Patsy RANARIJAONA
1. ni81
(
26/10/2008 12:21)
Malagasy ny rainy ary ny reniny vazà. Manana ny hira izay nampalaza azy izy, ary nisy koa hiran'ny mpanakanto malagasy nohirainy, toy ny hiran'i Bessa ohatra.
Ity ny hira nampalaza azy @ teny frantsay
http://www.dailymotion.com/video/x3inl3_patsy-liverpool-1988_music
Eto indray kosa ireo sombin'ny hira nohirainy niaraka t@ malagasy
http://www.chapitre.com/CHAPITRE/fr/MUSIC/compilation/traditions-malgaches-vol-8,566279.aspx

répondu par tslem le 28/10/2008 08:13
2. tslem
(
27/10/2008 09:01)
Misaotra e,ilay misy oe "c'est comme un appel" iny ny ahy no tena tiako @ hirany
3. ni81
(
27/10/2008 09:07)
Misaotra e,ilay misy oe "c'est comme un appel" iny ny ahy no tena tiako @ hirany
ie tsara koa iny ka! fa tsy haiko hoe inona no ataony amin'izao fotoana izao, mbola mihira ve sa ...
4. ds
(
27/10/2008 20:27)
ni81:
(...)
Eto indray kosa ireo sombin'ny hira nohirainy niaraka t@ malagasy
http://www.chapitre.com/CHAPITRE/fr/MUSIC/compilation/traditions-malgaches-vol-8,566279.aspx
Ao amin'io kapila io misy duo miaraka amin'i Francis Lalanne :
Tojo anao
5. tslem
(
28/10/2008 08:11)
ni81:
ie tsara koa iny ka! fa tsy haiko hoe inona no ataony amin'izao fotoana izao, mbola mihira ve sa ...
tena tsy haiko mintsy fa ny henoko fotsiny toa hoe any Lille any izy sa....?
6. tslem
(
28/10/2008 08:13)
ds:
Ao amin'io kapila io misy duo miaraka amin'i Francis Lalanne :
Tojo anao
kay ve Francis izany feo izany e,tsy ratsy!hainy ery ilay manao an'ilay oe:nampisy lanja indray ny fiainako