Fivavahana
1. Saroy
(
19/11/2008 09:21)
Mbola tsara ny ,TOMPO ,mahereza mivavaka
répondu par felanawil le 07/12/2008 12:00
2. Noue
(
19/11/2008 09:44)
Saroy:fa iza no nilaza fa efa ratsy sa niharatsy sa ahoana eeee ????
Mbola tsara ny ,TOMPO ,mahereza mivavaka
3. dalie
(
19/11/2008 10:09)
Marina tokoa ny teninao, mahereza mivavaka ary aza mitsahatra, fa efa miharatsy ny fiainana ety an-tany, koa dieny mbola tsy tonga ny andro farany dia mahereza mivavaka isika rehetra.
4. mmmhh
(
19/11/2008 14:20)
F'angaha mety ho ratsy e, matoa miteny hoe mbola tsara manko dikany zany hoe mety ho ratsy,
tahak'ireny voankazo ireny e, hoe mbola tsara izy ity fa ararotina hanina.
teneno fotsiny hoe TSARA NY TOMPO :D
tahak'ireny voankazo ireny e, hoe mbola tsara izy ity fa ararotina hanina.
teneno fotsiny hoe TSARA NY TOMPO :D
5. ikaretsaka
(
19/11/2008 17:18)
Noue:
fa iza no nilaza fa efa ratsy sa niharatsy sa ahoana eeee ????
Mbola tsara ny ,TOMPO ,mahereza mivavaka
:-D :-D :-D
7. niryna
(
20/11/2008 05:15)
Saroy:
Mbola tsara ny ,TOMPO ,mahereza mivavaka
misaotra anao e,mivavaka foana isika na vao mifoha ,na inona mitranga ary hidera azy koa fa tsara izy ary mandrakizay ny famindrampony .
Atra dia fitiavana ka mianatra mitia ny tenantsika aloha isika dia ho mora koa ny mitia ny hafa sy ny manodidina e !
Tsy afaka mizara fitiavana isika raha tsy manana izany fitiavana izany koa
(l) (l) (l) (l)
9. ikaretsaka
(
20/11/2008 17:13)
fa nandinika ity hoa za
de hoe mbola tsara = manakory (any @ iny faritra avaratra iny)
dia ohatran'ny hoe ny Tompo no ampaherezana mivavaka
de hoe mbola tsara = manakory (any @ iny faritra avaratra iny)
dia ohatran'ny hoe ny Tompo no ampaherezana mivavaka
10. fijo
(
20/11/2008 21:03)
hihihih ô ry niryna an,sao dia hoadino ny adidy andavanandro fa toa lasa hivavaka foana ndry izany
11. felanawil
(
22/11/2008 10:40)
Beaucoup de chrétiens adorent Jesus mais à ce jour trés trés peu d'entre eux respectent ce qu'il à dit. Si Jesus vivrais à leur époque, ils seraient même ennemis ! Chez certains, la mentalité est trés relative à l'image qu'ils ont de eux... Mais une fois dans une situation réelle et directe, ils s'avèrent traitres à leur cause
12. mmmhh
(
22/11/2008 11:34)
IKA:
fa nandinika ity hoa za
de hoe mbola tsara = manakory (any @ iny faritra avaratra iny)
dia ohatran'ny hoe ny Tompo no ampaherezana mivavaka
ny pentekotista rehefa mifampiarahaba ry zareo samy pantekotista de manao hoe " Deraina Jesosy" fa tsy manao hoe manao ahoana.
Tsesatsetra tsy haritra fotsiny ity zany an ....
15. felanawil
(
07/12/2008 12:00)
dalie:
Marina tokoa ny teninao, mahereza mivavaka ary aza mitsahatra, fa efa miharatsy ny fiainana ety an-tany, koa dieny mbola tsy tonga ny andro farany dia mahereza mivavaka isika rehetra.
:^) VOADONA TANY NGA SA TENA IN TY NAHAZO
