x

1. xxx ( 20/11/2008 07:03)
à visiter ici http://www.rrapgasy.com/

votre avis...?
répondu par Papoose le 22/11/2008 03:18
2. ni81 ( 20/11/2008 07:16)
resa-behivavy ve izany? Sao mba tokony tsy ho eto aloha e! :lol:
3. fahamarinana ( 20/11/2008 07:19)
:arrow: sao mba mankafy rap kosa tsika vaiavy kouh...efa nojereko sy nohenoko fa ohatran'ny tsara ireo hira ao fa mbola tsy nohenoiko tsara ny tonony aloha.. :) (l)
4. ni81 ( 20/11/2008 07:32)
zay angaha!
5. fahamarinana ( 20/11/2008 07:55)
:arrow: ndao atao hoe izay mihintsy retaka e!! (l)
6. ni81 ( 20/11/2008 07:59)
:°) eny ary e!
7. ikaretsaka ( 20/11/2008 20:19)
tsara le izy
fa mba tsetsatsetra tsy aritra amin'ny rap gasy "ambany gorodona" tokoa hoa e
maninona le tonony no saika zavatra sombre be sy resaka "struggle" sy "fijaliana" sy "ho avy ny maraina' sy "ranomaso sy tomany" foana matetika e?
8. fahamarinana ( 21/11/2008 06:07)
:arrow: izay zany aloha ry ika no feeling tonga tao..fa aleoko aza izay fa ilay miteniteny ratsy no tsy voako amin'ireny rap sasany ireny.Ary ndeha mba hihaino aho zany fa ilay izy tsy henoko 1er hatram farany fa tapaka iny no somary manahirana ahy ,zany hoe tsy maintsy telecharger-ko ve vao ho henoko tanteraka o , (l)
9. xxx ( 21/11/2008 06:21)
fahamarinana:

:arrow: izay zany aloha ry ika no feeling tonga tao..fa aleoko aza izay fa ilay miteniteny ratsy no tsy voako amin'ireny rap sasany ireny.Ary ndeha mba hihaino aho zany fa ilay izy tsy henoko 1er hatram farany fa tapaka iny no somary manahirana ahy ,zany hoe tsy maintsy telecharger-ko ve vao ho henoko tanteraka o , (l)


yesssssssssssssssss
10. fahamarinana ( 21/11/2008 06:30)
:arrow:ok ,mazava e.. (l)
11. Papoose ( 22/11/2008 03:18)
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1051