mba jereo le 65 min an'i m6
1. bazylou
(
12/11/2008 23:45)
anikeo , ilay edition natao anio momba ireo zaz gasy miasa ho an'ny fianakaviany. Miady safira hamelomana fa tsy ampy ny eo ampelatanana, aleo manao safira toa izay mianatra hoy izyy.
Jereo ireny emission ireny fa na hanao 5000000000000000000000000000 tour du monde amin'ny air force tsy oana aza i le8 nareo dia ireny matanjaka lavitra nohoizy satria , ireny credible kokoa noho i le 8 and co!! ary mitohy hatrany ilay hoe " MADAGASCAR , PAYS PAUVRE""
:-D :-D :-D :-D :-D

répondu par ni81 le 13/11/2008 17:17
2. iarryrral
(
13/11/2008 07:04)
Amiko manokana dia marina ny voalazanao hoe tokony mihanatra ireny fanaon'ny zaz ireny ra8, nefa rehefa alefako lavitra ilay izy moa tsy mahay resaka tia sy nday ve ra8 ???
Amiko mahay izy, fa ny olany izay hampadeha ny orin'asany aloha no jereny ka raha tsy misy ampidirany vola ho an'ny orin'asany dia tsy afaka misaina firy izy.
Amiko mahay izy, fa ny olany izay hampadeha ny orin'asany aloha no jereny ka raha tsy misy ampidirany vola ho an'ny orin'asany dia tsy afaka misaina firy izy.
3. nikah
(
13/11/2008 09:09)
Voila,tsy mahalala afatsy ny tennany sy zay hiditra ny paosiny ra8 fa tsy miraharaha zay malagasy pauvre any.Olona tia tena tsy misy ilana azy fa hasakasak'izay nifidy azy aloha ee!
4. tywa68
(
13/11/2008 10:06)
Bazylou : Mba nijery an'iny émission iny zahay tato an-trano satria faly mahita gasy : indrisy nefa ny exploitation mahazo an'ilay zaza ! ny RAD mila azy miasa d tsy afa-manoatra : soa fa misy mampianatra @izay ny ankizy zao ka tsy ho bado be @ fitrandrahana tsy mahita n'inn akory !
Fa tena mbola be da be hono ny harena ankibon'ny tany ao dago, fa zany ve tsy efa namidy ho an'ny be vola sy be machines comme d'hab... :°)
Fa tena mbola be da be hono ny harena ankibon'ny tany ao dago, fa zany ve tsy efa namidy ho an'ny be vola sy be machines comme d'hab... :°)
5. bazylou
(
13/11/2008 15:20)
efa hita mazava nie le izy ry tywa68 e,
Ny mahagaga dia mbola ilaozan'ny le8 mano tour du monde foana !! ne af pays pauvre , jereo ny ankiziny hoy m6!!!!
NY azy ny prioritera izany dia ny air force tsy hohanina fa tsy ny ankizy ao antanana!! mahagaga le fisainana an, !! na ny mpangataka ao mada aza mahatakatra an'io