Andeha ianao hanalavitra ahy
sarotra ny tsy ahatsiahy lay endrikao
ampamiratra ilay ho avy antenaina
ny antony andehananao, miandry eto aho
Raha ho any ianao d aza adino aho
lay tena tia sasa-miandry anao
tsy manadino,tsy mba mahafoy anao
lay masoandro iny dify iny izao
hafarako hiventso anao
ilay fitia zay tsy lefy ao am poko ao
ref: Andeha aho...
reo fotoana mamiko iriako hiverina eto indray
fa tiako,mamiko ilay eo anilanao
o volana o o tomara aty
vetsoy eo am poto-tsofiny
tongava malaky hoe fa sasa miandry aho aty,yeah
ref: andeha aho...
oroka, tambitamby zay nahazatra ahy
nibahana ty foko ty, modia am zay (3x)