Tonga ny Mesia
1. xxx
(
25/11/2008 06:03)
Mba mitady ny tonon'ilay hira misy hoe: "Tonga ny Krismasy, ry Malagasy, Izao tontolo izao hiara-paly aminao!". Dia misaotra mialoha ary mirary Noely Sambatra ho antsika sahady. :D
répondu par hevitra le 12/12/2011 15:59
2. Lejoba
(
25/11/2008 12:45)
Ampahany fotsiny koa no haiko, sao mba hain'i ni81 na olivianie kosa io eh. Raha tsy izany, anontanio an-dry Masombahiny any USA fa ry zareo poss mahay an'io nefa ahiako tsy mandalo eto @ forum eto, na jereo sao mba efa ao @ site-ny ihany koa http://www.masombahiny.com
Fahiny, ilay andro iray. Nisy feon'anjely marobe
Nihira hoe, nilaza hoe : tonga ny Mesia ka dia mifalia
Noely, noely, mihoby anao ny anjely
Ny ety an-tany mankalaza anao ry Noely
Tonga ny Krismasy ry Malagasy , tonga ny Mesia ka dia mifalia .....
azafady eh, ireo ary mety misy diso ^:^ ^:^ ^:^
Fahiny, ilay andro iray. Nisy feon'anjely marobe
Nihira hoe, nilaza hoe : tonga ny Mesia ka dia mifalia
Noely, noely, mihoby anao ny anjely
Ny ety an-tany mankalaza anao ry Noely
Tonga ny Krismasy ry Malagasy , tonga ny Mesia ka dia mifalia .....
azafady eh, ireo ary mety misy diso ^:^ ^:^ ^:^
3. ni81
(
25/11/2008 19:41)
Ampahany fotsiny koa no haiko, sao mba hain'i ni81 na olivianie kosa io ehtsy dia tadidy fa toy izao no fitadidiako azy fa asa koa na diso na ahoana e! tena efa ela tsy nandre an'io ka tsy miverina ny tadidy e!
Fahiny, indray andro izay, nisy feon'anjely marobe
Nihira hoe, nilaza hoe tonga ny Mesia mifalia
Tsy tany an-dapasoa, na toera-manandaza koa
No nahaterahan'ny Tompo be fitia
Fa tao an-tranon'omby no terak'i Kristy
o o o o o
Tonga ny Krismasy ry Malagasy, tonga ny Mesia ka dia mifalia
Noely, noely, mihoby anao ny anjely
Ny ety an-tany mankalaza anao ry Noely
Tonga ny Krismasy ry Malagasy , tonga ny Mesia ka dia mifalia
4. xxx
(
26/11/2008 04:16)
Misaotra indrindra @ fanampiana, fa somary niverina ao an-dohako ihany koa ilay hira saingy very indray aho @ filaharany. Tena tsy tadidinareo ve ilay mihira azy sao mba afaka manampy izy? Tsy fantatra koa ny lohateniny ka tsy hay tadiavina ao @ Masombahiny.
Tiako be mantsy io hira io ary hananako fahatsiarovana t@ fahakely ka tiako hampianarina ny ankizy, nefa ve isika dia hampianatra diso?
Mbola manantena e! (l)
Tiako be mantsy io hira io ary hananako fahatsiarovana t@ fahakely ka tiako hampianarina ny ankizy, nefa ve isika dia hampianatra diso?
Mbola manantena e! (l)
5. hevitra
(
12/12/2011 15:59)
Alefako ihany na ea tara be aza ny valinteniko fa nahita ihany aho ny farany.Tonony dia azo henoina koa http://parolyric.blogspot.com/2011/12/noely.html
