blaogy.com tsy mivoaka eo amin'ny fandraisana

1. sitlo ( 14/10/2008 04:16)
Tena tsy mivoaka eo amin'ny fandraisanan'ny blaogy.com ny lahatsoratro vaovao. Tsy haiko na ny ahy ihany no manao izany satria ny an'ny sasany toa mivoaka ihany.
Marihina fa misy an'ity erreur ity raha vao mi-login aho.

Fatal error: Call to a member function on a non-object in /home/blaogycom/public_html/class/net/prettyrequestgenerator.class.php on line 40


Dia manararaotra an'i Hery ihany. I Hery moa izany no nanao ny wordpress malagasy ^:^ Dia nojereko tao fa ny character set nampiasain'i Hery dia mg-MD UTF-8. Misy mahasamy hafa azy ve io sy ny UTF-8 tsotra?
Raha eny dia misy mapping ohatra an'ito http://www.wizcity.com/Computers/Characters/CommonUTF8.php, fa momba ny mg-MD UTF-8, ve any ho any?

Misaotra ;-)
répondu par sitlo le 31/10/2008 09:32
2. sitlo ( 14/10/2008 04:20)
korotana vao natao cody bbcody :lol:

Tena tsy mivoaka eo amin'ny fandraisanan'ny blaogy.com ny lahatsoratro vaovao. Tsy haiko na ny ahy ihany no manao izany satria ny an'ny sasany toa mivoaka ihany.
Marihina fa misy an'ity erreur ity raha vao mi-login aho.


Fatal error: Call to a member function on a non-object in /home/blaogycom/public_html/class/net/prettyrequestgenerator.class.php on line 40


Dia manararaotra an'i Hery ihany. I Hery moa izany no nanao ny wordpress malagasy ^:^ Dia nojereko tao fa ny character set nampiasain'i Hery dia mg-MD UTF-8. Misy mahasamy hafa azy ve io sy ny UTF-8 tsotra?
Raha eny dia misy mapping ohatra an'ito http://www.wizcity.com/Computers/Characters/CommonUTF8.php , fa momba ny mg-MD UTF-8, ve any ho any?

Misaotra ;-)
3. hery ( 14/10/2008 07:10)
1. Hojereko ilay blaogy.com

2. Tena na ilay mg-MD ary dia diso fa tokony ho mg_MG no izy... asa na iza no naanao an'io :-)

Ny mapping dia utf-8 ihany (utf-8 unicode) mitovy @ fr_FR
4. sitlo ( 14/10/2008 14:27)
lol
Nataoko fa hoe wordpress malagasy tonga dia hery izany. Fa raha io mg_MG io marina dia mba betsaka no azo jerena amin'ny google.

Fa mba hafa koa izany mitovy amin'ny fr_FR izany. Tokony mba mihetsika kely ny akademiam-pirenena. Sa mety ry zareo mihitsy aza no nanaiky azy, lol, tsy hay.

1- misaotra :°)
5. sitlo ( 31/10/2008 09:32)
Ilay olana angamba araka ny fahitako azy dia ao amin'ny commentaire. Misy lahatsoratra nofafako mantsy dia tsy nety niala ilay commentaire. Fa raha mety dia tonga dia fafao amin'ny tanana :P ireo commentaires ireo. :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1394