madagasikara @ M6
1. sakaizakely
(
30/11/2008 17:29)
ze afaka mijery ané :{ :{ :{ :{ :{ :{ :{
répondu par kotobekibo le 02/12/2008 00:01
4. Noue
(
30/11/2008 21:02)
zao fotsiny no azoko lazaina eeee ! vaky ny foko aaaa ! fa inona aza ireto mpiandry adala ireto eee ????? :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
7. aloalo
(
01/12/2008 06:23)
Tsss ilay fatorana @ chaîne toa ny alika ilay oul "possédé" no tena grave, d @ zay v hono d tsy mitsaoka ny devoly fa ho lefy eo ?
ilay ankizy kely tena mampalahelo mihitsy, raha noana, raha poritra d tsy afaka miala eo.
ilay "possédé" aza toa reraka b mihaino azy d valaka d otrany hoe sitran'ireto mpiandry. kanefa tanana firy no mandondona ny lohany v tsy ho vizana sy leo izy !
Ny manampahefana @ zay manaiky ny ataon'dry zareo. :twisted:
:(

8. Noue
(
01/12/2008 06:28)
ny ahy aloha dia ny zavatra ataon'ireo oe mpiandry no tsy zakako eeee ! raha tena devoly marina ve no nahazo , oatra zao ilay zazakely 7 taona tsy miteny io aaaa ! inona no maha devoly nahazo azy zao ?????
dia mba tonga saina ve ireo olona oe mpiandry ????? misy olona enchainée pendant 6 mois mahintsiny nefa ny mpiandry tsy mahita lazaina ??????
tsy tokony hampiratra ny voamasony ve oe toa tsy misy dikany zao zavatra atao zao satria amiko aloha aaaaa ! raha tena devoly no mahazo ireo olona ireo ka tena efficace zany oe mpiandry manala devoly zany , tsy efa tafavoaka daholo ve ireo olona enchainées ireo eeee ??????

9. sakaizakely
(
01/12/2008 08:14)
Noue kou de mitsaontsaona be shhh, sady aaaaaaaa e, eeeeeeeee e
tokony Noue mitr no alàna devoly amizao :-D :-D :-D :-D :-D
Mba mandinika kalou vo miteny akia a
Zay zany no mba ezaka fantany fa mety, arak'izay kolotsaina voarainy sy ny fanabeazana ary fahalalana azony ka aiza no anomezantsiny azy ireo am zany
Ny mpijery ety ivelany no afaka manana recul mahatsapa fa tsy mety le izy
Ireo izany niangaran'ny vintana ka afaka miaina anatin'ny fahalalana mahafantatra sady afaka mahita mpitsabo, fa ry zareo kosa eo anivon'ny tsy fahalalana tsy afaka mahafantatra izany, nefa dia miezaka ary tsy reraka fa be fanantenana noho ny finoana "diso" tafahoatra. Inona koa moa no ananany ankoatry ny finoana ? tsy fahalalana, tsy fitaovana, tsy mpitsabo ... :roll: :roll: :roll:
mampalahelo satria betsaka ny tokony ho sitrana raha misy structures voatokana ho an'ny fitsaboana aretintsaina any, saingy tsy misy
raha i Noue zao no tany, teraka tamin'io tanana io, tsy mba afaka nianatra sy mipetraka any andafy, de mihevitra ve i Noue fa tsy hitovy eritreritra sy toetsaina amindreo ? :roll: :roll: :roll: :roll:
fa na ny atsy andafy koa aza ané manana lesoka ihany ny system fitsaboana e ! mora ery ny mitsikera ny gasy mahantra kely, toa hadino fa teo no nihaviana ary raha mbola nipetraka tany tsy ho afananoatra akory

10. orona
(
01/12/2008 08:58)
Mitovy iany na le any am opitaly na le fatorana rojo koa. Na rojo, na varavarana vy, samy figadrana daholo zany. Le loterana aza no mety satria mazava le toerana. Afaka mandihy sy mihira. :-D
11. heidi
(
01/12/2008 12:53)
8. Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 01-12-2008 09:14:23
Lohateny : Re : madagasikara @ M6
Noue kou de mitsaontsaona be shhh, sady aaaaaaaa e, eeeeeeeee e
tokony Noue mitr no alàna devoly amizao :-D:-D:-D
:-D:-D:-D
12. kotobekibo
(
01/12/2008 23:58)
Tena mba ontsa kosa zà kleliké !:cry:
Amiko d tsy mendrika ny ho mpanompon'A/tra ireny mpiandry teo ireny .
@ fomba ahoana no anekenao ireny ol fatorana rojo ireny , fangejana , fanaporetana , figadrana , na ol tsy tokony hisy devoly aza v tsy ho lasa misy tampoka satria lagy @ zvt hataon'iretsy .tssss....
Lé zazakely lééééééé..... :{
Nanopa mitsy za teo anoloan'ilay TV ^^
MAHATSIARO MENATRA SY MANONGO TENA AHO @ ILAY TANIKO SY NY MPITONDRA AZY .
Anotanian'ny mpiaramiasa ny alatsinainy maraina hoe ireny v no fitsaboana any @ lisany ? 8-)
Dia lazaina fa devoly no misy @ lé ol , raha vao tsy hitan'izy ireo marina hoe inn d devoly izay GRRRR:evil:

orona:
Mitovy iany na le any am opitaly na le fatorana rojo koa. Na rojo, na varavarana vy, samy figadrana daholo zany. Le loterana aza no mety satria mazava le toerana. Afaka mandihy sy mihira. :-D
13. kotobekibo
(
02/12/2008 00:01)
orona:
Mitovy iany na le any am opitaly na le fatorana rojo koa. Na rojo, na varavarana vy, samy figadrana daholo zany. Le loterana aza no mety satria mazava le toerana. Afaka mandihy sy mihira. :-D
tsy d'acc @ élah less zà a! mety samy migadra fa ireny anie fatorana rojo vy e!
mba tsapan'élah v @ izao andro izao izany hoe fatorana rojo izany , ny dikan'izany ?
hafa ny varavaramby ,...