Ho potika koa vé ny RADIO VAZO GASY?????
1. zozofinina
(
07/10/2008 19:31)
Toa iaraha mahalala indray fa lasa fanaovan'ny sasany mattraquages ny RADIO VAZO GASY ??? toa izay mahatohatohana any @ tompon' andraikitra any ihany no tena mandeha bé foana ny hirany??? Misy dia hira miverina foana na dia tsy misy mangataka akory aza nefa dia miverina isanandro izao ary in-telo isanandro fara fahakeliny, misy mpihira sy mpihira tsy fantatra akory ny existance-ny nefa grace a RVG lasa fantatra tampoka nohon'ny mattraquages.....Dia ho simba koa vé ny RADIO VAZO GASY ????????
répondu par Noue le 10/10/2008 16:20
2. Noue
(
07/10/2008 19:50)
inona aloha no tianao lazaina @ io hoe matraquage io eeeeeee?????? :^) :^) :^) :^)
4. hery
(
07/10/2008 20:38)
zozofinina> :-)
Ny Radiovazogasy dia mandefa izay hira alahatry ny mpihaino. Raha misy hira tianao handeha dia alaharo e :-)
Ny Radiovazogasy dia mandefa izay hira alahatry ny mpihaino. Raha misy hira tianao handeha dia alaharo e :-)
5. lembelo
(
07/10/2008 21:24)
Izaho indray nandefa hira tany, hira 2 tamin'ny 19 septambra teo fa dia tsy hita soritra hatramin'izao. Angamba mbola niala sasatra ireo mpandray hira.
Mitombo tokoa aloha ny dokam-barotra fa tsy hitako izay olana amin'izany.
Mitombo tokoa aloha ny dokam-barotra fa tsy hitako izay olana amin'izany.
6. xxx
(
07/10/2008 21:28)
misy mpihira tsy fantatra akory ny existance-ny nefa grace a RVG lasa fantatra tampoka nohon'ny mattraquages.....Dia ho simba koa vé ny RADIO VAZO GASY ????????
ZOZOFININA>
Tsy hitako hoe inona ny olana. Matoa ny MPIHIRA fantatrao dia efa nisy pub natao ho azy tany aloha tany. Ka inona no olana tsy ampahafatarana ireo izay misondrotra??
Raha mattraquage no resahina, jereo ny star'ac, nouvelle star, pazzapa etc...
Ny mitsikera mora ra-zozofinina fa ny manatanteraka sarotra a!
8. zozofinina
(
08/10/2008 16:48)
Ö ry tonaka é; aza manao tambabé fa ento mora lé izy kosa
:^)
Fanontaniana no napetrako fa tsy critique
:^)
Fanontaniana no napetrako fa tsy critique
9. fahamarinana
(
09/10/2008 05:26)
hery:
Ny Radiovazogasy dia mandefa izay hira alahatry ny mpihaino. Raha misy hira tianao handeha dia alaharo e
:arrow:io no voalaza ery ambony ry zozofinina dia mahereza izany mandahatra ny hira tianao indrindra ireo tsy notanisainao teo ireo...zà manokana izay hira tiako no halahatro fa tsy izay hitan'ny masoko rehetra ao akory,mpihira zato aman'arivo ireo ve ary tsy tiako ny sasany na nisy nampiditra aza.Safidiko iny ary izay aza no tena hakafiziko ny rvg satria mba afaka miheno izay mba tiako aho fa tsy hi-subir sanatria izao hira vao mivaoka rehetra sy tiana hankalazaina izao :raha tsara moa maninona fa ndraindray tsy azokazon'ny tenako ...Dia tahak'izay daholo ny rehetra.Mino aho fa raha handahatra ireo hira tianao halaza ireo ianao isan'andro dia halaza tanteraka izy ireo koa dia mahereza fa tsara ny mihaino hira ary tsara ihany koa ny fiaingan'ny hevitra tianao aseho.:) (l)
10. hery
(
09/10/2008 08:49)
Ny ahy ny averimberiko dia hoe alaharo ny hira. Alaharo izay tianareo ho heno fa izahay tsy mahalala hoe inona no tianareo. :-)
Rehefa misy hira hitanareo fa mitady hiverimberina dia mandahara hafa malaky :-)
Rehefa misy hira hitanareo fa mitady hiverimberina dia mandahara hafa malaky :-)
11. zozofinina
(
09/10/2008 16:14)
AAArrffffh !!!!
Eny ôô mazava ny amin'iny fa aleo ho any :) aleo hijanona any lé resaka fa aza asina suite-ny intsony fa tady hivôna ny resaka ka sao ahazahoako loza eto,satria tsy haiko na mody fanina ny sasany " fahamarinana" na ahôna fa ôtran'ny tsy voavakiny tsara ngamba ny nosoratako na tsy haiko ho'é sô dé entin'ny fo fotsiny mamaly an'ilay nosoratako ka tsy handinika akory ny tena votoatin'ny tiako ho lazaina.....Fa 'zao éé, miangavy anareo ny tenako, aleo iny resaka iny ho any dia miangavy ny mpikarakara 'zany hamafa ity sujet ity izay no irariako fa sô hanahirana ,misaotra betsaka t@ hevitra ,ary ialana tsiny raha somary nisy ny tafitohana, averiko fa tsy critique no nataoko fa remarque sy fanontaniana no napetrako,INDRINDRA

12. Noue
(
09/10/2008 16:40)
dia inona ny hira nalahatrao ????? :) ouinnn saika mba handahatra hira koa aho dia saika nasiako hoe tsiky dia ampy zozofina aaaaaaaa :-D :-D :-D :-D fa inona re no hangatahiko eeee??? :-D :-D :-D :-D :-D
13. fahamarinana
(
10/10/2008 03:36)
zozofinina:
satria tsy haiko na mody fanina ny sasany " fahamarinana" na ahôna fa ôtran'ny tsy voavakiny tsara ngamba ny nosoratako na tsy haiko ho'é sô dé entin'ny fo fotsiny mamaly an'ilay nosoratako ka tsy handinika akory ny tena votoatin'ny tiako ho lazaina....
:arrow:voavaky soamantsara tokoa rahavako ary raha nandinika aza zozofinina dia tsy nilaza akory aho fa ianao niteny fa ratsy,ny mikasika ahy no nomarihiko anie fa tsy ianao e...(nasiako mihintsy aza hoe zà manokana mba tsy hifangaro ) fa tsiky dia ampy e,ny critique tsy voatery ho ratsy fa mahatsara zvtr ihany koa...dia :) dia ampy fa matoa mamaly mba mamaky sy mandinika kosa fa tsy hoe inona akory sanatria no haleha eto (zà manokana koa io lazaiko io ).. :D (l)
14. zozofinina
(
10/10/2008 16:04)
'za tsy hamaly tsony fa marina ho'a ny anareooooooo :(
"noue": lé fozaorana
"noue": lé fozaorana