary ity mpanao gazety mba hoe haka ambavan'ilay pretra David.
Izao no zavatra itany tao amin'ilay toerana: trano maizina be ,gris matroka ny lokon'ny rindrina,tsy misy varavarankely . Tsy misy rivotra fa manempotrepotra be,feno bibikely(voakaikitra ny moka sy ny zavatra tsy fantany izy fa henony fotsiny ilay feony) ,petsapetsabe ilay tany andehanana,tsy manao kiraro fa mandeha an-tongotra no miditra ao .Ilay pretra aloha mazava ho azy fa efa zatra ,ilay mpanao gazety kosa dia tsy nahavita ilay reportage fa tonga dia nivoaka ,dia izay ..
Ny fanontaniako dia hoe sao dia mba nisy nahita na efa naheno izany tantara izany hianareo ? dia ahoana ny tohiny ?
misaotra mialoha
(l) niryna

répondu par naughtyboy le 18/12/2008 09:01
2. ikaretsaka
(
06/12/2008 04:44)
Tsy misy hidirany. pretra (mompera) sy vodoo priest ka.
Ohatran. Mpampianatra sy mpampianatra ihany io sy bavinareo ( soeur) sy masera
Ohatran. Mpampianatra sy mpampianatra ihany io sy bavinareo ( soeur) sy masera
3. fahamarinana
(
06/12/2008 04:45)
:arrow: mbola tsy reko ndray izay ry niryna raha tsy njy miteny eto io... (l)
4. tywa68
(
06/12/2008 11:24)
niryna : mbola tsy nandre na nahita koa aloha e ! misy raha la terra !
Ika :wink:
Ika :wink:
5. niryna
(
06/12/2008 17:20)
ikaretsaka:
Tsy misy hidirany. pretra (mompera) sy vodoo priest ka.
Ohatran. Mpampianatra sy mpampianatra ihany io sy bavinareo ( soeur) sy masera
ika > voodoo priest no hilazany azy ka na dia fantatra aza fa maro ny teny ilazana hoe priest ,tsy mompera irery ihany fa na Jeremia aza dia priest koa izay teny avy amn'ny hoe priesthood na hoe elder koa no hilazana azy .
ny olona manana fanahy ka mampiasa izany fanahy ao aminy izany koa dia priest no hiantsoan'ilay firenena ao aminy toy io voalaza ao Haiti io , toy ny Rabbi ,na pasitera ..na hoe raha marary hianao dia antsoy ny elders ao am-piangonana .. mbola priest ihany koa ny hevin'ny elder eto izay nalaina tamin'ny teny grika hoe presbyteros avy amin'io no nahatonga hoe priesthood.. ary Christ is the High Priest ho an'ny kristiana..
Mety avy amin'io teny io koa no niforonan'ny presbyterian church ,izay mitovitovy ny fiangonana protestanta aty amintsika ....oops lasa fivavahana indray ity.
izay nahita ny fiafaran'ilay tantara no mba tiako henoina e ,efa naheno an'io ve ika ? :wink:
6. niryna
(
06/12/2008 17:24)
tywa68:
niryna : mbola tsy nandre na nahita koa aloha e ! misy raha la terra !
Ika :wink:
HS kely ity an, ary ilay vehivavy tratra nijangajanga dia nanontaniana izay lalana tiana ampiharina taminy ? roa ny sazy mahazo an'ny vehivavy tratra mijangajanga( ny vavy ihany fa ny lahy mahazo manambady na dimy na enina aza ) dia ny tora-bato no nekeny atao ary dia nasitrika tao anaty fasika izy ka ny lohany ihany no napoitra dia iny no notorahin'ny olona mandra-pahatapitry ny ainy . zava-doza kanefa tena nisy ilay tantara ..
:cry: :cry:
7. Koditra
(
07/12/2008 10:54)
niryna> za ko vô zao vô naeno io tantara io, mbô maika aeno ny toiny ôtranao ko :lol:
HS : Mapiorikoditra be lé HSnao io :-D :-D
HS : Mapiorikoditra be lé HSnao io :-D :-D
8. tywa68
(
07/12/2008 13:52)
niryna : zay ilay tsy lasa hoa : ny fiangarana sy fanararaotana ny tsy mahay miaro tena, na eritreretina fa tsy mendrika ny hahazo zò tsotr'izao :°)
9. ikaretsaka
(
08/12/2008 02:36)
Tywa ..... rehefa tsy mahita afitsoka intsony @ fiaerovantena ka ratsy le izy de apangao ho devoly.... de rehefa tsara de ataovy atra fa mandeha foana io stt rehefa olona jambam-pinoana no miresaka aminao.... rewhefa bored de amen lazaina
10. niryna
(
09/12/2008 17:18)
Koditra:
niryna> za ko vô zao vô naeno io tantara io, mbô maika aeno ny toiny ôtranao ko :lol:
HS : Mapiorikoditra be lé HSnao io :-D :-D
ity indray misy iray.Misy toerana izay tsy tononiko ilay izy fa izao no zavatra mitranga.Mbola kely dia efa fandriana ilay zaza ary nisy tovolahy hoe hanambady azy saingy mbola zaza izy ( 10 taona) ,ilay tovolahy 25 taona.Dia nanaiky tamin'ny RaR izy fa tsy hikitika ilay zaza raha tsy efa matotra sy lehibe ny vatany.Ny lalana (la loi ) dia manamporofo fa raha misy olona roa manao vavolombelona dia efa manambady no ilazana azy roa ireo.Ilay zaza dia nalefan'ny RaR hiara-hipetraka tamin'ilay vadiny (hikarakara azy,hanompo azy sns) saingy tsy nitazona ny fifanekena ilay rangahy dia novetavetainy ilay zaza ary tsy nahazaka ny vatany ka dia lasa nandositra izy ..efa henonareo koa io ? ho lazaiko ny tohiny raha nisy naheno moa dia afaka manohy koa
:cry:
11. niryna
(
09/12/2008 17:20)
tywa68:
niryna : zay ilay tsy lasa hoa : ny fiangarana sy fanararaotana ny tsy mahay miaro tena, na eritreretina fa tsy mendrika ny hahazo zò tsotr'izao :°)
marina aky izany a,iza no mahalala fa hatramin'izao dia mbola misy ny fanandevozana ? Misy mbola firenena na efa nahazo zo aza dia mbola misy tsy mety manome an'izany ihany ireo mpanana .. HS kely indray isika eto hi,hi
12. niryna
(
09/12/2008 17:22)
ikaretsaka:=)) tsy mamokatra ny valintenin'i toi ,tsy mba mahita zavatra mba manintona ve toi io e hi,hi
Tywa ..... rehefa tsy mahita afitsoka intsony @ fiaerovantena ka ratsy le izy de apangao ho devoly.... de rehefa tsara de ataovy atra fa mandeha foana io stt rehefa olona jambam-pinoana no miresaka aminao.... rewhefa bored de amen lazaina
14. naughtyboy
(
18/12/2008 09:01)
nahaliana ty resaky nyrina vodoo ty ,eny no valiny misy tokoa izany io no antsoin'ireo meduim oe manasitrana @ alalany " aura "na ny sinoa aza de betsaka no manao izany na ireny olona manana fanomezana manokana arapanahy ireny koa tsy voatery oe kristiana ihany ...efa misy tanatara marobe voarakitra toy izany manao operatio sns tsy mila fandidiana na ilay pasitera ao andravoangy fivavahana taloha iny aza de de nanana tantara voarakitra @ fanasitranana olona toy izany,tena zvmisy io fa tsy angano...