www.google.mg

1. Mika7 ( 13/11/2008 17:55)
Mbola tsisy hatr@zao. mbola nofy antoandro

Aiza ny manampahaizana gasy???
Toa efa mba voadika 98% ihany teny gasy http://www.google.com/language_tools?hl=en
nefa tsy mety misy le dot mg hatr@zao.http://www.google.com/language_tools?hl=en

Resin ny Sesoto sy Tonga....

Isaorana an i orange madagascar aloha t@le fampidirana ny teny gasy ao amin'ny finday e
http://www.madagascar-tribune.com/Des-premiers-mobiles-en-langue,8538.html
maromaroa ny tahaka izao.

Efa fotoan'ny www.google.mg zao /// aiza isika ato @ serasera?
répondu par tsimati le 14/11/2008 15:24
2. Mika7 ( 13/11/2008 18:29)
eto jerena le 98% azafady [most translated] http://www.google.com/transconsole/giyl/check/status
Efa fotoana tokony isokafan'ny [www.google.mg] zao//// sa ahoana?
3. karandoha ( 13/11/2008 21:53)
nga ny gasy tsy mahay afa tsy teny gasy :roll: :roll: lsa polifika zany fa tsy politika tsony :-D :-D :-D :-D :-D
4. tsimati ( 14/11/2008 15:24)
Jereo fa hain-dry bazylou, ry nanas, naughtyboy, badboy, kidoropamba daholo izany fa miandry lasa filohampirenena reo vao havoakany ny fahaizany. Sao le lazainy le7+1 no malaza mantsy. Hahahahaha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1053