besoin d'aide!!!!
1. dana2
(
26/11/2008 08:12)
bjr!! a tous mbola za iany en faite nahita tonokirany fara andriamamnojy mombany ny fitiavana dia nefa tsy mahita ny clip mintsy za,ny titre any "ho tia anao"azafady raha misy manana ny feony io HirA io na cip dia mba andefaso za azafady fa tiko ho fantatra so dia mba mety hirana amin mariage ny zokoky zay atao amin mois de dec zao ,dia mbola manantena ny fanapinareo raha mahita hira afakoa nareo mombany fitiavana fa evangelika satria mariage chretient ilay izy.atao amn fanamasina!!!dia misaotra betsaka.efa napetrako ao iany ny adressiko fa omeko iany dia mba valio aingana za raha mahita nareo.MERCI D'AVANCE.danette974@hotmail.com.misaotra betsaka.
répondu par ni81 le 29/11/2008 12:05
3. fitiatantely
(
29/11/2008 06:57)
bjr!
Betsaka ny hira mitory fitiavana ary amiko izy ireny dia tsara daholo ary azo atao amin'ny mariage rehetra na kristiana na tsia satria ny fitiavana rehetra dia avy amin'Andriamanitra daholo. Misy hiran'ny NY AINGA iray any tena tsara be sady mety be amin'ny mariage mihitsy; ny titra tsy tadidiko fa ity misy tonony kely tadidiko dia mino aho fa ho hainao sy efa renao ity hira ity:
Eto anatrehan'ANDRIAMANITRA
No hanekeko anao ho vadiko
Manaiky anao ho fitiavako aho
ho Mandramaty tsy
mivadika
....
Tsy sanatria filan'ny nofoko
Na koa fitiavana miserana
...
tsy tadidiko daholo ny tonony fa raha ilainao de hitady aho. Tsara be io a!
Zay fa veloma hoy Tantely

4. ni81
(
29/11/2008 12:05)
Betsaka ny hira mitory fitiavana ary amiko izy ireny dia tsara daholo ary azo atao amin'ny mariage rehetra na kristiana na tsia satria ny fitiavana rehetra dia avy amin'Andriamanitra daholo. Misy hiran'ny NY AINGA iray any tena tsara be sady mety be amin'ny mariage mihitsy; ny titra tsy tadidikoFITIA VOAHASINA no lohateni'io hira io.
http://www.dailymotion.com/bookmarks/ni81/video/x464ba_fitia-voahasina-ny-ainga_music