IZA MARINA NO TENA BIBIDIA, ARY IZA LAY PAM-S

1. isangojy ( 10/11/2008 14:07)
Be dia be mihitsy amin zao ny famosahankevitra momba ny bibidia 1e sy ny paminany sandoka, iza marina izy ireo e! mety vatican ve sa Amérique sa Russie sa Prince William des Windsor, iza lay Babylona, vehivavy janga manjaka @ mpajakan ny tany; mba omeo hevitra o!
répondu par xxx le 09/12/2008 16:10
2. Noue ( 10/11/2008 15:25)
isangojy:

Be dia be mihitsy amin zao ny famosahankevitra momba ny bibidia 1e sy ny paminany sandoka, iza marina izy ireo e! mety vatican ve sa Amérique sa Russie sa Prince William des Windsor, iza lay Babylona, vehivavy janga manjaka @ mpajakan ny tany; mba omeo hevitra o!
hay misy an'izany ko oooo ????? dia aleo aloha omena an'izay mahafantatra an'izany ny sehatra fa tena zay aho vao mba naheno an'zany aaaa !


3. Veloo ( 10/11/2008 18:22)
Isangoly a, vakio tsara ny Apokalipsa iray monontolo fa lazainy ao daholo ilay izy. Fa raha tianao ho fantatra dia mangataha ny Fanahin'Andriamanitra aloha hanokatra ny sainao mba ho fantatrao daholo izao ao raha tsy izany tsy ho hainao mihitsy izay dikany ao.

Mahereza o
4. ikaretsaka ( 10/11/2008 18:49)
tena tsy misy fika io afa tsy ny manontany an-dra Joany ihany
5. simplex ( 10/11/2008 22:01)

misotroa toaka fa hirotsaka @ la ny fanahy masina... hivaly doly ireo fanotaniana ireo :P ;-)
6. fijo ( 10/11/2008 22:20)
mba valio moa ry zalahy fa inona ary ity miala pas ity?
raha tsy diso aho efa fanontanian anapetrak'i laza io
7. rakapy ( 10/11/2008 23:12)
Isangojy> Tsotra ny valiny ry rahalahy
Ny "biby dia" dia tsy inona fa ny kristianisma
Ary ny mpam-S dia tsy iza fa ireo kristianina.

Ataovy ny fandinihina fa ireo ihany no valiny. koa mahereza
8. ikaretsaka ( 10/11/2008 23:17)
tsy mahay iznay mandinika izany ireny e :wink:
mandeha taxi brosy migorolepa fa maty transistor ny rotule-ny ihany no hainy
9. isangojy ( 11/11/2008 05:33)
TSY AZO VAZIVAZIANA NY TENIN 'ATRA RY ZALAHY A!
INONA NO MAHATONGA AN I RAKAPY MILAZA FA NY KRISTIANISMA SY NY KRISTIANA IO, MBA HAZAVAO HOE RA TSY DE BE FANGATAHINA BE LOATRA AMINAO AHO!
10. rakapy ( 11/11/2008 16:59)
:-D :-D :-D Aza mora misendoatra ry ralahy.Miala tsiny raha toa nanohina anao ilay valiteniko. Ary tsy mivazivazy ny tenako raha toa ka milaza io taminao. Tsotra ny antony.

Raha mandinika sy mihaino ny finoana hafa ianao dia tsy misy izany" biby dia sy mpaminany sandoka izany"
Io dia ny finoana kristianina no milaza sy mino an'io noho izany dia tsy misy idiran'izay tsy kristianina amin'izany biby dia sy mpam-S nareo izany.
Tsy ny Budhist na Silamo na ny Rastafarai sns...no hilaza fa Izy no Jesosy fa ny kristianina ihany no hisandoka fa Jesosy. Midika izany fa aferan'ny samy kristianina io.
11. fijo ( 11/11/2008 22:19)
mazava be izy izany le
12. rabilabila ( 11/11/2008 22:28)
Ny ahy nataoko fa ity ny valiny kou!!
http://www.dailymotion.com/Lazablues/video/xq599_bibidia_family
13. fijo ( 11/11/2008 22:32)
hihihi mbola mahatsiaro ny hira fahiny kosa ka
14. xxx ( 09/12/2008 16:10)
iny lazainle mailhol iny no tena marina ry zah a§§mb nitov hevtr amlery ah aminin fa za tena mb nandinik ko fa lery marin no bibidia satriamisy oe;" tsy misy olna iray aza afaka atao hoe Ray any andanitra raha tsy iray ihany de jehovah"nef mbol mis ihan ry lerony no ts mety rah tsy atao hoe 'ray masina'
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0525