Miarahaba ô! ...Mba lasa ny saiko hoà oe maninona kay raha asiana "rubrik" momba ny ankamantatra??? , mety hoe hatsikana sy lalao le izy, fa raha atao any am hatsikana sy lalao manko dia tsy hitohy ny dinika satria raha misy mora mahita azy de eo mijanona eo lay dinika . Raha hanokafana "rubrique" manonkana mihintsy mety hafinaritra a!! nefa asa???? :-w.... ;-)
sssssh ,aza miafina aloha fa miady hevitra am oul tsy hita izany hafa2be!
..ka le izy mba atao hoe mikasika ny ankamatatra irery ihany, satria kolo-tsaina Malagasy ny ankamantatra! an'ny tompon'andraikitra no manatanteraka na tsia xxx na izany aza. :^)