mitady fanapina azafady!
1. dana2
(
26/11/2008 07:24)
bjr daholo!!!mba mila fanapiana amin isika ny tenakko azafady indrindra,atao mariagy ny zokoko aminin ity volana DEC ity dia mba niteneniny za ihira eo amin fanamasinana an zareo 2 ,fa ny olna tsy mahita hira mintsy za dia zay no mba angatahako fanapiana amin nareo.dia zao ko hira pivavahana satria mariage chretient,dia mba mitady hira pitiavana masina(SLOW NO TENA METY SATRIA ZA MIHIRA DIA ny pastera manamasina.misaotra betsaka anareo amin fanapiana.misaotra tompoko.io ny adressiko raha sendra mahita nareo:danette974@hotmail.com;MILA VALIN AIGANA;MISAOTRA TOMPOKO
répondu par dana2 le 30/11/2008 17:26
2. ni81
(
26/11/2008 08:05)
Tsy dia azoazonao angaha raha ilay hira ao @ fihirana fanampiny no atao "solo"
ilay hoe fo mitambatra! Hijery hafa ihany aho raha mahita. Fa lahy ve aloha ianao sa vavy e? Mora hitadiavana ny hira tokony ataonao mantsy io.
ilay hoe fo mitambatra! Hijery hafa ihany aho raha mahita. Fa lahy ve aloha ianao sa vavy e? Mora hitadiavana ny hira tokony ataonao mantsy io.
3. respi
(
27/11/2008 09:38)
lay iran' i Ainga tsy d aiko ny titrany fa misy an' ilay hoe eto anatrehan 'Atra no anolorako ny fiainako hanaiky anao ho ..... iny zao mety tsara sady hira momba ny mariazy merci
4. Lejoba
(
28/11/2008 10:44)
Fitia Voahasina ilay hiran'ny Ainga
http://www.dailymotion.com/video/x464ba_fitia-voahasina-ny-ainga_music
Dia mahorena tokantrano sambatra ny zokinareo dia manaraha koa ianao raha mbola tsy manan eh
http://www.dailymotion.com/video/x464ba_fitia-voahasina-ny-ainga_music
Dia mahorena tokantrano sambatra ny zokinareo dia manaraha koa ianao raha mbola tsy manan eh
5. dana2
(
28/11/2008 17:45)
misaotra betsaka,slow no tena mety azafady satria eo amin fanamasinana ilay izy.eo amin ilay pastera mivavaka in za no mihira dia zay ny ilaivako oué slow evengelika momban ny fitiavana sy fifanekena eo anatre an andriamanitra. misaotra betsaka ny toro evitra.merci
6. ni81
(
29/11/2008 12:06)
http://www.dailymotion.com/bookmarks/ni81/video/x464ba_fitia-voahasina-ny-ainga_music
7. dana2
(
30/11/2008 17:26)
bsr daholo!!!misaotra betsaka ny amin fanapina fa tsy mahita slow ve nareo azafady satria eo amin fanamasinana ilay izy no hirako za dia mila hira malefadefaka satria sady mivavaka ilay pastera dia za mihira!!!amin ilay fanotanina oe lelah za sa vevavy,vevavy za!!misaotra betsaka ny fanapina!!miandry valin amin nareo;dana2!!!misaotra betsaka
