Mahatratra ohatrinona no vitanareo ?

1. Noue ( 24/10/2008 19:18)
fa tena lasa oa ny saiko eee ! nahita ity voyage dans l'espace 300 000$ dia misy koa 150 000€ eee

dia hoy aho hoe mahatratra ohatrinona no vitanareo hanaovana na hi- réaliséna zavatra iray ????

jereo kely anie ity vola be zay lany @ io fandehanana eny @ espace io eeee
http://lapresseaffaires.cyberpresse.ca/article/20070614/LAINFORMER/70614061/5891/LAINFORMER01

http://www.chauffeurdebuzz.com/voyager+dans+l+espace+pour+150+000+euros-1215

nijery vaovao manko aho teo dia tafaverina soamantsara ireo olona nandeha tany aaaa!

raha manam-bola 150 000€ ve ianareo dia ho vitanareo mandany an'io @ zany fitsangatsanganana izany ???
répondu par endrika01 le 29/10/2008 09:42
2. ssendra ( 24/10/2008 19:41)
io indray anie arakaraka ny fidirambolanao no hivoahany ihany koa e!
ka raha manana 150.000 euro ho laniana am voyage fotsiny izy izany dia misy ny atao ary mbola misy ny vola ambony lavitra noho io any am compte donc raha mahafinaritra ah ilay voayge important amiko pkoi pas....
3. zoara ( 24/10/2008 20:05)
i bill gates de manambola be,fa toa tsy henoko hoe manana programme handeha any (raha tsy efa vita anga)10% ny fananany no holovain'ny zanany fa ny ampahany betsaka kosa de nataony ho fananmpiana any afrika momba ny sida sns,betsaka ireo milliardaire afaka mandeha any,fa io arakaraky ny toetsaina io na egoiste,na genereux,.....;misy koa ny manabola be fa dia maty tsy nahita mamy.......io tena misy,ny zaodahiko tena manambola be,eo @6000€ isambolana ny karamany,ny vadiny koa latsaka kelin'io,fa na ny hany ho haniny aza de refesiny,na ny fitafiany de tsy mividy raha tsy solde,fa kosa ny tranony no hafa kely,domotique....ordinateur daholo no mibaiko ny varavarana,ny jiro,ny chauffage..........ry zareo tsy mba mandeha vacance izany na indray mandeha aza ary miasa à environ 23km de domicile de mividy GPS,tsy hoe sanatria fialonana ny ahy fa incomprehension,
samy manana ny fidirambolany io de samy manana ny fandaniany azy koa.sa tsy zany ve?
4. Noue ( 24/10/2008 20:13)
zoara:

samy manana ny fidirambolany io de samy manana ny fandaniany azy koa.sa tsy zany ve?
eny eeee ! marina fa oe samy manana ny fidiram-bolany fa ilay oe handany vola beeeee andehanana eny @ espace no mahalasa saina ahy aaaa

ohatra zany oe vitako ny mividy akanjoko mariazy mahatratra 3000€ ohatra io aaaa ! dia fantako fa andro iray @ fiainako iny sady azoko tehirizina io akanjo io na oatra oe raha mahazo zanaka vavy kely aho dia io no ravako anaovana ny batisany aaaa
fa ilay mitsangatsangana à part oe ny sary ??? inona no tafajanona nefa vola reeee zany lany zany eeee!


5. Noue ( 24/10/2008 20:16)
ssendra:

io indray anie arakaraka ny fidirambolanao no hivoahany ihany koa e!
ka raha manana 150.000 euro ho laniana am voyage fotsiny izy izany dia misy ny atao ary mbola misy ny vola ambony lavitra noho io any am compte donc raha mahafinaritra ah ilay voayge important amiko pkoi pas....
ie ! pkoi pas ??? saingy mampiheritreritra ahy oa ilay izy aaaa! marina fa tsy maintsy mbola manam-bola be dia be iilay olona matoa nahavita an'io fa je n'en sais rien oe ilay heritreritra oe vola re zany lany t@ iny zany eeeee fa asa aloha aaa


6. Papoose ( 24/10/2008 20:18)
raha za manokana aloha dia mila manao calcul kely hoe sady maka conseil any @ cazal hoe ohatrinona no laniny nanaovana TDM dia raha mitovy na ataoko aza hoe mbola ambony kelin'io na ambanin'io (vao maika tsara) dia aleoko manao TDM. biensss raha ananako le sosy! le mandeha eny @ espasy mantsy mbola tsy hay na ho tafaverina fa ny TDM betsaka kokoa ny probabilite fa hotafaverina ao an-tranokely mimoza! :D
7. ssendra ( 24/10/2008 20:19)
ka otran'iroe star ireo ka!
voisine mipetraka am commune aminay eto zao; star am tv any allemagne lay ramatoa
ni feter 18ans ny zanany lahy izy ny kdô azojn'ilay zanany porsche vavao be nefa otraninon ny vidiny pour feter ses 18ans :?
8. Papoose ( 24/10/2008 20:32)
dia hihinan'ny fatiny izy raha vao 18ans de zany ny kado mbola aiza ty 2 fois 18 mbola misy in-18??efa zatra mahazo zvt tsara be sy lafo!
9. ikaretsaka ( 24/10/2008 21:20)
iodia marina ny an'i ssendra hoe arakaraky ny fidiram-bola.. ary koa arakaraky ny revy sy nyinterets
raha manan-karena be i bill gates ohatra ka tsy mi interesser azy izany dia normal raha tsy ataony.... fa raha mi interesser azt de tena hataony tokoa...
10. ssendra ( 24/10/2008 21:29)
Papoose:

dia hihinan'ny fatiny izy raha vao 18ans de zany ny kado mbola aiza ty 2 fois 18 mbola misy in-18??efa zatra mahazo zvt tsara be sy lafo!

ka zay rehefa mba anotaniana hono izy hoe inon no ataonao satria tsy mbola ainy mitsy nyataony fa nanao stage tany am tv tany dia hoe je suis le fils de..ET de....IZANY hoe tsy mahatiatra azy fa samy manambola na ny dadany na ny mamany....Ny trano ipetranjareo fotsiny no efa otrinona ny valeurany
fa ny mampalahelo izay ilay fiainana, misy any ho any na ny hanina anio aza tadiavina mila tsy ho hita

:? :(
11. tslem ( 25/10/2008 08:11)
zah aloha tsy nijery ilay jereo eto ireo fa mety ho teny farany tsy haiko fa angamba efa ambim-bava ny an-dry zareo nentiny nitsangatsangana izany dia efa tsy misy tanjona hafa eritreretiny intsony afa-tsy ny voyage
12. Noue ( 25/10/2008 13:10)
ssendra:

fa ny mampalahelo izay ilay fiainana, misy any ho any na ny hanina anio aza tadiavina mila tsy ho hita
:? :(
indrisyyyyyy fa tena marina zany aaaaa ! zay anie no nahalasa ny heritreritro oe misy olona tena tsy hitany intsony angamba zay hanaovana ny harenany fa vitany ny mandany vola beeeeeeeeee 150 000€ par rapport @ olona zay , eny na dia mitady izay ho hanina isan'andro nefa tsy mahita !
marina fa oe ny hatsembohany no nahazahoany ireny vola beeee ireny fa tsy manakana ny olona hiheritreritra ny fahantran'ny sasany izany aaaaa


:cry:
13. ssendra ( 25/10/2008 13:42)
tsy voatery ny hatsemboahana no ahazoana harena fa matetika lova be na nahazo euromillion na trafik am zavatra azoana vola be tampoka....
14. ikaretsaka ( 25/10/2008 16:27)
misy koa le tsy mieritreritra na tsy manan-katoraka aza fa le te "hahita ze fahitan'ny olona " an
misy io hoe efa mafy ady ohatra fa tsy maintsy mamadika.. ohatra akaiky... na tsy maintsy mitondra ny ankizy mankary sy mankatsy rehefa lundi de paka ohatra na mbola mpianatra fa dia mahavatra mitsitsy mihitsy de ny tahiry rehetra apoaka @ RNS ohatra
15. ssendra ( 25/10/2008 18:52)
ary misy aza ilay antitra retirety ireny, niasa mafy nandritra ny fiainana niafy dia rehefa any amin'ny taona reraka vao mi s'offre kdô fiara haute game...
De rehefa ataon'ny car jacking masaka amin'izay vao mamplahelo mipararetra ery, tsy aleo ve zvtr hafa no handaniana ny vola fa betsaka mitsy ireny antitra ireny any am fotoana maha retirety vao mi roule fiara lafo vidy manja be dool.....
16. Noue ( 28/10/2008 09:15)
ssendra:

ary misy aza ilay antitra retirety ireny, niasa mafy nandritra ny fiainana niafy dia rehefa any amin'ny taona reraka vao mi s'offre kdô fiara haute game...
De rehefa ataon'ny car jacking masaka amin'izay vao mamplahelo mipararetra ery, tsy aleo ve zvtr hafa no handaniana ny vola fa betsaka mitsy ireny antitra ireny any am fotoana maha retirety vao mi roule fiara lafo vidy manja be dool.....
waouuuuwww ! ié tena marina io aaaaa ! mahafantatra olona efa antitra maro koa aho manao an'io aaaaa !


17. sakaizakely ( 28/10/2008 10:16)
fa ilay mitsangatsangana à part oe ny sary ???



ôretany e !

fakana sary fotsiny ve no mba hitan'i Noue fa tombontsoa am zany ? :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:

Efa mazava ané zany fa matoa misafidy manao an'io voage io le oul de mifanaraka am fahefamividiny izany na volabe io na kely e, be amin'ny ankamaroan'ny oul fa antonony aminy, ka inn mou ny olana ? Volany iny de zony ny mampiasa aza am ze tiany kou

Nenao zao mividy ankanjo mariazy lafobe, plezir-nao zany nefa misy mahita oe fandaniana vola am tsy napany, satria na ny okaz anaovana ankanjo toy izany aza isaina am ratsantanana, raha ho tehirizinao oan'ny zanakao le izy de il faut esperer ho tafiditra anatiny izy, tsy hainao raha hatavy na hahia noho enao izy am zany fotoana izy, sady mety efa tsy tsy lamody tsony le ankanjo am zay fotoana izay, moa le vola natontona am le ankanjo mety tsy proportionnel am fahasambarana azo @ le manambady kou :°) :°) :°) :°)


Tsy ny fakana sary na ny firesahana ambahoaka oe za tary na za efa tary, fa na ny fihetsehampo @ilay fanaovana ekperiansy alohan'ny besinimaro mihintsy no anaovany azy ané e

hé zany izy oe espace, iza no tsy maniry an zany, avec un minimum de curiosité intellectuelle ? Na ny hahatsapana ny tsy fisian'ny hery fisinton'ny tany fotsiny aza (gravité terrestre) ka le mitsingevaheva eny ambony eny, raha misotro rano ohatra dia tsy anaty vera fa araraka tandrifin'ny vava eo ny rano, tsy miraraka iny fa mitsingevana fotsiny dia ianao no misambotra azy. Ny fahitana ny aurores boréales eny am tendrontany, ny fitazanana ny tany avy eny ambony eny mamirapiratra toy ny volana... Des spectacles inouïs en permanence... Zavatra vaovao bobaka be no azo anaovana traikefa am fandehanana eny ambony eny fa tsy ny hanao sary fotsiny, ary ny fihetsehamponao am ze VQnao eny ambony eny dia fahafinaretantsainao anao samirery tsy azo zaraina fa tantaraina fotsiny, amiko ça vaut le coup ho an'ireo liampahalalana rehetra, indrindra moa fa raha manana vola anaovana azy, pourquoi hésiter ?

Resaka fandaniana vola indray de dubjectif iny, arakaraky ny tompony sy ny mpijery. Malalaka ny safidy
18. sakaizakely ( 28/10/2008 10:35)
subjectif fa tsy dubjectif
19. Noue ( 28/10/2008 18:27)
ka ilay izy anie souvenir sy sary , dia ilay souvenir mety oe aingana dia hadino eeee
fa oatra zao oe raha mividy porche na limousine dia mba afaka tazomina ela beee kooo
20. ikaretsaka ( 28/10/2008 19:45)
simba hiany ny hiafaran'iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3181