aiza n'aiza misy ahy
1. tsiaronala
(
28/10/2008 04:35)
Raha mba misy mahay ny lohatenin'ny ilay hira misy hoe "aiza n'aiza misy ahy ho tsaroako foana ianao.Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako"
Dia mba omeo tonony za raha misy mahay,Sady tsy aiko ny mpihira azy.Misaotra mialoha.

répondu par endrika01 le 28/10/2008 12:47
2. ni81
(
28/10/2008 07:22)
Ny titre dia : n'aiza n'aiza misy ahy. Ny mpihira dia i Narisoa
http://tononkira.serasera.org/?rub=tononkira/hira&id=2290

3. Noue
(
28/10/2008 09:13)
tsy io akia ni81 zany hira zany aaaaa fa
n'aiza misy ahy ho tsaroako foana ianao
ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako
amin'alina mangiana ianao no ao an-tratrako ao
harenako ianao tsy hatakaloko satria lamba hirakofako
ireo hira izay , izay natao
(andraso aloha henonina dia hadikako eto avy eo eeeee)
i Lalao Rabeson no mihira an'io aaa :)

4. ni81
(
28/10/2008 09:26)
He! tena diso marina aho fa tsy io fa an'i lalao Rabeson tokoa.
http://tononkira.serasera.org/?rub=tononkira/hira&id=4065

5. Lejoba
(
28/10/2008 11:05)
Sûrs ve nareo fa tsy ilay Tambatra nataon'ny Redona no tadiaviny?
dia mitohy hoe "ho haiko ve, tsy holazaiko ny hanao veloma anao ..." sns

6. ni81
(
28/10/2008 11:41)
Sûrs ve nareo fa tsy ilay Tambatra nataon'ny Redona no tadiaviny?ka milaza eo izy rehefa tsy io no nilainy kou! :)
dia mitohy hoe "ho haiko ve, tsy holazaiko ny hanao veloma anao ..." sns
7. endrika01
(
28/10/2008 12:45)
ni81:
Ny titre dia : n'aiza n'aiza misy ahy. Ny mpihira dia i Narisoa
http://tononkira.serasera.org/?rub=tononkira/hira&id=2290
Mampatsiaro ny talou!
8. endrika01
(
28/10/2008 12:47)