Lohantenin-kira

1. Nafly ( 14/10/2008 10:55)
Salama daholo,
Mba anontany raha misy afaka mamaly, inona ny lohantenin'ilay hira misy hoe "variana nilalao ianao ka adinonao 'lay tokantranontsika e ..." dia izy ilay mpihira azy fa hitady ny tonony mantsy aho nefa tsy fantatro ny lohateny sy ny mpanakanto e.
Misaotra mialoha.
répondu par ni81 le 14/10/2008 10:58
2. ni81 ( 14/10/2008 10:58)
Variana nilalao no lohateny, ary ny raozin'ny paradisa no nihira azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401