finoana,lasa fitaovana politika mahery vaika
1. fijo
(
23/10/2008 20:32)
Iarahantsika mahalala fa tsy hoela intsony dia hifidy izay ho filohany ny ao US.
rehefa arahana io fifidiaana io,dia tafiditra be,ao amin'ny fakana olona ny resaka fivavahana.
nampiasaina izy io hanaratsian any iray,ary ampiasaina ihany koa hakana ,ny vaton'ny faritra maro.
i Mc sy sarah dia manao izay ahazoana ny fon'ny mpino fotsy (indrindra)ary ao ambadika ao ny mpitandrina evangelika matanjaka be"Hagee"izay isan'ny mpitarika koa ny fikambannaa "CUI"na fikambannaa kristianina momba an'ny israely.
amin'izy ireo dia roa ny firenena ,na vahoak avoafidin'andriamanitra,dia israely sy amerika.
vao homaly ihany koa tany mada no nitranga indray ingahy lahiniriko ary avy di aniseho sy nihindrana ny teny ao anat ybaiboly hoe"inty aho hirao"ny an'ilay raika lahy moa efa mahazatra le "minoa fotsiny ihany)
izany hoe amin'izao fotoan aizao,na ny tany silamo,na ny tany kristianina dia efa mirona any amin'ny finoana sisa no hakana ny vaton'ny mpifidy.
hosimba ny firenena atsy hoatsy,satria andriamanitra roa"vola" sy "zanahary"no miara tompoina ao.ka sao dia tokony ezaha ny hiverenan'ny tena fisarahan'ny finoana sy ny fitondrana?

répondu par fijo le 30/10/2008 21:01
2. ikaretsaka
(
23/10/2008 21:30)
efa hatr@ ny ela lesy no fitaovana politika no finoana ry fijo an.. fa anjaran'ny konsiansin'ilay mampiasa azy ho izany no mandinika kakandava hoe politika ho ombotsoan'ny tenany ve le izy sa ho ombon-tsoan'ny besinimaro
3. xxx
(
23/10/2008 21:31)
hosimba ny firenena atsy hoatsy,satria andriamanitra roa"vola" sy "zanahary"no miara tompoina ao.ka sao dia tokony ezaha ny hiverenan'ny tena fisarahan'ny finoana sy ny fitondrana?
sur fa mipetraka ao france ianao razoky; laicité à la fraçaise io anao io
-diso ianao razoky, tsy ny firenena no ho simba @ fampifangaroana fa ny fivavahana! jereo ny FJKM
-Tsy ny fivavahana no mapahantra, fa ny olona mitondra, jereo ny any alemana, ny any norvege, ny ao angletera. Mba aza variana loatra ny vaovao frantsay, izay mi-wawawa ny laicité, fa jerevo ny hafa. izay no mahavoa anareo ao paris.
-
ary israel aza mandroso, sy amerika, nefa ireo firenena ireo dia ny mpino sy ny fiangonana no manana influence be eo @ fitondrana
ny fehiny: misy karazam-pivavahana mampandroso, ary indrindra ny olona mitondra no tenan olana, fa tsy ny fivavahana mihintsy
4. rabilabila
(
23/10/2008 22:19)
diso ianao razoky, tsy ny firenena no ho simba @ fampifangaroana
Aiza ho aiza izao Iran izay manafangaro ?
pour rappel :
- ny laicité dia ao anatin\'ny droit constitutionnel \'i zamerika .
- l\'Etat d\'Israel n\'est pas un Etat Juif ,on a le droit de ne pas être juif en Israel
-Les Etats-Unis ne sont pas des Etat chrétiens
Ny ahy izao fotsiny :
-On a rendu , au préalable ,les cerveaux disponibles pour les futilités et les conneries déblaterées sur les ecrans à longueur de journée et dont les gens \"simples \" en raffolent (pub , pseudo-liberté,......)
- les gens ont horreur du vide et les réligieux , les politiciens ,les idéologues ,les publicitaires.........le savent.
==> Mifaninana izy ireo mameno ny vide par dieu ,l\'argent , le lendemain qui chante et la lessive qui lave plus blanc et c\'est à qui mieux mieux.
Et ça marche......................dia avy eo God bless ,sy ny in God we trust ve?.
ary israel aza mandroso, sy amerika, nefa ireo firenena ireo dia ny mpino sy ny fiangonana no manana influence be eo @ fitondrana
Bien sûr ,tsy nanao didin\'ny besandry ireo firenena ireo ka!! tsy nitady fika hangalana ny haren-tanin\'olona !! tsy namindra toerana olona !! non!non! tsy sitrak\'andriamanitra izany.
On peut cuire du boeuf bourguignon à la française , on peut faire du barbecue à la sauce americane mais la laicité n\' a qu\'une seule définition : séparation de l\'eglise et de l\'etat qu\'on soit en Amerique ,en France ou ailleurs
6. cutie
(
24/10/2008 15:58)
On a rendu , au préalable ,les cerveaux disponibles pour les futilités et les conneries déblaterées sur les ecrans à longueur de journée et dont les gens "simples " en raffolent (pub , pseudo-liberté,......)
- les gens ont horreur du vide et les réligieux , les politiciens ,les idéologues ,les publicitaires.........le savent.
very true :-D :-D :-D :-D :-D
7. ikaretsaka
(
24/10/2008 16:05)
cutie:
finoana,lasa fitaovana politika mahery vaika
ho an'ny right wing freako Xstiana zany :-D
rehefa freako right wing sy extremist sy misaina le hoe izao ihany de tsy misy ankoatran'izay de zay foana na Xtianina na Silamo Talibano na Mpiandry doanin'i Rafantaka na Djou Tcheh na neo Nazi na Extremiste ao @ krispijo aza :wink: :wink:
9. ikaretsaka
(
24/10/2008 16:25)
mahalala honony e de be laid back :wink:
de mandinika tsara aloha vao mipataloha sao de ny aoriana no lasa aloha
izay ihany!
de mandinika tsara aloha vao mipataloha sao de ny aoriana no lasa aloha
izay ihany!
11. rijadolly
(
25/10/2008 08:16)
fijo:Ra izay indray ry zoky Fijo de tena tsy maha taitra ahy akora satria efa voambara daholo zany.efa ho 2000 taona zay,Aleo anao fitaovana eo zay retra sahy mba hanatanteraka ny Faminaniana e!oh Jodasy ihany io,zay no voasoratra ho azy dia zay zany,nefa kosa mbola afaka misafidy an! hoe za tsy anao.
Iarahantsika mahalala fa tsy hoela intsony dia hifidy izay ho filohany ny ao US.
rehefa arahana io fifidiaana io,dia tafiditra be,ao amin\'ny fakana olona ny resaka fivavahana.
nampiasaina izy io hanaratsian any iray,ary ampiasaina ihany koa hakana ,ny vaton\'ny faritra maro.
i Mc sy sarah dia manao izay ahazoana ny fon\'ny mpino fotsy (indrindra)ary ao ambadika ao ny mpitandrina evangelika matanjaka be\"Hagee\"izay isan\'ny mpitarika koa ny fikambannaa \"CUI\"na fikambannaa kristianina momba an\'ny israely.
amin\'izy ireo dia roa ny firenena ,na vahoak avoafidin\'andriamanitra,dia israely sy amerika.
vao homaly ihany koa tany mada no nitranga indray ingahy lahiniriko ary avy di aniseho sy nihindrana ny teny ao anat ybaiboly hoe\"inty aho hirao\"ny an\'ilay raika lahy moa efa mahazatra le \"minoa fotsiny ihany)
izany hoe amin\'izao fotoan aizao,na ny tany silamo,na ny tany kristianina dia efa mirona any amin\'ny finoana sisa no hakana ny vaton\'ny mpifidy.
hosimba ny firenena atsy hoatsy,satria andriamanitra roa\"vola\" sy \"zanahary\"no miara tompoina ao.ka sao dia tokony ezaha ny hiverenan\'ny tena fisarahan\'ny finoana sy ny fitondrana?
12. rabingogilabanga
(
27/10/2008 18:23)
rabila:
-On a rendu , au préalable ,les cerveaux disponibles pour les futilités et les conneries déblaterées sur les ecrans à longueur de journée et dont les gens "simples " en raffolent (pub , pseudo-liberté,......)
très dur kosa le critique an! calme fotsiny aloha isika e
rabilabila:
pour rappel :
- ny laicité dia ao anatin'ny droit constitutionnel 'i zamerika .
- l'Etat d'Israel n'est pas un Etat Juif ,on a le droit de ne pas être juif en Israel
-Les Etats-Unis ne sont pas des Etat chrétiens
hanky va re!
avec toute les respects que je vous dois, dia mba asio honnetété intellectuelle ilay izy rabila,
1)ilay definition ny hoe laicité angamba no tsy mitovy amintsika, ka ho entiko ny ahy:
definition theorique: toute reference à la religion @ conduite ny raharaham-panjakana
definition pratique: fanomezana vahana ny fiangonana, na ny finoana @ toerana any @ fonction publique , na budget, na @ programme panjakana, na ny fitaovam-panjakana. (ex: programme scolaire, etc...)
1)amerika USA ary:
-Ny prezida americain dia mianiana @ baiboly rehefa handray fanjakana
-ny dollars amerkana rehetra dia misy soratra "in god we trust"
[b]2)any angletera:[/b]
- Ny reine elzabeth, dia sady lehiben'ny fiangonana anglikana no chef de l'etat.
3)any Norvege:
la Norvège a inscrit dans sa constitution que c’est le christianisme protestant qui est le fondement de l’Etat
4)any alemagne: l'instruction religieuse est obligatoire any @ ecole publique primaire
5)Israel:izao no lazain'ny fitondrana israelianina L'etat d'israel est juif et democratique
sns...
ka mandroso ve ireo firenena ireo sa tsy mandroso? ary mampifangaro ny fivvahana sa tsia?
marihiko fa izaho le XXX etsy ambony, izay rabila sy fijo , fa dia soasoava tompoko!
13. ikaretsaka
(
27/10/2008 18:51)
rabingo: aza adino fa ny tohin'io hoe in god we trust io de hoe all others pay cash... :wink:
14. rabilabila
(
27/10/2008 21:34)
Na ho aiza i Rabingo na ho aiza dia ny définition -n\'ny laicité dia : Séparation de l\'Eglise et de l\'Etat .
Izay fomba hi-pratiquer-n\'ny firenena isanisany ny laicité dia cuisine interne na laicité positive na négative ,na 3/4 de laicité , na une dose de laicité et 3 doses de réligiosité...................ao koa ny etat séculaire
Dia mbola ampiako :
-Rehefa handeha hiady ny tanora amerikana ,dia tonga ny piretra sy ny pasitera manao ranom-bavaka na ho an\'ny zatovo sy ho an\'ny basy sy ny tafondro.
-Hoy i dabeuliou :« Notre nation a été choisie par Dieu et mandatée par l\'Histoire pour servir de modèle de justice ! » ,marihiko fa io fehezan-teny io dia azon\'i Ben Laden tenenina , na koa ny Ayatollah rehetra .
==> ka aoka izay maty ho faty ( dégats collatéraux = quelle joli appellation pour des victimes ) ;fa izay irak\'andriamanitra dia mahazo ny fiainana mandrakizay na ny virjiny maro an\'isa........
Ary hono hoy aho ry Rabingo , ilay lelavola misy \"in god we trust \" io moa ilay ividianana mines anti-personnelles manapaka ny tongotr\'ireo ankizy mpiandry kisoa , na i Ranenibe handeha hatsaka , na koa i Radadabe hitady kitay ?Eh bé!!
Mbola io vola io koa no arantiranty tsy hanaovana sonia ny processus de Kyoto ?
......etsetra etsetra..................................................................
Et bien sûr !! god bless toujours America ,et blesse les pauvres voisins ,aussi fervent sinon plus (Bresil et autres ).Mais ce god est vraiment équitable an!!Que même entre ceux qui le croient ,il y a ceux qu\'il bless ,et ceux qu\'il blesse ,et comme par hasard ce sont les plus puissants qu\'il bless .Et c\'est ce même god qui les aide à maintenir la peine de mort , l\'invasion en Iraq basée sur du lainga masina............................................................
Alors ceux qui ne le croient pas , il les blesse en les faisant sauter sur les mines , en asséchant leur terre pour qu\'ils ne puissent y planter de quoi manger.....
Alors ,au vu de tout ça , est-ce que la puissance americaine a quelquechose à voir avec la réligiosité de ses dirigeants et de sa population ?
Ianao ihany no asaiko mamaly izany .
Fa amiko choix hafa no mampanankarena azy fa tsy ny degré de réligiosité -ny akory .
Ho an\'ny tany hafa notsongoinao dia tsy misy théocratie ireo na iray aza ,fa afaka manana ny finoany na tsy finoany aby ny olona ao ary tsy misy olana ny amin\'izany .
Mitovy amin\'ny etsy ambony ihany ny valinteniko , raha mandroso ireo dia choix hafa no mampandroso azy fa tsy ny degré de réligiosité-ny akory.
PS :
- Ny tany toa an\'i Suede izay be pourcentage Athée (70 à 80% raha tsy diso aho , azo verifier-na), ary mandroso koa .
Afaka miteny koa aho izany hoe ny tsy finoan\'ny mponina any Suède no mampandroso azy ? Ekenao ve izany ?
- Ny isan\'ny AT sy Agnostique any US dia bebe kokoa nohon\'ny isan\'ny olona ao anatin\'ny Diaspora israelianina .Ka raha tany ity ,hono, ka mitambatra ry zareo ireo dia ahoana ny lanjany ao amin\'ny vato alatsaka ? Ho sahy ve ireo candidats hanilikilika azy ? Asa re!!
Izay fomba hi-pratiquer-n\'ny firenena isanisany ny laicité dia cuisine interne na laicité positive na négative ,na 3/4 de laicité , na une dose de laicité et 3 doses de réligiosité...................ao koa ny etat séculaire
1)amerika USA ary:
-Ny prezida americain dia mianiana @ baiboly rehefa handray fanjakana
-ny dollars amerkana rehetra dia misy soratra \"in god we trust\"
Dia mbola ampiako :
-Rehefa handeha hiady ny tanora amerikana ,dia tonga ny piretra sy ny pasitera manao ranom-bavaka na ho an\'ny zatovo sy ho an\'ny basy sy ny tafondro.
-Hoy i dabeuliou :« Notre nation a été choisie par Dieu et mandatée par l\'Histoire pour servir de modèle de justice ! » ,marihiko fa io fehezan-teny io dia azon\'i Ben Laden tenenina , na koa ny Ayatollah rehetra .
==> ka aoka izay maty ho faty ( dégats collatéraux = quelle joli appellation pour des victimes ) ;fa izay irak\'andriamanitra dia mahazo ny fiainana mandrakizay na ny virjiny maro an\'isa........
Ary hono hoy aho ry Rabingo , ilay lelavola misy \"in god we trust \" io moa ilay ividianana mines anti-personnelles manapaka ny tongotr\'ireo ankizy mpiandry kisoa , na i Ranenibe handeha hatsaka , na koa i Radadabe hitady kitay ?Eh bé!!
Mbola io vola io koa no arantiranty tsy hanaovana sonia ny processus de Kyoto ?
......etsetra etsetra..................................................................
Et bien sûr !! god bless toujours America ,et blesse les pauvres voisins ,aussi fervent sinon plus (Bresil et autres ).Mais ce god est vraiment équitable an!!Que même entre ceux qui le croient ,il y a ceux qu\'il bless ,et ceux qu\'il blesse ,et comme par hasard ce sont les plus puissants qu\'il bless .Et c\'est ce même god qui les aide à maintenir la peine de mort , l\'invasion en Iraq basée sur du lainga masina............................................................
Alors ceux qui ne le croient pas , il les blesse en les faisant sauter sur les mines , en asséchant leur terre pour qu\'ils ne puissent y planter de quoi manger.....
Alors ,au vu de tout ça , est-ce que la puissance americaine a quelquechose à voir avec la réligiosité de ses dirigeants et de sa population ?
Ianao ihany no asaiko mamaly izany .
Fa amiko choix hafa no mampanankarena azy fa tsy ny degré de réligiosité -ny akory .
Ho an\'ny tany hafa notsongoinao dia tsy misy théocratie ireo na iray aza ,fa afaka manana ny finoany na tsy finoany aby ny olona ao ary tsy misy olana ny amin\'izany .
Mitovy amin\'ny etsy ambony ihany ny valinteniko , raha mandroso ireo dia choix hafa no mampandroso azy fa tsy ny degré de réligiosité-ny akory.
PS :
- Ny tany toa an\'i Suede izay be pourcentage Athée (70 à 80% raha tsy diso aho , azo verifier-na), ary mandroso koa .
Afaka miteny koa aho izany hoe ny tsy finoan\'ny mponina any Suède no mampandroso azy ? Ekenao ve izany ?
- Ny isan\'ny AT sy Agnostique any US dia bebe kokoa nohon\'ny isan\'ny olona ao anatin\'ny Diaspora israelianina .Ka raha tany ity ,hono, ka mitambatra ry zareo ireo dia ahoana ny lanjany ao amin\'ny vato alatsaka ? Ho sahy ve ireo candidats hanilikilika azy ? Asa re!!
15. ikaretsaka
(
27/10/2008 22:02)
izay nge no nilazako etsy ambony atsy hoe tohizo le izy fa aza ajanona eo @ le hoe in god we trust fotriny e :-P
16. prime
(
28/10/2008 10:05)
Raha arahana ny lojikan'i rabila sy fijo dia modelin'ny "laïcité" tokoa moa izany "France"? dia mipetraka amin'izay ny fanontaniana mikasika ny antony nahatonga izany... Jereo ny "révolution française" dia hivaingana ny "renversement de l'histoire basé sur l'athéisme en remplaçant Dieu par la Raison", izay endrika fijery politika tena zava-doza... dia atodihosy ampitahao amin'ireo firenena nanorina ny fanjakany tamin'Andriamanitra!!!
17. ikaretsaka
(
28/10/2008 15:40)
aza adino fa ni fampi qualquer ny revolution tany zamerika sy ny frantsay an
18. fijo
(
28/10/2008 21:43)
voalohany dia tsy ao paris aho fa aza disoana.
faharoa,dia tsy milaza velively aho ry prime fa modely lafrantsa.mifanohitra amin'izany aza,efa mitady hanafangaro ny finoana sy ny fitondrana koa ingahy rasarkox,ary efa manomboka mailomailo sy mihaino tsara izay lazainy ny rehetra sao mibolila eo koa.aza disoina ny hevitro,fa tsy nilaza mihintsy aho hoe lafrantsa no filamatra.
ny fahatsapako ny zavatra misy ankehitriny no nahatonga ahy hanao ity loahevitra ity.miha mifangaro mantsy izao ny fitondrana sy ny finoana,ka manomboka mampatahotra izany.

19. rabilabila
(
29/10/2008 04:21)
Jereo ny \"révolution française\" dia hivaingana ny \"renversement de l\'histoire basé sur l\'athéisme en remplaçant Dieu par la Raison\", izay endrika fijery politika tena zava-doza..
avant la revolution
1 ) tribunal d\'inquisition et conséquences
2 ) guerres de religion
3 ) enormes privilèges fiscaux et domaniaux du clergé ( dîme= les fidèles doivent doivent débourser 7-8% des produits de leurs récoltes ...) 10% des terres leur appartiennent
4) sul le plan intellectuel tout ets soumis à la religion >>> aucune avancée du savoir avant le XVII ième siècle
après
-déclarations des droits de l\'homme et du citoyen >> égalité de devant la loi
-suppression des privilèges ( les biens du clergé sont à la disposition de la Nation)
-fin du système féodal
-liberté d\'expression
-conditons des femmes améliorées
Entre les deux : siècle des lumières
Ka raha izaho aloha ry Prime dia tsy ny avènement-n\'ny révolution no zava-doza amiko .
Eh oui !! la révolution nous ont permis vous et moi de nous exprimer librement.
Avant la révolution , j\'aurai été jugé ou comme herétique , ou sorcière ; j\'aurai été brûlée vive sur la place publique et vous auriez assisté à mon assassinat tout en priant le salut de mon âme .Izany ry Prime no talohan\'ny révolution \"un groupe d\'hommes éclairés par dieu me jugeront car j\'aurai osé goûter aux fruits de la connaissance telle Eve \"
Raha arahana ny lojikan\'i rabila sy fijo dia modelin\'ny \"laïcité\" tokoa moa izany \"France\"?
Aiza ny lojikako eo kay ry Prime ?
Nanome fotsiny aho ny famaritana ny atao hoe \" laicité\"
Ny ahy no tsipahiko dia ilay relation \" fivavahana==> mandroso\" izay fotsiny , raha izay mantsy dia tokony handroso koa i Madagasikara ohatra ........;hoy aho hoe zavatra hafa no nampamdroso azy ireo ,sinon afaka manao koa aho hoe \"athéisme==> mandroso\" raha ny cas-n\'i Suède no raisiko .
dia atodihosy ampitahao amin\'ireo firenena nanorina ny fanjakany tamin\'Andriamanitra!!!
Ary raha ny momba ireo firenena nanorina ny fanjakàny tamin\'andriamanitra dia izao; andeha atao jery todika kely ny tantara:
- Jereo ny tantaran\'i Etats Unis izay nahorina au détriments de tout un peuple et la mise en resèrve des survivants de ce même peuple , et au nom de quoi ? Au nom de la suprématie blanche ( WASP = white anglo-saxon protestant ),bénie de dieu ,choisie par lui .Ny taranak\'ireo nanorina taty aoriana no milaza hoe :« Notre nation a été choisie par Dieu et mandatée par l\'Histoire pour servir de modèle de justice ! »
- Jereo ny tantaran\'i Angleterre amin\'ny violences entre communautés réligieuses ( rehefa mahazo laka ny kato dia inona no nataony voanalohany ?mamono ny protéstà et vice versa) .
- Jereo ny fanohanan\'ny fiangonana ireo dictatures rehetra ( Hitler , Franco , Mussolini , Pinochet ,.....................................).
marihiko fa ny tantaran\'i US complexe kokoa ,satria rehefa atao à part io fomba ni-peupler-na an\'i Zamerika io ,ary rehefa zohiana ny kabarin\'ireo lazaina fa \"pères de la Nation\" toa an-dry Jefferson na Washington na ry Benjamin Franklin dia tena hafa mihitsy ny fandehany .
\" le christianisme est le système le plus perverti qui ait jamais terni l\'homme \" dixit Jefferson
\"Je frémis presque à l\'idée d\'évoquer l\'exemple le plus fatal de l\'exploitation du chagrin qui a subsisté dans l(histoire de l\'humanité: la croix.Considérez les calamités qu\'a produites cette source de larmes \" dixit Jefferson.
\" Telle que je comprends la réligion chrétienne ,c\'etait et c\'est une revélation.Mais comment se fait-il que des millions de fables ,de contes et de légendes se soient mêlés à la réligion tant juive que chrétienne pour en faire la réligion la plus sanguinaire qui ait jamais existé?\" dixit John Adams
\"Attendu que le gvt des Etats Unis n\'est nullement fondé sur la réligion chrétienne, attendu qu\'il n\'a en lui même aucun caractère d\'hostilité envers les lois ,la réligion ou la tranquilité des musulmans ; et attendu que lesdits Etats n\'ont jamais participé à aucune guerre ou acte d\'hostilité envers aucune Nation mahométana,il est déclaré par les deux parties qu\'aucun prétexte émanant d\'opinoins réligieuses ne devra jamais entraîner d\'interruption dans l\'harmonie qui existe entre ces deux pays \" Traité sous la direction de Washington 1796 et ratifié par John Adams.
etsetra etsetra............................................................................
NB : raha mba hitan\'ireo mantsy ny niafaran\'i zamerika amin\'izao fotoana !!! angamba efa nivadibadika tao am-pasana efa im-bediabe ry zalahy hoy ny fiteny.
I Carter raha tsy diso aho no nanomboka nampiasa ny finoany hangalàna no votin\'ny mpitovy firehana ara-pivavahana aminy ( il faut ratisser large , casser la barrière républicain/ démocrate et rallier par la réligion )
I Kennedy (izay kato==> minoritaire) nilaza \" je n\'emmène pas ma réligion dans la maison blanche\"
I Bush père indray :\" Non , je ne saches pas que les athées doivent être considérés comme des citoyens , ni comme des patriotes.Nous sommes une Nation soumise à Dieu \"
NB: azo ovaina hoe \"noirs \" , \"homos\" ,\"juifs\", \"muslims\" ilay AT
Farany aza adino : \"rendons à Cesar ce qui est à Cesar , et à Dieu ce qui lui appartient \" toa ohatran\'ny forme de laicité mantsy no mety hamakiana an\'io fehezan-teny io.
20. fijo
(
29/10/2008 22:10)
izaymihintsy,nanomboka tamin'ni carter ilay resaka.teo ,dia nanomboka ny fakana ny vaton'ny mpino mba ahazahoana seza.ary teo dia very ilay teny malaza nampiasain'ingahy kennedy hoe "rehefa miditra ny hefitra hifidy ahy ianareo,dia apetrao eo ambavahady ny finoana"
mitranga indray izany amin'izao fotoan aizoa,satria hifampitadiavana ny vaton'ny mpino.ary mampiovaova ny teny avoakan'ny mpilatsaka hofidiana mihintsy io.
tsotra ny tiako lazaina,aza hafangaro ny fitondrana sy ny finoana,fa loza,loza ary atambo no hitranga.