mba vonjeo fa manondrana lé poste de travail

1. tslem ( 04/11/2008 22:33)
Tsy izany fa izao:saika nisy installation nataoko dia voa-clic clic teo daholo zavatra bedebe d farany nanjavona tsy hitako intsony hatramin'ilay oe lecteur CD-ROM/DVD angah izy izay fa ilay hoe HDD(C:) sisa no ao sy ilay oe DATA(D:) dia tena vaky ny saiko hoe ahoana indray no hamerenana ilay lecteur teo fa atsofoka ilay CD d tsy misy nininn miseho mintsy.Dia misaotra indrindra anareo mba manoro e!

Mba vonjeo sy miangavy mafy raha azo atao e!
répondu par wanalen le 13/11/2008 18:57
2. tslem ( 04/11/2008 22:48)
Azafady , efa mipoitra ao @ poste de travail indray izao lé oe:

Lecteur DVD-RW( E : ) fa tsy mety misokatra mintsy ilay CD d ouz foana ny soratra ao manao oe:

insérez un disque dans le lecteur E:

Mba toroy vahaolana anie izay mahay e!
3. sitlo ( 04/11/2008 23:49)
1- andramo km (kapila mangirana) hafa hoe e
2- andramo amin'ny matos hafa ilay km
3- amidio
4- andramo ilay rindrakajy mamaky km simba ireny
5- raha rindrakajy malaza ilay saika natsofoka tamin'ilay matos dia google piraty

vita matavy ilay cd matetika
4. tslem ( 07/11/2008 10:29)
1-efa nandramana fa tsy mety
2-indrisy fa tsy manana matos afa-tsy tokana kely ah ato
3-hivarotra zavatra tsy manjary aman'olona ve izany?
4-tsy azoko tsara
5-tsy azoko koa ilay oe google piraty

raha azoko tsara dia ny lecteur mintsy no misy blem fa tsy ilay CD-ROM angamba e?

Misaotra.
5. hery ( 07/11/2008 11:19)
Mety vizana ilay lecteur raha tsy mety misokatra ny CD hafa.

Raha ordi de bureau izy dia tsy dia sarotra ny manolo an'iny lecteur iny (eo @ 20 euros eo defa mahazo)

6. tslem ( 08/11/2008 11:10)
Ny lecteur tokoa no voa e?

Fa izao: raha CD vierge no ampidirina ao anatiny dia miseho ilay oe:
lecteur CD ( E: ) d

Ka raha ho soloina izany dia azo solosoloina am zao fotsiny sa tsy maintsy mila oul mahay anazy?

Misaotra.
7. wanalen ( 10/11/2008 11:22)
raha misy namana manana pc mba afaka indramana lecteur,( lazao azy fa tsy misy hatahorana ) mora asorina kely fa vahana ny boitier dia vahana ny vis efatra ,amin'ny ilany misy roa avy, dia mitsoaka ohatran'ny tiroirs reny , aza adino ny mamerina lé nappe ao aorina ,ny iray misy herin'aratra (kely) , ny iray mitondra ny fifandraisana :-P (lehibe), fomba ahafahana fotsiny io hoe ny lecteur-nareo ve no voa ? vonoy miitsy ny PC eo ampikirakirana azy fa tsy azo atao ny manao azy raha mbola velona . Mazotoa ary!
8. tslem ( 11/11/2008 07:34)
tena tsy azoko tsara, izany hoe essaié-na @lecteur an'olonkafa zany ny machine-ko?
merci wanalen fa mety hevitra mety tokoa izay an!
9. wanalen ( 11/11/2008 11:05)
izay indrindra! ilay lecteur-ny namana no asolo ny anareo andramana azy raha mandeha tsara
10. tslem ( 12/11/2008 08:53)
OK, mazava.
Miisaotra.
11. wanalen ( 13/11/2008 18:57)
tsy misy fisaorana ra-tslem ah!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2316